Izaho tsy mianananana amin'ny politika satria tsy miantehitra ary tsy mihevitra ny hiantehitra @ politika. Tonga izay tonga ny fiainako tsy miova. Azera izay voazera izaho tsy midaboka very seza. Ny sasany feno ny kapoakany izaho tsy nanome kapoaka hofenoiny maloto. Izay tantanan'ny hafa any @ tsizy toy ny hoe "manaova barazy, aza tiavina ny olona avy ary na avatsy, miadiva sy mifamonoa ahazoko seza, mihira dia mitoloma fa hiomehezako rehefa ngetroka aho sns..." ireny no nahodin'ny demony. izaho ny kely ananako tsy hanenenako ary be lasanao tsy mamparary ny foko satria niasa mafy sy niaritra ianao.