Na dia manahy aza isika dia tsy misy mahay manampy ny andro

1. niryna ( 20/03/2008 05:53)
Hiaraha mahalala fa be fanahiana ity fiainana ity,kanefa ny tenin'Atra dia manambara fa tsy tokony hanahy isika satria tsy misy mahay manampy ny andro na dia iray akory aza isika.
Ny fahalalako an'izany dia hoe na inona na inona mahazo antsika dia manatona an'Atra ka omena tantanany izany olana izany,rehefa nomentsika azy izany dia izay tsy tokony hanahy,mahavita an'izany tokoa ve isika?
Tsy miteny ATra hoe aza mijery ny ho avy an,na aza manao zavatra ,hitsinjovana ny ho avy,fa ilay tebiteby lava amin'ny zavatra rehetra no tiany ho tenenina eto sa ahoana ?
Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafianay? .....
fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.


http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=6&andininy=25-32&dika=
novalian'i niryna ny 10/04/2008 14:51
2. 100tinl ( 20/03/2008 06:07)
Ireto hevi-dehibe TELO ireto no aoka ho masaka ao anatin'ny fiainan'ny kristiana :
- ny lasa = efa navelan'i Jesoa Kristy ny helontsika, tsy tokony hampangotsoka antsika intsony ny fahotana efa vita, efa voakosoka teo @ la croix ireny,FINOANA izay.
- ny ankehitriny = aza be fanahiana tokoa fa iaino @ fahatokiana ny Tompo ny zavatra rehetra ao antin'ny fandinihan-tena lalina, FITIAVANA izay,
- ny ho avy = an' Andriamanitra izany fa aza be tebiteby koa, ny Soratra Masina no milaza hoe : " fa isika manantena Lanitra vaovao sy Tany vaovao , izay tsy misy fahoriana intsony ": FANANTENANA izay.
Izay no azoko valiana ho an'i niryna sy ny namana rehetra.
Samy hanao paska am-pifaliana daholo anie.
3. endrika01 ( 20/03/2008 07:23)
Rehefa voaantso dia izay é,mody any am Ray .Aza manahy ny ampitso!Nisy olona iray izay,nilofotra sy niezaka mafy izy teo @fiainany,tena nandaniany mondrokely sy ron-doha mihitsy lay faniriana ny mba hahazo fiara!Nahazo ihany izy tamin\'ny farany,nefa fotoana vitsivitsy taty aoriana!Dia io marary izy,nohafatrafarany ny havany fa raha tapitra ny ainy dia alevina miaraka amin\'io fiarany io izy!Tsy azo omena olon-kafa!Dia lasa nanotany tena irery aho we,nangataka andro aman\'alina t@ A/tra izy mba ho azony izay niriny!Ny ray aman-dReny tsy manolo-bato mafana ny zanany ka vao maika fa A/tra.Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon\'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?Raha tsy sahaza azy tsy tokony nomen\'A/tra azy mihitsy!Zaho tsy manomé tsiny an\'A/tra fa lasa mahakely ny finoako ny zava-misy!
4. tsiafoi1 ( 20/03/2008 08:22)
Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?


Endrika01, f'anga Andriamanitra mamono olona?. Nefa izy aza ao amin'ny didy folo zany nomeny miteny we :"AZA MAMONO OLONA". Tsy logique izany

Rehefa maty ny olona iray de tsy maintsy miverina any @'Andriamanitra tompon'ny AINA ny AINA nomeny an'iny olona iny, fa ilay antony nahafaty iny olona iny kosa tsy avy Aminy, fa na izay aretina, na accident, vonon'olon sns...Ka aza manome tsiny an'Andriamanitra enao, fa nomeny ny fitahiana nahazoan'ilay olona fiara, fa ny antony nahafaty an'iny olona iny kosa tsy avy Aminy.

