Ombay mitady, MAIKA BE

21. sipagasy ( 19/03/2008 16:07)
jemimah:

NHIRI;manodiava anao sy ny taranakao



mmhh tonio ny fo, tsy fombantsika ny manozona, aleo izy hahita ny fiafarany irery eo!
22. mabloo ( 19/03/2008 17:07)
mampalahelo be zany !
mirary fiononana ho an'i fianakaviana !

23. jemimah ( 19/03/2008 17:09)
SIPAGASY; ka zvt hafa no tokony hanaovana saingy fa tsy zava-doza be ohatra zao mampiteniteny foana mihintsy
24. Veloo ( 19/03/2008 17:16)
NHIRI [ Valio ] 19-03-2008 13:41:35
Lohateny : Re : Ombay mitady, MAIKA BE
ka tsy hita ry zareo fa izay le fiainana fa mirary fampiononaana feno.
fa maninona ary i sipagasy no nandefaasan'i Paster an'izany?????tsy nisy vola ve niaraka t@io mess io


misy olona iray izay manana fisainana otran'io:twisted:
---------------------------------------


mirary fiononana ho an'ny fianakaviana !:-*
25. sipagasy ( 19/03/2008 17:19)
Veloo, mmhhh, mety ho haiko ihany angamba.
Jemimah, indrisy, mampalahelo ilay fisainana.

NHIRI: raha aty Frantsa ianao dia manantona fiangonana malagasy dia misoràta anarana fa hahazo ny vao²m-piangonana isan-kerinandro e!
26. yonikafopl ( 19/03/2008 18:02)
Ny ratsy wa tsy maintsy mampiseho ny tandrony foana tsssssssssssss

Mbola tsy fantatra ve ny havany??
Mbola tanora ve sa efa lehibe izy mivady ireo??
Mampanaelo be le izy,
Handry ampiadanana anie izy mivady ireo, hitohy hatrany an-danitra ny fifankatiavany:wink:
27. milaibe ( 19/03/2008 19:36)
Miombom-pahorgana @fianakaviany
28. richtiana ( 20/03/2008 06:43)
:cry::cry:mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana,
fa aza atao mampifanolana ny mpiserasera e;satria misy ne ny ol tsy misy an'izany hoe: FO zany e,au lieu du coeur c'est un VATO.:-@
29. richtiana ( 20/03/2008 06:44)
:cry::cry:mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviana,
fa aza atao mampifanolana ny mpiserasera e;satria misy ne ny ol tsy misy an'izany hoe: FO zany e,au lieu du coeur c'est un VATO.:-@
30. sipagasy ( 20/03/2008 08:53)
Misaotra ny rehetra

Indro taratasy voaraiko androany,

Mbola mamerina ny fiarahana ory @ tompomanjo ihany!

Miarahaba anareo .
Araka ny efa mety ho renareo dia nisy Malagasy roa, Itompokolahy Charles RANDRIANTSEHO sy Itompokovavy RANDRIANARISON, maty teto Parisy tamin'ny alatsinainy alina teo. May tanteraka ny trano nipetrahan'izy ireo, ary tsy fantatra izay fiankavian'izy ireo.
Efa niantso ahy androhany ny fianakavian'Itompokovavy RANDRIANARISON Livasoa. Eo ampanaovana "enquête" ny manam- pahefana. Tsy mpikambana ao amin'ny Mutuelle de Madagascar akory Itompokolahy Charles RANDRIANTSEHO sy Itompokovavy RANDRIANARISON. Tsy mbola fantatra izay ho fanapahan-kevitry ny fianakaviana.
Maneho ny fiaraha miory amin'ireo fianakaviana isika .
Dera Ramandraivonona
Filohan'ny Mutuelle de Madagascar


===> voalaza izany fa efa hita ny fianakavian'izy mivady, fa ny fampodiana ny razana sisa.


Tsetsatsetsa tsy aritro eto, isika monina ivelan'i Madagasikara ve, ka maniry ny hody an-tanindrazana @ andro farany; mba efa nisaina ny @ izany???Ny patsa 1 mantsy hono tsy omby vava rehefa tonga ny loza e!!!, mba isorohana izany dia afaka misoratra anarana dieny izao ao @ io mutuelle io isika.

Misaotra e!
31. yonikafopl ( 20/03/2008 09:00)
Isaorana Andriamanitra izany fa mba namaly ny antso ny fianankaviany.

Ho anareo tsy te ho very faty marina dia mba tsinjovy ilay andro farany :wink:
32. tslem ( 20/03/2008 09:32)
Tsetsatsetsa tsy aritro eto, isika monina ivelan'i Madagasikara ve, ka maniry ny hody an-tanindrazana @ andro farany; mba efa nisaina ny @ izany???Ny patsa 1 mantsy hono tsy omby vava rehefa tonga ny loza e!!!, mba isorohana izany dia afaka misoratra anarana dieny izao ao @ io mutuelle io isika.




Marina mihitsy ny tenin'i sipagasy, ny aina tsy mifametra fa raha toa ka mbola tsy mpikambana dia mamporisika antsika.

sady tsy lafo anie e, http://www.mutuelledemadagascar.com/textes/002_rapatriement.htm
33. xxx ( 21/03/2008 06:59)
hono oa misy havako any la reunion dia te hanao io izy dia aiza ny numero na toerana tokony alehany
34. badboy ( 22/03/2008 11:02)
Drame à Paris
Un témoin raconte l’incendie
Charles Andriantseheno et Lovasoa Randrianarison, le couple malgache qui a péri dans un incendie à Paris lundi, a pu sauver trois ressortissants marocains avant de mourir. Le couple a été prisonnier dans sa chambre.


