Paska RNS hisy orana sy lanézy

1. razamble ( 20/03/2008 17:41)
Manahy aho rey olona fa hamirifiry ny hatsiaka any Vichy. Ny asabotsy dia hanorana. Ny alahady fanaovana finale dia hisy lanézy. Aza mitondra ankizy raha azo atao fa ndrao dia hanavy izy ireo !
novalian'i tess ny 24/03/2008 16:53
2. Aino ( 20/03/2008 18:27)
misaotra any razamble nanome vaovao ny tohetr-andro fa eto aho laza ny saina hoe mitovy ny aty ve ny klima any sa tsy kay izany mangataiaka be ko!!
3. fasaly ( 20/03/2008 19:00)
hummmmm! loza mitsy wa e! de mazoto dool e!
4. sipagasy ( 20/03/2008 19:05)
euuhh, ka tsy tahaka izany fona moa isan-taona??? hihihi, nisy fanampiny kely fotsiny ity taona ity izany hoe 'lanezy' fa ny ranon'erika efa mahazatra iny e!

mazotoa daholo e!!! dia aza hadinoina ny fihaonan'ny namana dia andefaso sary isika rehetra e!!!!
5. tess ( 20/03/2008 19:14)
i sipagasy an; njy ngah tsy hilanja lay kitapo transparent misy soratra amity?????:wink:
nisy ranonerika madinika fa ny masoandro nibalika tam taona lasa rehetra......manao va mafàna dool ary indrindra ho an'i aino zàtra andro mafàna:-P
6. sipagasy ( 20/03/2008 19:24)
tess tsy tafa akia @ ity annn

@ manaraka, enga anie @ faritra hafa injay e!!!, mba ho any @ ndry Aino injay mmoa mampaninona!!!
7. ikaretsaka ( 20/03/2008 20:15)
tso-drano aby izany sady mba mangatsiatsiaka ny radiateurn'ny mpanao sport
8. razamble ( 20/03/2008 20:31)
sipagasy > Azo atao any Vichy ihany satria afovoan'ny Lafrantsa any. Ny fanaovana azy no tsy atao Paska intsony fa atao 26 juin ohatra, na eo anelanelan'ny juin sy octobre.
9. ikaretsaka ( 20/03/2008 20:38)
ataovy krismasy letsy e
10. Aino ( 20/03/2008 20:59)
tess fa anga tsy loza, tena hiomana tsara mihintsy hitondra elo sy akanjo mafana!!

sipagasy izay aty tena mila orana mihintsy zao!!
11. tess ( 20/03/2008 21:05)
sipagasy:

tess tsy tafa akia @ ity annn

@ manaraka, enga anie @ faritra hafa injay e!!!, mba ho any @ ndry Aino injay mmoa mampaninona!!!


io mba hiangaviana ingahy rajoleina mba hietsika amini'zany fa manja be ny rns raha any sepagne:wink:
ho tanteraka anie izany:-D


12. tess ( 20/03/2008 21:07)
razamble: ka efa makaleo ny olona any vichy fa mba te hiova ndray e!:°)
13. fijo ( 20/03/2008 21:55)
tamin'ny roa taona kosa ry sipagasy nafana an.fa talohan'iny no nanjombona be.fa amin'ity aloha hangatsiaka be,fa aty atsimo aza izao mamirifiry ko
14. tess ( 20/03/2008 22:08)
mandraraka be ilay fipetraky ny saison izao e! mifamadibadika be zany tsssss
ié tam roa taona hitako tsara mahintsiny ka!
15. fijo ( 20/03/2008 22:09)
fa amin'ity rah atsy misy namana ny alina ,mijanona fa hangitsy irery ao an
16. tess ( 21/03/2008 06:13)
de any maka namana kou! gasy maro be any io ve fijo tsy ilaozan'izay .....:wink:
17. sipagasy ( 21/03/2008 19:36)
eeeehhhh, dia tonga @ ilay fitenenana hoe ny ririnin-dasa tsy tsaroana aho ry zareo fa miala tsiny annn..:-*:-D:-*
18. tess ( 21/03/2008 21:22)
hay lasa aty ity dinika ity zà nitady an'ity tary momba ny serasera:P
tena horera kosa aloha tamity ririna ity e! non! printemps mantsy e! tssssss ny anay anio sady rivotra ny fofoka mafy no nirotsaka ny la neige ....
raha otrzay ny any vichy tsy hampalhelo ny mpandeha any:-P
19. ikaretsaka ( 21/03/2008 23:44)
ty ririnin'ty e
20. mihaja1 ( 22/03/2008 08:50)
Aleo hirotsaka izay hirotsaka fa tys mahasakana ny olona hande any io e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5068