Tsarovy fa Losifera sy ny 1/3 des anges rebelles de eto @'ity planette terre misy antsika ity, ary miaraka amintsika andro aman'alina, izay tsy mikendry afa tsy ny hamono sy handrava ny voarin'Andriamanitra rehetra. Izy ireo no mamafy microbes sy virus samihafa, mamafy hevi-diso mahatonga korontana sy ady... Ka izay no tokony hiambenana mandrakariva
5. majesty ( 20/03/2008 09:05)
tsiafoi1 =D=D=D
6. endrika01 ( 20/03/2008 13:01)
tsiafoi1:
Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon\'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?
Endrika01, f\'anga Andriamanitra mamono olona?. Nefa izy aza ao amin\'ny didy folo zany nomeny miteny we :\"AZA MAMONO OLONA\". Tsy logique izany Rehefa maty ny olona iray de tsy maintsy miverina any @\'Andriamanitra tompon\'ny AINA ny AINA nomeny an\'iny olona iny, fa ilay antony nahafaty iny olona iny kosa tsy avy Aminy, fa na izay aretina, na accident, vonon\'olon sns...Ka aza manome tsiny an\'Andriamanitra enao, fa nomeny ny fitahiana nahazoan\'ilay olona fiara, fa ny antony nahafaty an\'iny olona iny kosa tsy avy Aminy. Tsarovy fa Losifera sy ny 1/3 des anges rebelles de eto @\'ity planette terre misy antsika ity, ary miaraka amintsika andro aman\'alina, izay tsy mikendry afa tsy ny hamono sy handrava ny voarin\'Andriamanitra rehetra. Izy ireo no mamafy microbes sy virus samihafa, mamafy hevi-diso mahatonga korontana sy ady... Ka izay no tokony hiambenana mandrakariva
Ka zay anié ry tsiafoi1 no tsy azoko é,lazaina fa Andriamamanitra no tompon\'ny hery rehetra!De mbô tsy itany ve lay fitalahoana atao ny lay olona!Ny mbola te hiaina sy ifaly @fianakaviany,dia raha izany ry tsiafoi1 ny devoly zany mahery noho Andriamanitra!(tena sériuese zah).
7. pskl ( 20/03/2008 13:27)
Misaotra betsaka ani 100tin.:-*
Mamelombelom-panahy sy mamelona fanantenana.
Mamelona ny finoana oé efa lasa ny zavatra rehetra fa aza eritreretina intsony. Ny anio iany hatao tsara dé ankino aminy ny ambiny.
:-*
8. ikaretsaka ( 20/03/2008 16:34)
rehefa tonga de convocation de lasa e..
9. niryna ( 20/03/2008 17:32)
100tinl:

Ireto hevi-dehibe TELO ireto no aoka ho masaka ao anatin'ny fiainan'ny kristiana :
- ny lasa = efa navelan'i Jesoa Kristy ny helontsika, tsy tokony hampangotsoka antsika intsony ny fahotana efa vita, efa voakosoka teo @ la croix ireny,FINOANA izay.
:D izay no antony tsy hampatahotra na hitebiteby raha misy zavatra mahazo
- ny ankehitriny = aza be fanahiana tokoa fa iaino @ fahatokiana ny Tompo ny zavatra rehetra ao antin'ny fandinihan-tena lalina, FITIAVANA izay,
ie,dia mbola hamafisiko ihany koa fa ny olona miaraka amin'i kristy dia tsy matahotra na inona mitranga rehefa mametraka ny olana rehetra eo amin'ny fiainany eo aminy 8) ^:^^:^

- ny ho avy = an' Andriamanitra izany fa aza be tebiteby koa, ny Soratra Masina no milaza hoe : " fa isika manantena Lanitra vaovao sy Tany vaovao , izay tsy misy fahoriana intsony ": FANANTENANA izay.
Izay no azoko valiana ho an'i niryna sy ny namana rehetra.
=D=D misaotra anao,mirary paka sambatra ho antsika rehetra,fiainam-baovao no nomen'i kristy ho antsika,fitiavana no nozarainy ka tsy tokony hitebiteby na amin'inona izany,andramo ny mametraka ny fiainantsika aminy irery manomboka anio raha toa ka mbola tsy nanandrana hianao fa guarentie io,raha nandaitra tamin'ireo olona marobe dia mandaitra aminao ihany koa ka izany no hijoroko vavolombelona eto foana.
mahereza mikatsaka ny fahamarinana ,ny finoana ao amin'ilay kristy mpamonjy antsika ,ary manome fanantenana antsika fa izay mino azy dia tsy mba ho very na rahoviana na rahoviana fa hiaradia aminy mandrakizay,moa misy zavatra tsara mihoatra an'izay?
Samy hanao paska am-pifaliana daholo anie.



