mitady nouveaux sortant na informaticien autodidacte te hiofana hidirana eo @ sehatrin'ny developpement
mahita rirany @reto:
php, flash, photoshop na firework,javascript/ajax, css2
manana sens artisitique
toerana: antananarivo,madagasikara
ra liana ahafantatra ny andinindininy ianao dia manorata
makezaka> ianao ihany no mahalala hoe mety v sa ts mety @nao le iz
raha vonona ny hianatra en autodidacte enao mo vao maika tsara, de tsindriko tsara hi-dev le tanjona
ie, misy fandraisna anjara Ar 100.000 @ voalohany, izay mihena avy eo,
refa mahay enao de anjaranao ny misafidy ra hijanona enao ra andeha