Le couple malgache se trouvait dans une chambre au dernier étage d’un immeuble dans le 8e arrondissement.
Charles Randriantseheno Sombiniaina et Lovasoa Randrianarison, le couple malgache qui a péri dans un incendie à Paris le lundi 17 mars, ont pu sauver trois personnes avant de mourir. Des témoins racontent les circonstances du drame du lundi survenu au 5 de la rue Roquémine, dans le 8e arrondissement de la capitale.
Un pasteur et son épouse habitant le temple de l'Eglise réformée de France (ERF), juste en face de l'immeuble, ont été témoins du sinistre.
« La nuit du lundi 17 mars, vers minuit quinze, nous avons entendu des cris à l'extérieur. Nous n'avons pas réagi car nous pensions qu'il s'agissait de noctambules ivres.
Mais l'alerte de notre enfant nous a fait changer d'avis. Il avait été réveillé par des odeurs de brûlé qui l’étouffaient », raconte le pasteur François Clavairoly, joint par téléphone.
Le pasteur et son épouse ont pu voir par les fenêtres des flammes de deux mètres de haut. « Je n'ai jamais vécu une nuit si agitée et horrible de ma vie », raconte le pasteur, la voix chargée d'émotion.
Pris au piège
Il ajoute que malgré l'intervention des pompiers arrivés sur les lieux huit minutes plus tard, les flammes sont arrivées au 6e étage où habitait le jeune couple. « A ce moment là, nous avons crié haut et fort aux pompiers qu'un couple habitait à cet étage », souligne-t-il.
Au même instant, à l'intérieur, les deux malgaches se démènent pour tenter de trouver une issue. Ils ont le temps d’alerter depuis leur fenêtre un couple de Marocains et leur enfant. Ces derniers ont ainsi pu échapper à la mort.
« Sur la douzaine de personnes habitant l'immeuble, seuls Sombiniaina et Lovasoa n'ont pas pu s'échapper des flammes, empêchés par les grilles de leurs fenêtres », se désole le pasteur.
Il raconte qu'au moment où le couple a ouvert la fenêtre, un vent violent a attisé les flammes qui ont gagné tout leur appartement. L'escalier prévu pour les sauver s'est enflammé également.
« J'ai même ouvert le temple pour permettre aux pompiers d'intervenir rapidement, mais en vain. Ils sont restés jusqu'à 7 heures du matin pour tout éteindre », affirme le témoin qui connaissait le couple depuis quatre ans.

Encadré
Rapatriement difficile
Jointe au téléphone, Nirisoa Sentelly, soeur de Lovasoa arrivée en France depuis deux semaines, explique que le rapatriement des corps s'avère difficile.
« Cela va prendre un mois car la police française attend encore les résultats des tests d'ADN des proches. En attendant, des levées de fonds sont organisées pour rapatrier les corps », affirme Nirisoa Sentelly.
Sa sœur travaillait comme baby-sitter tandis que Charles Randriantseheno Sombiniaina était employé dans le quartier du Sentier. Elle pleure la perte de sa soeur et remercie tous ceux qui lui sont venus en aide.
Le pasteur François Clavairoly souligne que les dépouilles se trouvent actuellement à l'Institut médico-légal de Paris. L'enquête de police est en cours.

Fanja Saholiarisoa
Date : 22-03-2008
35. sipagasy ( 24/03/2008 13:17)
Misaotra ny rehetra, na ny be wawawa tà mboalohany aza, tsy olana izany, izya ny maha olona, tsy tonga lafatra isika,
Indro omeko indray ny fomba ahafahana manampy ny tra-boina, TSY VOLA HO ANY AM-PAOSIKO AKORY IO!!!!


Message urgent:

Aux membres de l'Eglise malgache en France et aux parents et amis,

Pour aider les familles Randriantseho et Randrianarison dans leur démarche de rapatriement de leur fils et de leur fille Naina et Livasoa, décédés tragiquement lundi 17 mars à Paris 8ème, vous pouvez envoyer vos dons à l'adresse suivante:
Association "DIESE"
DIaconat de l'Eglise réformée du Saint Esprit
5 rue Roquépine, 75008 Paris
ou faire un virement au CCP suivant: PA 25 162 90 D CCP Paris
Pour tout renseignement s'adresser au pasteur François Clavairoly 01 42 65 43 58.
"


Misaotra mialoha!
36. sipagasy ( 24/03/2008 13:21)
bola tanora tokoa izy mivady ireto, indro ny sariny:

http://www.sobika.com/v2/img/naina1.jpg


37. soanja ( 24/03/2008 13:40)
Tena mampalahelo tokoa aky ity vaovao ity. Miarakory sy mampionona ny mana-manjo! Ho todisoa antanindrazana anie ny razana!

Misaotra Sipagasy nampilaza teto. :-*:-*:-*
38. ni81 ( 07/06/2008 21:26)
Araka ny efa fantatsika dia nodimandry noho ny hain-trano nahazo azy ireo ny malagasy namantsika.
Ho tonga any dago @ alatsinainy 9 jona 2008 izao ny nofo mangatsiakan'izy mivady (RANDRIANTSEHENO Charles sy RANDRIANARISON Lovasoa).
Mirary fampaherezana sy fiononana feno ho an'ny Ray aman-dreny sy ny fianakaviana manontolo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3681