10. niryna ( 20/03/2008 17:47)
endrika01:

Rehefa voaantso dia izay é,mody any am Ray .Aza manahy ny ampitso!

mody any amin'ny ray raha nino ny zanany e,fa tsy ny rehetra akory no hody any aminy,ny fanahy no miverina any aminy fa ny fitsarana mbola miandry raha nandray ny zanany ho mpamonjy sy mpanavotra azy,sa ahoana endrika ?


Nisy olona iray izay,nilofotra sy niezaka mafy izy teo @fiainany,tena nandaniany mondrokely sy ron-doha mihitsy lay faniriana ny mba hahazo fiara!Nahazo ihany izy tamin'ny farany,nefa fotoana vitsivitsy taty aoriana!Dia io marary izy,nohafatrafarany ny havany fa raha tapitra ny ainy dia alevina miaraka amin'io fiarany io izy!Tsy azo omena olon-kafa!Dia lasa nanotany tena irery aho we,nangataka andro aman'alina t@ A/tra izy mba ho azony izay niriny!

Ho an'izay tsy mahalala an'io tantara io dia tena misy io ary afaka mandeha any Ankadikely /Sabotsy Namehana hianareo/mbola ao ny fatin'ilay fiara hatramin'izao.Misy tantara mitovy io lazainy io ary dia mbola eo antokontanim-pasana izao ilay fiara fa nampanarahin'ny havany azy.

Ny ray aman-dReny tsy manolo-bato mafana ny zanany ka vao maika fa A/tra.Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?
ilay fanontaniana hoe nahoana no nalainy ny ainy dia Atra irery no nahafantatra ny andro ahafatesantsika
Raha tsy sahaza azy tsy tokony nomen'A/tra azy mihitsy!Zaho tsy manomé tsiny an'A/tra fa lasa mahakely ny finoako ny zava-misy!
mety mitombona ny eritreritrao ka izay ilay hoe ny fihevitro tsy fihevitrareo,ny lalako tsy mba lalanareo.
Efa namaky ilay tantara nalefako ve hianao fa maty ny zanak'ity rangahy ary dia ny fanomezantsiny an'Atra andro aman'alina no nataony? indray andro dia nasehon'Atra tao anatin'ny nofiny tovovavy irao izay niditra tao anatin'ireny fisotroana toaka ireny ary rehefa nitohy teny ny nofiny dia nasehon'Atra azy fa dia hirenireny toa io ilay zanany vavy raha velona eo ka dia tsara ho azy no nalain'Atra mialoha,tsy satry aza ve hiaraka ny zanaka , saingy izay no fitondran'Atra dia izay.Izy rainy indray no nitomany ary dia nanompo an'Atra.Inona no lesona azo tsoahina,nantsoin'Atra ny zanany,nanome tsiny an'Atra izy,nasehon'Atra tao anaty nofy ny mety hitranga,ary dia izy no voaantso ho mpanompon'Atra.Misy antony avokoa ny zavatra miantra amintsika mba hiderana,hanehoan'Atra ny voninahiny,ary hijoroantsika vavolombelona,santionany ireo.


11. niryna ( 20/03/2008 17:51)
Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?
:cry:
tsiafoi1:

Endrika01, f'anga Andriamanitra mamono olona?. Nefa izy aza ao amin'ny didy folo zany nomeny miteny we :"AZA MAMONO OLONA". Tsy logique izany

miombokevitra,rehefa tonga ny anjara dia iza,tsy misy fetra io ka izay no antony hihomanana andro aman'alina

Rehefa maty ny olona iray de tsy maintsy miverina any @'Andriamanitra tompon'ny AINA ny AINA nomeny an'iny olona iny, fa ilay antony nahafaty iny olona iny kosa tsy avy Aminy, fa na izay aretina, na accident, vonon'olon sns...Ka aza manome tsiny an'Andriamanitra enao, fa nomeny ny fitahiana nahazoan'ilay olona fiara, fa ny antony nahafaty an'iny olona iny kosa tsy avy Aminy.
:D

