fa maninona tokoa?

1. ari.malala ( 17/03/2008 09:50)
Ialako tsiny dieny mialoha raha sanatria manafintohina ity fanontaniako ity fa somary mivantambantana.

Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy moa sa manin manin ny asan'ny nofo... ka mba manontany antsika rehetra aho, ny mihinankanina, tsy anisan'ny filàn'ny nofo ve izany? ny miakanjo, mikiraro tsy anisan'ny filàn'ny nofo daolo ve izany? ary hoan'izay efa manambady sy niteraka, fomba nanao ahoana no nahazoana ireo zanaka ireo, ts t@ asan'ny filàn'ny nofo ve? (firaisana aranofo no teneniko eto) koa maninona no adikan'ny sasany ho fahavetavetana ilay hoe asan'ny nofo? sa ve rehefa kristianina de velombelom-poana?
novalian'i niryna ny 20/03/2008 05:14
2. tommykyle ( 17/03/2008 10:22)
tahian'Andriamanitra ianao.
Tsy hoe "Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy" fa tena tenin'ny soratra Masina ao anaty bible io Gal5:19 mety ho;azafady raha diso, na ilay niteny io tein'God io no tsy nahay nanazava taminao na koa indraindray raisin-tsika ho miseh mivavaka ny sasany ka na dia marina aza ny tenin'God mivoaka eny am-bavan'ny namana na mpitandrina na mopera dia tonga dia manohitra foana no réaction voalohany. Tsy misy milaza mihintsy anaty bible fa manota ny mihinan-kanina(Jesosy aza niara nihinan-kanina t@apotre) tsy asan'ny nofo izany na filan'ny nofo fa TSY MAINTSY tao mba ho velona. Ny finanan-kanina tsy isan'ny filan'ny nofo.Ohatra, Gal5:22 asan'ny nofo:fijangajangana...raran'ny didy 10 kanefa tsy mitovy mihintsy amin'ny hoe mihinan'kanina!ny filan'ny nofo mitondra amin'y fahotana.Inona ny tanjon'ny fijejojejoana?????? manao pose sexy ohatra (célibat)mba hitarihana bandy hijangajanga(tsy sitrapon'Andriamanitra)Ny miakanjo, mikiraro tsy fila'ny nofo fa TSY MAINTSY hanaovana mba tsy hitanjaka! Lioka12:22-31
voalaza ao fa ny goaika sy mamafy na mijinja ary ny voninkazo tsy miakanjo kanefa karakarain God izy ireny. Raha nahatsapa tena a mitanjaka Adama&Eva dia nanamboatra akanjo ho azy ireo God (akanjo voalohany teo an-tany) Gen3:21 Raha ny firaisana ara-nofo indray,tsy filana te hiray akory na plaisir,no naha-tonga zanaka(fa lasa tonga zanaka tsy niriana)fa baiko nomen'God ny vavy&lahy rehefa natambany ho nofo iray Gen2:24 ary ny firaisan'iy roroa ireo dia ny mba ahatonga ny Gen1:28 Ianao zao mihevitra fa fijangajangana ny firaisana ara-nofo???? "eny" raha toa ka tsy mbola MPIVADY eo imason'God izany ary "tsia" kosa raha tokan-trano mihorina tsara amin'Andriamanitra satria sitrany dia sitrany izany. Tsy "ny sasany" araka ny filazanao ery ambony no milaza fa "fahavetavetana ny asan'ny nofo" fa raha tena Kristianina ary raha mino sy mahatoky ny teny rehetra anaty BIBLE ianao, dia mahatoky fa Marina avoko ny Tenin'Andriamanitra ary tokony harahina. Tsy velom-belompoana akory ny tena Kristianina fa raha ny goaika& vonikazo aza voakarakaran'I Jesosy! maika fa ireo tena zanany??? izany no tena fahatokiana tadiavin'I Jesosy. God bless you&your family...
3. ikaretsaka ( 17/03/2008 22:37)
ka voalaza ve izany dia hanao tokoa
4. rijadolly ( 18/03/2008 02:37)
tommykyle:

