iarivo mantsy izany

1. faithful ( 23/03/2008 16:42)
Manaona tompoko, sainga mba angataka ny tononkira "iarivo mantsy izany" hiran'ny solika. misaotra tompoko.
novalian'i hira ny 25/03/2008 12:57
2. hira ( 25/03/2008 12:57)
raha sendra ka tsy hita
Iarivo mahazatra
injay lasalasa foana
sentosento tsy tsaroana
Iarivo mantsy hono
Iarivo ka tsy foy
Iarivo, Iarivo mantsy izany
...
tsy tadidiko intsony fa nosoratako ihany sao dia mba mampiverina izay hainao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049