Tsarovy fa Losifera sy ny 1/3 des anges rebelles de eto @'ity planette terre misy antsika ity, ary miaraka amintsika andro aman'alina, izay tsy mikendry afa tsy ny hamono sy handrava ny voarin'Andriamanitra rehetra. Izy ireo no mamafy microbes sy virus samihafa, mamafy hevi-diso mahatonga korontana sy ady... Ka izay no tokony hiambenana mandrakariva


ary vao maika mihaentitra amin'izao fotoana izao ka mila miambina tokoa
12. niryna ( 20/03/2008 17:53)
endrika01:

tsiafoi1:
Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon\'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?
Endrika01, f\'anga Andriamanitra mamono olona?. Nefa izy aza ao amin\'ny didy folo zany nomeny miteny we :\"AZA MAMONO OLONA\". Tsy logique izany Rehefa maty ny olona iray de tsy maintsy miverina any @\'Andriamanitra tompon\'ny AINA ny AINA nomeny an\'iny olona iny, fa ilay antony nahafaty iny olona iny kosa tsy avy Aminy, fa na izay aretina, na accident, vonon\'olon sns...Ka aza manome tsiny an\'Andriamanitra enao, fa nomeny ny fitahiana nahazoan\'ilay olona fiara, fa ny antony nahafaty an\'iny olona iny kosa tsy avy Aminy. Tsarovy fa Losifera sy ny 1/3 des anges rebelles de eto @\'ity planette terre misy antsika ity, ary miaraka amintsika andro aman\'alina, izay tsy mikendry afa tsy ny hamono sy handrava ny voarin\'Andriamanitra rehetra. Izy ireo no mamafy microbes sy virus samihafa, mamafy hevi-diso mahatonga korontana sy ady... Ka izay no tokony hiambenana mandrakariva
Ka zay anié ry tsiafoi1 no tsy azoko é,lazaina fa Andriamamanitra no tompon\'ny hery rehetra!De mbô tsy itany ve lay fitalahoana atao ny lay olona!Ny mbola te hiaina sy ifaly @fianakaviany,dia raha izany ry tsiafoi1 ny devoly zany mahery noho Andriamanitra!(tena sériuese zah).

-------------------------------------
dia izay no voalazan'ny soratra masina hoe moa ny soa ihany ve no azo avy amin'ATra?
dia ho avy indray izao ny tarika hafa hoe ka inona no hivavahanareo an'io ATra raha mahazo ratsy ...dia ho tohizako aminy manaraka :D

13. rijadolly ( 21/03/2008 15:57)
endrika01:
Rehefa voaantso dia izay é,mody any am Ray .Aza manahy ny ampitso!Nisy olona iray izay,nilofotra sy niezaka mafy izy teo @fiainany,tena nandaniany mondrokely sy ron-doha mihitsy lay faniriana ny mba hahazo fiara!Nahazo ihany izy tamin'ny farany,nefa fotoana vitsivitsy taty aoriana!Dia io marary izy,nohafatrafarany ny havany fa raha tapitra ny ainy dia alevina miaraka amin'io fiarany io izy!Tsy azo omena olon-kafa!Dia lasa nanotany tena irery aho we,nangataka andro aman'alina t@ A/tra izy mba ho azony izay niriny!Ny ray aman-dReny tsy manolo-bato mafana ny zanany ka vao maika fa A/tra.Dia ozizy aho we manomé tsifoyfo zany A/tra,satria vao azon'ilay olona lay zvt nangatahiny dia nahoana no nalainy ny ainy?Raha tsy sahaza azy tsy tokony nomen'A/tra azy mihitsy!Zaho tsy manomé tsiny an'A/tra fa lasa mahakely ny finoako ny zava-misy!
Tena sur ve endrika fa nangatahan'ilay olona tamin'anaran'Andriamanitra ilay fiara?Dia sur koa ve sé fa tsy nisy zavatra hafa(maloto)ny fomba nitadiavany vola ahazoany ilay fiara?Dia sur koa ve sé fa ny alehan'sainy dia any amin'Andriamanitra no betsaka noho ilay fiheritreretana ahazoana ilay fiara?dia sur koa ve sé fa tena nahay nankalaza an'Andriamanitra izy raha vao azony ilay fiara?Inona no tena navesatra loatra tao ampony?
14. rijadolly ( 21/03/2008 16:22)
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=12&andininy=14-21&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=16&andininy=13-13&dika=asv-ls :-*:-*
15. niryna ( 22/03/2008 17:15)
rijadolly:

Tena sur ve endrika fa nangatahan'ilay olona tamin'anaran'Andriamanitra ilay fiara?Dia sur koa ve sé fa tsy nisy zavatra hafa(maloto)ny fomba nitadiavany vola ahazoany ilay fiara?Dia sur koa ve sé fa ny alehan'sainy dia any amin'Andriamanitra no betsaka noho ilay fiheritreretana ahazoana ilay fiara?dia sur koa ve sé fa tena nahay nankalaza an'Andriamanitra izy raha vao azony ilay fiara?Inona no tena navesatra loatra tao ampony?