=D=D=D=D:-*Mankasitraka tanteraka tsy misy fanampiny

Mmmmmm!:roll:Inona indray re ny fika mba hamaliko an'io é!Andraso fa ho avy eo i xxx Kristianina=))=))=))=))
5. naritsimba ( 18/03/2008 04:50)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Raha vakiantsika ny Genesisy izay milaza ny namoronan'Andriamanitra ny olona dia ahitantsika an'i Adama sy Eva. Rehefa nahalala ny tsara sy ny ratsy izy ireo satria tsy nanaraka ny tenin'Andriamanitra dia lasa niafina noho ny fahamenarana satria nahafantatra fa nitanjaka, tany dia efa voalaza na dia tsy nivantana aza fa ny firaisana ara-nofo izany no tian'Andriamanitra ho lazaina hoe tsara sy ny ratsy. Nanafina ny fitanjahany izy ireo. Efa noraran'Andriamanitra sady narovany mba tsy ho tafiditra @ fakam-panahin'ny filan'ny nofo ny zanak'olombelona hatramin'ny fotoana nahariana azy saingy be fitiavana sy be fandeferana Andriamanitra ka nanaiky ny sitrapontsika olombelona. Azon'Andriamanitra natao tsara ny tonga dia nanafay avy hatrany ary dia tsy nisy isika rehetra izao.
Ny testamenta Taloha dia mampiseho fa nanambady maro ireo mpitondra tamin'izany na ireo mpanjaka tao @ zana'Israely, ohatra @ izany i Solomona mpanjaka, saingy tsy neken'Andriamanitra ny nanambadiany hafa firenena, izany hoe JENTILISA na ireo manompo Andriamani-kafa fa tsy hoe hafa firenena araka ny fiheveran'ny akamaroantsika toy ny hoe Malagasy sy Frantsay. Ny hafa firenena @ Andriamanitra dia izay tsy mino azy. Rehefa samy Kristiana dia mitovy @ Andriamanitra na mainty na fotsy, na mena na mavo.
Ireo dia voalaza hatrany @ Testamenta vaovao.
Raha ny fanbontaniana ery ambony no valiana izany dia izao, ny saintsika rehefa sendra ny fitiavana dia mizara roa, manaiky ny ara-nofo isika fa manahy ny ho avy dia ny ara-panahy, izany hoe matahotra ilay fiainantsika aorian'ny fahafatesana. Manosika antsika ilay hoe fa ny FITIAVANA NO LEHIBE INDRINDRA, fa atahorantsika ilay hoe fahotana ny firaisana ara-nofo.
Tadidio anefa fa hatramin'ny nahariana antsika olombelona rehetra ankoatran'i Jesoa Kristy dia vokatry ny firaisana ara-nofo daholo.
Koa dia antsika tsirairay no mandinika sy mieritreritra, raha tena fitiavana no anaovana ny firaisana ara-nofo dia amiko tsy heloka izany ary tsy fahotana, fa raha ilay hoe vidiana dia fahotana.
Koa mba tsy hisian'ny ahiahy dia fantatro aloha raha tena misy fitiavana marina @ ilay olona iarahanao na dia izay fotsiny no ilainy. Anjaranao no mieritreritra hoe mety ve sa tsy mety ny hanaovako an'ity, ary tsy @ firaisana ara-nofo ihany fa @ zavatra rehetra.
NY irariana dia ny handresentsika ny fakam-panahy rehetra.
Misaotra eh!
6. Rasiligaoma ( 18/03/2008 05:26)
mifameno ireo asa anankiroa ireo ka ilaina ny mampifandanja azy
nofo (vatana ) sy fanahy ny olombelona .
7. Nanoo ( 18/03/2008 06:31)
Heveriko fa tsy misy maharatsy ny filan'ny nofo fa amin'ny fomba mahamendrika. Mahafinaritra ny jejo fa mba ilay mise en valeur ny endrika amam-bika: @ fomba mihaja izany! Isika no tempolin'Andriamanitra velona, efa nataony tsara tahaka Azy isika, ka tsy tokony hivaona @ zay... Momba ny fijangajangana: Raha mahatoky sy mino isika fa tena Tempolin'Andriamanitra velona, ho sahintsika akory ve ny hieritreritra hanao izany? Fahavetavetana ny asan'ny nofo raha toa ka mifanohitra ny asa ataony sy ny eken'ny saina/fo/fanahy. Samy ho tahian'Andriamanitra daholo isika rehetra e!
8. Mandefitra ( 18/03/2008 06:39)
Hoy Paoly :
Gal 5:19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.

