Akon'ny JMJ tany Alarobia Ambatomanga
41. ikaretsaka
(
21/03/2008 23:24)
pissoa:
izaho tsy nanao VK sy EKA akory fa IK ihany ! :-D:-D:-D
na EKA VK na irak'i Kristy, fifondronana iray ihany zoky sy zandry mifankatia re eee:-D:-D:-D
42. endrika01
(
27/03/2008 14:29)
Le vavaka fanolorana ny andro isa-maraina tena mbô tsy tadidiko intsony!Mba misy afaka manomé veee?Lay misy we:Jesoa ô!atolotro anao ny androko anio, ny fivavahako ,ny asako,ny hafaliako sy ny fijaliako rehetra...Tsy haiko tsony ny tohiny!
43. endrika01

44. endrika01
(
27/03/2008 14:30)
Le vavaka fanolorana ny andro isa-maraina tena mbô tsy tadidiko intsony!Mba misy afaka manomé veee?Lay misy we:Jesoa ô!atolotro anao ny androko anio, ny fivavahako ,ny asako,ny hafaliako sy ny fijaliako rehetra...Tsy haiko tsony ny tohiny!
45. pissoa
(
27/03/2008 17:05)
Ika : weeeee ! :-D :-D :-D
Endrika : mandehana ao amin'ny http://katolika.org fa misy vavaka sy hira betsaka ao ! Misy fandalinam-pinoana koa, misy baiboly etc. Maztoo e ;)

46. ikaretsaka
(
28/03/2008 01:46)
pissoa> nga tsy nanao mpanabe an'ny IK t@ nanao apostolat?
ari> miverena mitaiza ireo 'zanakao" fa tsy maninona
endrika> mandeha tokoa le fotoana e..
ny anay kao aza efa lasa mompera aby ireo namana niara nanabe ireo IK kely tao @ petit sy grand seminaire.. ny kilonga nampianarian efa afaka bac sy universite aby izao. misy ny sasany efa 2 anaka koa!
nefa toy ny vao omaly le mi triche rehefa lany afokasika (tahony 2 no tsy maintsy hamelomana afo t@ izany... mazava ho azy fa sarotra ihany ) dia mamelona afo @ solomaso sy ny masoandro!

47. endrika01
(
28/03/2008 14:41)
pissoa:
Ika : weeeee ! :-D :-D :-D
Endrika : mandehana ao amin'ny http://katolika.org fa misy vavaka sy hira betsaka ao ! Misy fandalinam-pinoana koa, misy baiboly etc. Maztoo e ;)
ka izaho anie,mbola te ho kristianina nefa tsy mino e,mbola mivezivezy eny aloha dia avy eo miverina e,hi hi hi hi hi ,tsy midika akory hoe maditra fa,mijery sy mandinika,dia avy eo ,mandray sy mivelona!
^:^ ^:^ ^:^
48. pissoa
(
28/03/2008 18:32)
Maninona a ? ... Miala tsiny fa otran'ny tsisy azoko le resaka fa nanontany vavaka fotsiny i Endrika dia noteneniko fotsiny hoe jereo ao fa ao le vavaka, dia misy zavatra hafa ankoatra le vavaka ao :-D :-D :-D
Ika : Non - izaho mbola tsy nanao mpanabe izany mihitsy hatramin'izay fa eternel beazina :-D Izaho refa niala IK dia nandeha tamin'ilay aumonerie catholique ireny (teny @ lycee sy univ) sy nanao litorjista ! Dia izay :-D :-D :-D

50. endrika01
(
30/03/2008 14:50)

tsy zany wa fa zaho hoatrany misalasala e,tsara ny torohevitra nomen'i pissoa. :-*
51. ikaretsaka
(
30/03/2008 16:12)
pissoa > Where would u lead them? Think about that. If the whole world decided to follow U?
ny ahy ny nataoko de io ihany e.. amiko io no vocation ko:

It's not a job I would want, trying to lead anybody. I mean, I have trouble leading myself.
But if I had to lead anybody anywhere I think I would, I'd probably just try to lead them back to themselves.
Yeah, because, the self is not a place that u can lead anyone. Everybody would have to find their own way, and then the leading job would be over for me. I like that.
Yeah, but when we're first born, u know, we're our own person but soon after, u know, when we start to learn and we learn from our parents and we start to go to school, we really, quickly start to get away from ourselves.
I mean, u can't really go through any structured teaching, uh, learning establishment with your own ideas. U know, u're always taught to fit in. But what are we fitting into?
U know, don't color outside the lines. Who drew the lines in the first place. I don't know
(Think about that!)
52. endrika01
(
06/04/2008 13:47)
ikaretsaka:

(l) (l) (l) (l) (l)
53. ikaretsaka
(
09/04/2008 15:17)
izay no zavatra tsotra indrindra anie ry endrika e.. izay ny ahy no vocation-ko raha nisy ni tague ahy an'io hoe
Where would u lead them? Think about that. If the whole world decided to follow U?