mila vonjy

21. fijo ( 27/03/2008 23:03)
hoy ika:". Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 27-03-2008 02:38:20
Lohateny : Re : mila vonjy
fijo: raha foibe flm mety vitan-drapasy ny mipasoka azy , tsy important noho i rapasy ialahy any
"
mety homarina izay ry ika,fa aza hadino,fa amin'io fotoana io ,dia mba efa misy mahalala aloha hoe inona no zavamisy.

izay no tanjona.
22. ikaretsaka ( 27/03/2008 23:43)
raha izay dia izy koa aho hoe aleo hiseho hoe inona ny zava-misy
23. todisoa2 ( 28/03/2008 14:42)
miombon-kvt kou alou zaho e. Vaovao farany. Misy conseil synodale zao d io no dinihin'ny rzalahy ngeza ao. Efa mis presentiment ny ahy...
24. rabingogilabanga ( 28/03/2008 15:59)
todisoa2:
Ny Pastora Filohan'ny SPaFI (Synodam-Paritany FIsakana) te-handefa ny zanany ary dia nametraka fingapingana samihafa ry zalahy


rahaazo atao ialao ilay manonononon'olona oa:

satria tsy fantatra na marina, na tsy marina izay lazainao!

version-nao io, dia vakianay, saingy feondakolosy tokana ihany


manana droit de reponse ilay olona, saingy tsy voatery mahay internet, na au courant ny forum eto

lazao fotsiny ilay zava-nisy, pasitera fotsiny hoe: dia iarahantsika vahana eto
25. fijo ( 28/03/2008 21:19)
ie,isika eto aloha dia izay voasoratra ato no itantsika.ka izay no nilazako hoe ,alefaso any amin'ny foibe,de ry zareo no mijery izay tena nisy tao.na tsy hanova zavatra aminao aza io,dia mba fantatra farafaharatsiny hoe izao no tena nisy tao.
26. todisoa2 ( 31/03/2008 12:56)
miombon-kvt @ fijo e
27. ikaretsaka ( 31/03/2008 14:59)
izay.. aleo mba ho heno aby ny "marina" sy ny "rariny" araka ny perceptiven'ny tsirairay
28. fijo ( 01/04/2008 21:02)
sady io marina io anie rehefa heno,mety tsy hanova zavatra efa vita,(satria ny zanany efa tany )fa ny hoavy kosa dia vita ny aminy.izay le vokatra
29. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:35)
miombon-kevitra amin'ika sy i fijo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0517