Toa lasa fampiderana ny atin akanjo , fahavetavetàna ny hira

1. xxx ( 25/03/2008 13:13)
Raha nandinika aho dia toa lasa mivarina @ fahavetavetàna sy ny vulgarité ny ankabeazan' ny mpanakanto malagasy ankehitriny: na ny mpihira,na ny mpanolotra(raha raisina fotsiny ny kidaona maraina),na ny mpandihy...Tsy hanonona tarika angamba aho fa dia iaraha-mahita ny zava-misy ankehitriny,toa tsy misy mpifady intsony ve sa ahoana ny sasany izany efa mila hiboridana ?..ary ny mampalahelo an efa dia malàza kely 2 à 3 semaines iny hira iny dia lefy avy eo nefa ny hira fahiny ohatra dia tsy lefy fa dia henonao eny foana !
novalian'i bida ny 14/04/2008 18:47
2. cutie ( 25/03/2008 13:24)
ka manaraka ze ataon'ny artista avy any ivelany tsinona koa:-D
3. radjery ( 25/03/2008 13:48)
zay mbôla tsy nhita fa ampisevo alou jerena dé afaka milaza ny hevitra avy eo é!:°):-D:-D
4. naughtyboy ( 25/03/2008 14:37)
o radjery a fa aiza ary nareo zany no tsy mbola nahita atinakanjo any @ fivarotana
silipo betsaka anireny:-D:-D:-D lingerie,supermarche azo jerena maimampoana
5. cutie ( 25/03/2008 14:58)
3. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 25-03-2008 15:37:23
Lohateny : Re : Toa lasa fampiderana ny atin akanjo , fahavetavetàna ny hira
o radjery a fa aiza ary nareo zany no tsy mbola nahita atinakanjo any @ fivarotana
silipo betsaka anireny lingerie,supermarche azo jerena maimampoana

le artista malagasy no lazaina eto koa:-D
6. naughtyboy ( 25/03/2008 16:57)
:roll:za v nahalala fa fihinana ny valala:-D:-D
7. cutie ( 25/03/2008 17:34)
:-D:-D:-D:-D:-D
8. ikaretsaka ( 26/03/2008 01:37)
naughtyboy:

:roll:za v nahalala fa fihinana ny valala:-D:-D


za kounkou tsy kobo hoe kaly ny akoho
9. cutie ( 26/03/2008 01:42)
=))=))=))=))=))=))
10. radjery ( 26/03/2008 01:46)
ary iza no nahafantatra fa kefona ny katsaka:-D
11. cutie ( 26/03/2008 01:49)
in koa ny dikan'zany:-D
12. radjery ( 26/03/2008 01:53)
:-D:-D:-D
13. radjery ( 26/03/2008 01:55)
andraso aseko adikan'i kiadi:-D:-D:-D
14. cutie ( 26/03/2008 01:57)
ka efa we zahay tsy mahay teny gasy :-D:-D:-D:-D
15. ratonga ( 27/03/2008 15:55)
iza dray ary io tsy mahay teny gâaache io :-D :-D :-D
16. cutie ( 27/03/2008 15:57)
:-D :-D :-D :-D
iza ndray aza io manadala io
17. rafangotsohana ( 31/03/2008 12:13)
:evil:
Salut daolo e!

tsy mba hitnareo milay kosa v reny fampishoana mivelatra toy ny an'ny AREMA taloha ireny e? Hijery porno aza saika hatao, ka mainka fa misy gratuit, tsy efa ohatrizay? Samy manana ny eritreriny aloha e! Raha misy mpifady ao atrano, dia aleo ny iray mandefitra mody mivoaka, @ zay tsy menatra e!!! Tsy azonao sakanana mitsy anie lay izy, ka izay no maha drame azy e? Mba jereo ange fa isaky ny misy hira mihetsikestika, dia tsy maintsy misy danseuse foana, @ zay mila itranga daolo ny ravim-bodiny, sy ny skôndiny, ary raha mandinika isika dia ry zareo côtiers foana no tena manondrana @ io toe-javatra io. tsy sanatria aho hoe "manao discrimination" a, fa izany no marina!! Tsy hisy avy eto @ Haut Plateau hanao fihetsika toy ireny mitsy!!
Izay e!
18. RAKVOL ( 13/04/2008 06:16)
tandremo zany rafangotsoana fa saotsy mety ny hevitrao zany; any @cotier mafana normal ?????
19. bida ( 14/04/2008 18:47)
Izaho indray aloha tsy dia mametraka olana amilay hoe fampiderana atin'akanjo re-olona a! Misy ange karazan'olona manendrika ny vatany ireny karazan'akanjo ireny e! Aza tonga dia raisina hoe fahavetavetana ilay izy satria, jereo fotsiny fa miankina @ kolotsainy faritra tsirairay ilay izy.
Raha dinihantsika ohatra izao ny faritra sasany, mbola kely ny ankizivavy dia efa mahay minotsika tsara mihitsy (resaka fandihy io an) , dia midika ve izany fa vetaveta koa ireny zaza ireny raha mahay mampandihy ny valahany toy ny vehivavy lehibe ireny. Ny dihy vakodrazana any amireny toerana samihafa ireny dia nahafahany ankizy nandihy sy nianatra minotsika efa hatr@ fotoana maro ela be. Ohatra iny resaka dihy nolazaiko iny satria nisy remarque hoe "côtier" teo.
Tsy diso ny fanamarihana nataony xxx fa hitako masika loatra satria tokony ho nosokajianao tsara fotsiny hoe vanimpotoana toy inona no nanaovan'ilay mpihira atin'akanjo, ary karazan'olona tsy tokony hitafy ohatran'izay ve no nanao an'izay. Avy eo ianao vao tokony hanao ilay remarque.
Ekena fa azo lazaina fa tsy mifandrindra @ kolotsaina malagasy indrindra ny avy ao afovoan-tany ilay izy, kanefa akory atao babaô!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5189