Zany hoe "le mivaona" arak io tenin i Nanoo io.

9. Nanoo ( 18/03/2008 06:56)
Mivaona tokoa ve izany??? Raha miaina araka ny Fanahy isika dia tsy handeha araka ny nofo! Moa @ maha-Tempolin'Andriamanitra antsika, ho sahintsika ve ny hanimbazimba azy @ ireo asa'ny nofo voatanisa etsy ambony??? Izay mahamendrika antsika no ataontsika, ary isika tsy afaka miala @ nofo rehefa tsy manohitra ny Fanahy! Sa diso be aho???
10. Mandefitra ( 18/03/2008 08:51)
Le terme hoe "mivaona" fotsiny no nindramiko ry Nanoo fa tsy ny hevitrao tsy akory ka. :oops:
Isika no tempolin'Andriamanitra velona, efa nataony tsara tahaka Azy isika, ka tsy tokony hivaona @ zay.

Marina zay nambaranao ...
11. rijadolly ( 18/03/2008 17:28)
Naritsimba>>>>
Ekeko tena ekeko ilay firaisana ao anaty Fitiavana.Fa ny zv maha lasa ny heritreritro kely dia izao,ra niteny sé eo am-bony,ilay fampirafesan'Solomona oh.raha misy fampirafesana tahaka izany ve de amin'fitiavana daholo?sa mba misy latsaka ihany ny fitiavana ny hafa noho ny sasany:?:RAHA tsy mitovy dia tsy ao izany ilay Fitiavana ny sasany fa ao ilay filana.(l)
:arrow::arrow:tsy izy ny fampirafesana sy ny tsy nekenao teo anatrehan'Andriamanitra(sahy miseho eo anatrehan'Andriamanitra,hanaovanao voady amiNY mihintsy noho ilay lehibe indrindra dia ny FITIAVANA http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LEVITIKOSY&toko=19&andininy=12-12&dika= ;http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=5&andininy=33-33&dika= ; http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ITIMOTY&toko=1&andininy=8-12&dika= )(l)(l)(l)
ianao ihany hoe:
Rehefa nahalala ny tsara sy ny ratsy izy ireo satria tsy nanaraka ny tenin'Andriamanitra dia lasa niafina noho ny fahamenarana satria nahafantatra fa nitanjaka, tany dia efa voalaza na dia tsy nivantana aza fa ny firaisana ara-nofo izany no tian'Andriamanitra ho lazaina hoe tsara sy ny ratsy. Nanafina ny fitanjahany izy ireo. Efa noraran'Andriamanitra sady narovany mba tsy ho tafiditra @ fakam-panahin'ny filan'ny nofo ny zanak'olombelona hatramin'ny fotoana nahariana azy
:-w:-w,an an ka!raha mbola tsy nanota(fandikana ny sitra-pon'Andriamanitra na hoe fandikana ny tenin'Andriamanitra) izy ireo dia efa voatso-drano sahady ho maro dimby sy fara http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=1&andininy=27-28&dika= .Ary raha izany hoe firaisana ara-nofo izany ilay izy fa tsy fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia heverintsika nanao izany firaisana ara-nofo koa ve ry Andriamanitra:twisted:.