:D
misy antony daholo ny fiainantsika,mety tsy mifanaraka ny sitrapontsika ilay sitrapon'Atra kanefa efa fantany fa izay ny antso ataony an'ilay olona,ny fanantenana dia enga anie izy nametraka ny fiainany teo amin'ny tompo talohan'ny ahafatesany.
ilay izy raha maty ka nametraka ny fiainany teo amin'Atra dia
16. Rasiligaoma ( 24/03/2008 05:35)
rehefa maty dia alevina e
ireo tsy misy atao amin'ity fiainan'ity no manahy sahady ny amin'izany
17. prime ( 02/04/2008 12:51)
endrika01> Mitombina ireo fanamarihan'ny namana eo ambony ireo, Andriamanitra tsy mpanompo ny olombelona ka mpanatanteraka ny sitrapon'ny olona, fa eo tsy azo hadino hatrany ny maha Andriamanitra Mpanjaka Azy... ny mahaTompon'ny hery Azy dia tsy toa ny fihevitry ny olombelona...

Asa raha tsaroanao ny zava-nisy fony Kristy nohomboana teo afovoan'ilay jiolahy roalahy... dia toa izany fanamarihanao izany mihitsy ny nataon'ilay iray ka sahy niteny hoe : "Ary ny anankiray tamin'ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay." Lioka 23:39... toa ny mpanao majia Kristy ka azo ampiasaina hanaraka ny sitrapon'ny tena...

Andriamanitra no Tompon'ny zavatra rehetra, tsy misy tsy foiny ho an'ny zanany ny zavatra rehetra... ka tsy fiara iray no hahasondy Azy tsy omeny ny olon-tiany...
18. niryna ( 10/04/2008 14:43)
Rasiligaoma:

rehefa maty dia alevina e
ireo tsy misy atao amin'ity fiainan'ity no manahy sahady ny amin'izany


misy atao ahoana no tianao ho tenenina ? samy hafa mantsy ireo,misy tsy mitady afatsy ny ety an-tany ihany ireo izany no misy atao? ary ny tsy manana fa manana fanantenanana fa hiaraka amin'i kristy izy rahatrizay ka miala ety,na tsy misy atokona aza izy foana hatreo ny fahantrana rehetra ,ny fijaliana rehetra,ny aretina rehetra,ary dia fifaliana indray no hodiany any amin'ny tompo
19. niryna ( 10/04/2008 14:51)
prime:

endrika01> Mitombina ireo fanamarihan'ny namana eo ambony ireo, Andriamanitra tsy mpanompo ny olombelona ka mpanatanteraka ny sitrapon'ny olona, fa eo tsy azo hadino hatrany ny maha Andriamanitra Mpanjaka Azy... ny mahaTompon'ny hery Azy dia tsy toa ny fihevitry ny olombelona...
marina izany


Asa raha tsaroanao ny zava-nisy fony Kristy nohomboana teo afovoan'ilay jiolahy roalahy... dia toa izany fanamarihanao izany mihitsy ny nataon'ilay iray ka sahy niteny hoe : "Ary ny anankiray tamin'ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay." Lioka 23:39... toa ny mpanao majia Kristy ka azo ampiasaina hanaraka ny sitrapon'ny tena...[/quote[ endrika ilazaina ny mpino sy ny tsy mpino ireo sa ahoana ? [quote]

Andriamanitra no Tompon'ny zavatra rehetra, tsy misy tsy foiny ho an'ny zanany ny zavatra rehetra... ka tsy fiara iray no hahasondy Azy tsy omeny ny olon-tiany...
mety variana teo amin'ny fitadiavana izy ka nanadino an'Atra,ahoana hoy ny teny "ry adala anio alina no angalako ny ainao....,ho entinao aiza ireo harena nisasaranao raha tsy nanome voninahitra sy nametraka ny fiananao ho eo am-pelantanan'Atra hianao?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5592