racisme be

1. salopard ( 19/03/2008 12:11)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47dfd1803041d

AHOANA ITONY SY IZAY VOALAZA REHETRA ATO RY SEFO:
manolana ny tsinain'ny saasany hono! tss...

RACISME TSOTRA IZAO:ROSIANINA e!, ANTANDROY e!,DAKOMA,SINOA,TAVARATRA,

dia tsy fafana, nefa ny teny frantsay ndry tezitra juste teny frantsay fotsiny(forme, fa tsy fond)sasany voafafa nohon'ny forme ...., tsy toin'ny racisme (izay tena fond mihintsy), sy ny

tsy ampy dôzy aloha ra-hery , tolerant @ racisme a!
sniff, sniff...
novalian'i RAKVOL ny 09/04/2008 19:50
2. tslem ( 19/03/2008 12:21)
:roll:

ra zah manokana klou d tsy mahazo izay tian'i salopard lazaina!!!

:idea::idea::idea::idea::idea:
3. kiadi ( 19/03/2008 12:45)
lety tena salopard marina kle! iny no rasisme amin'io?
ba azavao kely oe fa to miteniteny fona nareo zany:ROSIANINA e!, ANTANDROY e!,DAKOMA,SINOA,TAVARATRA
inona lety no maha rasiste amizao an?
aza miteniteny fona lesy refa tsisy hosoratana an!
4. tslem ( 19/03/2008 12:47)
kiadi >>> zah mbô gaga :-D
5. kiadi ( 19/03/2008 12:48)
tslem>tsy mahita kihanina indray lery de mamorona ! :-D:-D:-D
6. tslem ( 19/03/2008 12:52)
:-D:-D:-D
7. kiadi ( 19/03/2008 12:55)
reveo tslem eh :-D:-D:-D
8. nolalaina ( 19/03/2008 13:00)
reveo tslem f'aza tia kiadi-ady!! :)
9. kiadi ( 19/03/2008 13:04)
nolalaina>:-D:-D:-D
10. melody ( 19/03/2008 13:39)
kiadi a, kalma fotsiny toi wa:-*:-*
11. tslem ( 19/03/2008 13:49)
nolalaina:

reveo tslem f'aza tia kiadi-ady!! :)



zay né ho ah e!
12. Veloo ( 19/03/2008 13:53)
zany kosa wa ve de racisme e?:cry:
13. ikaretsaka ( 19/03/2008 13:58)
anay ve raha miteny hoe "ay hatrany Bira le ankizy nihinjika hatrany ambatra mahitsiny she zhendana nahita ny afitsareo ato ka deee"
de racista aby vy nareo shefa milaza ny opinion anareo @ accent sy ny fomba fiteniko?
ko tsary iaho ro vo mafy indrindra yyy>?
14. bozyboleta ( 19/03/2008 14:07)
Ary vaovao mitsy zany diky sonera "Salopard" zany.

Kay ve ny race=teny e!:)
15. kiadi ( 19/03/2008 14:54)
ikaretsaka:

anay ve raha miteny hoe "ay hatrany Bira le ankizy nihinjika hatrany ambatra mahitsiny she zhendana nahita ny afitsareo ato ka deee"
de racista aby vy nareo shefa milaza ny opinion anareo @ accent sy ny fomba fiteniko?
ko tsary iaho ro vo mafy indrindra yyy>?



voa mafy elah zany :-D:-D:-D:-D
16. ikaretsaka ( 19/03/2008 14:58)
kiady> taoko de zany any iiiiiiii!~
17. penina ( 19/03/2008 15:29)
salopard

Aoka kosa aloha hazava fa misy ny race. Ary ny firesahana momba ny race dia tsy racisme.

Ny teny gasy no mahalaza ny racisme koakoa. Dia ny hoe "fanavakavahana". Kay misy teny vazaha ka "discrimination raciale". Io no tsy mety.
18. yonikafopl ( 19/03/2008 18:16)
salopard
19. ikaretsaka ( 19/03/2008 18:38)
raha manao resaka momban'ny teny farantsay ve de hoe raciste?
20. yonikafopl ( 19/03/2008 18:55)
complexe salopard
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908