Mba tahazo vaovao avy aty aminareo

1. bitra ( 31/03/2008 22:34)
Salama é
Manina mahatsiaro ka mba mitady vaovao avy aty aminareo ny mpanoratra vaovao mikasika ny fomba fianany gasy amini"izao andro efa sarotra izao marina fa ny fahitako ny gasy dia ohatra ny finaritra lalandava na mangidy aza ny fianana satria arakin"ny fahitako azy dia ohatra ny lasa (Artiste) daholo ny gasy .
Teo haloa teo dia mpivarotra daholo ny gasy rehetra fa amin"izao dia lasa (Artiste) daholo ny tanora ka io no mahatonga ahy mba anotany anareo raha ohatra io no lalana mety hizorana anavotana any Madagasikara amin"ny fianana sarotra izao.
Fanotaniana ny ahy fa raha mba misy afaka amaly ahy dia mba hisaorako mialoa eto misaotra besaka re tompoko hoy ny mpanortra.
Bitra.
novalian'i ainaheri ny 01/04/2008 10:46
2. ainaheri ( 01/04/2008 10:46)
Le gasy finaritra lalandava alou d marina iny..na eo aza ny hamafin'ny fiainana d tô itanao maharaka iany ny tsi11 eo @ lafin'ny zava-dreetra ka io miankina @ enti-manana...



Teo haloa teo dia mpivarotra daholo ny gasy rehetra fa amin"izao dia lasa (Artiste) daholo ny tanora ka io no mahatonga ahy mba anotany anareo raha ohatra io no lalana mety hizorana anavotana any Madagasikara amin"ny fianana sarotra izao.


Raha @ lay resa-barotra d ny maka tahaka ny betsaka ra io fahazoako io resakao io,na we fifaninanina ...nanokatra ianona d za kou mba anokatra!!!
Zany we io zany lalana farany zay itany sy hany mba andaniany andro sy mba zakan'ny eo ampelatanany angamba!!!

Tsy azoko le resaka we :raha ohatra io no lalana mety hizorana anavotana any Madagasikara amin"ny fianana sarotra izao..... Raha manao an'ilay artiste izy,ngah tsy ny fiainany no avotany fa i Madagasikara??
(hevitro za samirery)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851