Akon'ny JMJ tany Alarobia Ambatomanga
21. pissoa
(
18/03/2008 20:01)
MIDAMIKRI moa ry Ika o :-D:-D:-D:-D:-D
Mbola misy aza ilay ikan'ny IK hoe :
Tia an'Andriamanitra, Tia Namana, Tia Tanindranana (domina kely ny tany amin'io :-D)

23. tsiambaratelo
(
19/03/2008 10:57)
Dia ahoana tokoa moa lay valin\'ilay we TSATILAKRI miatomboka amin\'ny MI lay izy fa tsy tadidiko tsony hi hi hi
25. ikaretsaka
(
19/03/2008 17:19)
http://www.wyd2008.org/index.php/fr/about_wyd08/program_dates
majesty a
majesty a
26. endrika01
(
19/03/2008 20:42)
tsiambaratelo:Pissoa,ari.malala,ika>misaotra t@le fanampiana é!Tsiambaratelo kou hoatran\'ny tsy mahita,efa voalazan\'pissoa ery ambony le we MIDAMIKRI(TSATILAKRI de valiana we MIDAMIKRI)Ny an\'i V.K mou le misy we=Mandray,Mivelona,Mizara!Tena mba ahamenatra @mpianatra kely raha hanotanian\'izy reny refa mody!Hi hi hi(nefa ny hirahiran\'iBALITA aza mbola tadidy t@zany mbola 7ans 8ans,t@zany ny IBALITA tao Maurice,La Réunion,Seychelle,Mayotte,Comores,Tana,nihaona tany Antsirabe teny @F.T.M.T.KA Mandaniresaka!Eéé sao mijerijery ato ry Maseranay ka zay za vô ouainina,hi hi hi hi
Dia ahoana tokoa moa lay valin\\\'ilay we TSATILAKRI miatomboka amin\\\'ny MI lay izy fa tsy tadidiko tsony hi hi hi
27. fijo
(
19/03/2008 21:21)
fa resaka aloha ,fa le eglizy ngezabe ao akaikin'i moramanga ve ity lazaina ity????
tamin'ny za tany teo mantsy dia gaga aho nahita le fiangonana glady be amin'iny lalana hoany tamatave iny.

28. pissoa
(
19/03/2008 22:03)
fijo, inona a ? :-D:-D:-D
endrika : ie - raha tsy diso aho dia misy an'io "Mandray - Mivelona - Mizara" ny an'ny VK.
Ilay ikan'ny IK mbola misy hadino koa hay ilay hoe Mivavaka - Mandray an'i Jesoa - Mahafoy tena ho apostoly - Fiainana entanin'ny Tompo isan'andro !
Ntsooo, toa efa antitra marina ry endrika a :-D:-D:-D

29. fijo
(
19/03/2008 22:10)
le jmj haiko,fa le fiangonana no resahiko hoe (le glady be amin'iny lalana hoany tamatave iny ve no nanaovana io jmj gasy io?)
30. pissoa
(
19/03/2008 22:18)
hay ve e ! :-D:-D:-D
Nope, tany amin'ny kianja filalaovana baolina kitra any Alarobia Ambatomanga ilay izy no natao ka.

31. endrika01
(
20/03/2008 06:14)
pissoa:Hita wa,ny mpianatro t@zany efa 3 anaka ny sasany 4 @zao,ireo Frere ny Grand Seminaire niaraka nampianatra tamiko efa lasa Mompera aby,de izaho ndray lasa tanora kely nohon\'ny taloha hi hi hi,tsy hadino ny tenue t@zany,de za isaky ny mamatotra ny kiravatiko dia very 15mint foana !T@zany hay tsianjery ny toko sy andinin\'Soratra Masina ao @Evanjely,dia tsy maintsy we mahazo ny volou foana @ireo tanora ny Distrika maro be!Hi hi hi(taloha zany,zao aloha mbola maka saina kely)
fijo, inona a ? :-D:-D:-D endrika : ie - raha tsy diso aho dia misy an\'io \"Mandray - Mivelona - Mizara\" ny an\'ny VK. Ilay ikan\'ny IK mbola misy hadino koa hay ilay hoe Mivavaka - Mandray an\'i Jesoa - Mahafoy tena ho apostoly - Fiainana entanin\'ny Tompo isan\'andro ! Ntsooo, toa efa antitra marina ry endrika a :-D:-D:-D
32. endrika01
(
20/03/2008 06:15)

33. endrika01

36. ikaretsaka
(
20/03/2008 16:39)
ny t@ andronay le avy nanao VK ny ankizy dia nivadika TaMpiKri aby fa tsy mandeha EKA!
38. ari.malala
(
21/03/2008 09:21)
elyzo, za nanao EKA fa loza fa ts mahatadidy hiaka intsony:oops:d mbola tadiavin'ireo zanako kely bedabe tamzany hiverina hanao mpanabe hono amzao hihihi
40. fijo
(
21/03/2008 21:14)
za koa tily protestanta taloha.ary tiako ilay izy.na dia somary nahasorena ahy aza ny "fivavahana isaky ny mihetsika"