racisme be
21. milaibe
(
19/03/2008 19:28)
Manana letsy sens d'humour a! Elah zany rasalopard(soloy gentil ny ps ny lekarilah)tena tery saina loatra
23. vale
(
20/03/2008 21:39)
salopard:tsy anjarako mamaly ilay izy fa te hiteny izay mba fntatro fotsiny zah am le dinika: salopard> Racisme izany raha manompa razana,sns,sa???
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47dfd1803041d
AHOANA ITONY SY IZAY VOALAZA REHETRA ATO RY SEFO:
manolana ny tsinain'ny saasany hono! tss...
RACISME TSOTRA IZAO:ROSIANINA e!, ANTANDROY e!,DAKOMA,SINOA,TAVARATRA,
dia tsy fafana, nefa ny teny frantsay ndry tezitra juste teny frantsay fotsiny(forme, fa tsy fond)sasany voafafa nohon'ny forme ...., tsy toin'ny racisme (izay tena fond mihintsy), sy ny
tsy ampy dôzy aloha ra-hery , tolerant @ racisme a!
sniff, sniff...
24. yonikafopl
(
21/03/2008 09:43)
vale, raha nanaraka ny tantara njy de resaka fitenenana no noresahana tamin'io fa tsy resaka razana mintsy akory.noho izany TSY RACISME:wink:
26. RAKVOL
(
09/04/2008 19:50)
Tsy hita marina zay tianao lazaina fa naizany aza misaotra fa torany hehy aho mbpola tsy tapatsinay hoatrizany aho ,misaotra anareo namaly azy koa e!tohizo fa milay ka !!!!