forum.serasera.org v.2 beta

21. hery ( 28/03/2008 09:31)
Jerijereo ihany ilay soratra ery ambany raha miraikitra

Hafainganana: 0.6s.

Hitako ihany ny antony mampiraikitra an'ilay izy, tsy miankina amin'ny site forum velively fa @ serveur @ ankapobeny. Efa mijery azy akaiky.
22. Gie ( 28/03/2008 10:17)
Hafainganana: 110.37s.

maisatra be....Hafainganana: 110.37s.
23. hery ( 28/03/2008 11:15)
Novaina ny structure-n'ny table fa mbola milona foana...

Ilay serveur mihitsy no vizana :-(

Hitady fika hafa indray
24. ari.malala ( 28/03/2008 11:50)
weeee, merci alou fa efa tafaverina etsy ankavanana ny lisitry ny dinika e
25. ari.malala ( 28/03/2008 11:56)
=))=))=))=))mananiany b kou le iz, za nanantena we eo le lisitra hay kay ts eo tampoka tsssss=))=)) ny hafainganana itako zao 0,33 fa ts haiko ze efaveo
26. Gie ( 28/03/2008 12:20)
Hafainganana: 112.78s.

mbola eto am-pijerena nefa de miova


Hafainganana: 0.66s.

27. kelly13 ( 28/03/2008 12:40)
ny aty amiko tena mbola miraikitra b mihitsiny ny hafainganana :(
28. mmmhh ( 28/03/2008 12:56)
weeee, merci alou fa efa tafaverina etsy ankavanana ny lisitry ny dinika e

tô tsy hitako zany??? na izany na tsy zany milay e,
mbola tsy de nampiasa be lôtra fa vao nanokatra de ty no nanitra an'ah vôlohany t@] dinika de niditra,
mahafinaritra ka, mankasitraka e!:-* :-*
29. rakaroka ( 28/03/2008 12:57)
Bôjour daholo aloha. Siora fa eto @ Sera aho izao :?: fa andraso aloha 'ndeha hanatono masikita fa mbola mahavita tsara "entre" deux clic, sady somary mangatsiaka ny andro no "arozazy" amin'izao "endrika vôvô izao e:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/barbecue232.gif[/IMG]*
Dia mis^tra ny mpiandraikitra amin'ny fanavaozana e!Fa somary elaela tokoa @ Internet explorer
30. Gie ( 28/03/2008 16:30)
mahagaga fa Hafainganana: 13.54s. nefa tena mahatratra 2mn vao tafiditra eto.
31. hery ( 28/03/2008 18:17)
Ok...

Nanao erreur kely aho teo fa tokony mba malakilaky kokoa amin'izay izy izao.

Beta marina :-)

Hiditra @ zavatra hafa indray.
32. rakaroka ( 28/03/2008 18:20)
Efa niha haingana ka :lol:
33. Gie ( 28/03/2008 18:21)
malaky be....

Hafainganana: 0.16s. =D> =D> =D> =D>
34. Gie ( 28/03/2008 18:26)
misy zavatra mahagaga kely ity....namaly dinika tao @ fahasalamana aho , hita ao hoe "28-03-2008 17:24:24
Gie -> Vakio"

nefa toa tsy hita , tsy misy ny zavatra nosoratako ao..... :roll:
35. Gie ( 28/03/2008 18:44)
reccord kosa ity an !

Hafainganana: 0.03s.
36. hery ( 28/03/2008 18:45)
Hojerena
37. pissoa ( 28/03/2008 19:11)
Toa tsy miova ny lokon'ny rohy rehefa efa novangiana !

Manjary tsy fantatra hoe efa nametraka hevitra vaovao ve i Ikaretsaka sa ilay efa novakiako teo ihany io :-D :-D :-D
38. ikaretsaka ( 28/03/2008 19:14)
io resaka lera io tokao voamariko t@ mbola version alpha aza
ny aany @ pejy fandraisana avansa adiny 2 @ ny aty @ sobjokotra
39. yonikafopl ( 28/03/2008 20:44)
Hafainganana: 4.80s.

fa na izany aza efa mba malaky ihany io amiko ka :)
40. Kwasi ( 28/03/2008 22:55)
Misy fotoanany angmba ilay vitesse ka sa ahoana? T@ antoandro aho niala fotsiny fa leo be, izao nefa lasa 4.43s
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.599