forum.serasera.org v.2 beta
41. imeva
(
31/03/2008 06:03)
7.35s
Tsara aloha ilay izy. Asa raha vao ka manitra. Fa saingy ilay caratere
bold tsy hita tsara.
42. kiadi
(
31/03/2008 19:21)
refa @ maraina marina de miraikitra be fa refa alina de mba rapida kely
43. sasa
(
01/04/2008 04:38)
dia mankasitraka be ny ezaky ny mpiandraikitra amzao endrika vaovao izao fa tena manja e!
44. Gie
(
04/04/2008 08:09)
lasa maisatra be indray an !
Hafainganana: 320.46s.
nefa efa mahatratra 3mn zay vao tafiditra eto....
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.2971