mitady recette mofo baolina

21. tess ( 27/03/2008 16:28)
kelly: ka izay no tiko antaniana ka! de hety harihitra ve ky lay beurre atao am paty mofo baolina....sa ratsonika kely?????

bobone: hummmmmm toa hilay izy zany fa sao makarary kibo raha be ranoncoco loatra?????? SA TSY MANIN???
22. kelly13 ( 27/03/2008 17:03)
atsonika ankia madame tess a, tena hafa kely mintsy ny tsiron'ilay mofo ballon mivôka aveo an zé faim
23. tess ( 27/03/2008 17:40)
:miam: handramako am week end fa efa ela zà tsy nihinana mofobôl
lay beurre 0°/° no vidiko amzay tsy mampatavy :wink: :-D :-D :-D
mci ky ah! :-*
24. mangidy ( 29/03/2008 00:22)
ao blog ny tess oh misy rohy manome recette mofo boalina hummm
si non za efa nandefa tato
25. hira ( 03/04/2008 15:05)
coucou daholo! promis, hanandrana ireo recettes ireo aho @ zoma mba manala azy vita exam miaraka @ akama gasy e! saingy zao an, ilay saindoux alouu rasiligaoma tena tsy azoko antsaina mintsy ny hihinana mofo baolina @ izany an :-D :-D :-D ilay coco koa toa pas mal. @ sabotsy aho manao compte rendu.
26. hira ( 09/04/2008 00:12)
finalement t@ alahady indray aho vao nanao an'ilay izy, dia tena mety. somary mipasaka kokoa ilay izy, fa andramako ilay alona iray alina sao dia metimety. par contre ilay coco ohatran'ny hafahafa be, lasa mofo baolina metisy izany ilay izy :-D :-D :-D en tout cas misaotra betsaka an'ny tout le monde t@ recettes isankarazany, dia vive les mofo baolina!!!
27. haritianah ( 19/06/2008 22:04)
azo atao koa raha maita lé vovona coco @ sht reny any @ mpivarotra dia araraka ao anatin'ilay patte na mofobaolina dia endasina amin'izay fa tsara bé.
Enao fotsiny no hafahafa ry hira fa ny coco dia maha gasy ny gasy mits ary tena vita gasy mits lé izy au coco no matsiro be.
Ohatran'ilay oé Mokary au coco ihany io misy mokary tsotra de misy ko ny au coco fa ts hafahafa zany mits fa enao no ts mbola nanao azy fotsiny.
28. lemurbaby ( 24/01/2010 17:22)
Video Mofo Baolina
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/OlMXEYUdaKo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5405