(l)(l):-*
12. soanja ( 19/03/2008 01:05)
ari.malala:

Ialako tsiny dieny mialoha raha sanatria manafintohina ity fanontaniako ity fa somary mivantambantana.

Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy moa sa manin manin ny asan'ny nofo... ka mba manontany antsika rehetra aho, ny mihinankanina, tsy anisan'ny filàn'ny nofo ve izany? ny miakanjo, mikiraro tsy anisan'ny filàn'ny nofo daolo ve izany? ary hoan'izay efa manambady sy niteraka, fomba nanao ahoana no nahazoana ireo zanaka ireo, ts t@ asan'ny filàn'ny nofo ve? (firaisana aranofo no teneniko eto) koa maninona no adikan'ny sasany ho fahavetavetana ilay hoe asan'ny nofo? sa ve rehefa kristianina de velombelom-poana?

Ari.malala>

Andriamanitra dia balance misy eo amin'ny tontolo misy antsika sy ny ao anatintsika. Fitiavana ao anaty ary fitiavana miseho ety ivelany. Mitondra lalandava amin'ny fahatoniana sy fiononana ary fahendrena.

Raha hitan'i Ari fa manome fahazavana kokoa io teniko io dia hadinoy daholo ny ambiny izay henonao fa tsy manampy anao hikatsaka ilay tsara indrindra izany.

13. majesty ( 19/03/2008 16:33)
:D ari.malala mahita tenenina mintsy:D (na tsia mbola fantako aza ny finoana arahan-ndry d fantako ho azy amin'io valin-tenin-ndry io:))
Misy namako taloha izay ato,efa ela za no tsy nahita azy raha tsy izaho indray fa Pasitera ary ve ingahy rainy io zao sa ahoana :?: (manaja anao ra nary a)
14. fijo ( 19/03/2008 21:24)
ari malala an,marina tokoa io fanontaniana io.zavatra na fomba fahiny io,mba hamefena ny fahalalann'ny olona mpino.tsy navela hivelatra ny mpino fahiny sao mibolila.fa ankehitriny,tsy misy intsony ngamba izany
15. ikaretsaka ( 19/03/2008 23:32)
fijo> elahy hoa aza mahitsy be ohatran'io... bedy eo elahy:-D
16. naritsimba ( 20/03/2008 04:56)
Hoy ny voalazan'i Mandefitra ery ambony araka ny hita ao @ Soratra Masina:
Hoy Paoly :
Gal 5:19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana,
20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,
21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra.

Aoka ho tadidiantsika ny voalaza fa: Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady. Matio 5:28

Samia mieritreritra!
17. niryna ( 20/03/2008 05:09)
[
tommykyle :

Tsy hoe "Misy miteny foana hoe ny nofo manohitra ny fanahy" fa tena tenin'ny soratra Masina ao anaty bible io Gal5:19 mety ho;azafady raha diso, na ilay niteny io tein'God io no tsy nahay nanazava taminao na koa indraindray raisin-tsika ho miseh mivavaka ny sasany ka na dia marina aza ny tenin'God mivoaka eny am-bavan'ny namana na mpitandrina na mopera dia tonga dia manohitra foana no réaction voalohany. Tsy misy milaza mihintsy anaty bible fa manota ny mihinan-kanina(Jesosy aza niara nihinan-kanina t@apotre) tsy asan'ny nofo izany na filan'ny nofo fa TSY MAINTSY tao mba ho velona. Ny finanan-kanina tsy isan'ny filan'ny nofo.Ohatra, Gal5:22 asan'ny nofo:fijangajangana...raran'ny didy 10 kanefa tsy mitovy mihintsy amin'ny hoe mihinan'kanina!ny filan'ny nofo mitondra amin'y fahotana.Inona ny tanjon'ny fijejojejoana?????? manao pose sexy ohatra (célibat)mba hitarihana bandy hijangajanga(tsy sitrapon'Andriamanitra)Ny miakanjo, mikiraro tsy fila'ny nofo fa TSY MAINTSY hanaovana mba tsy hitanjaka! Lioka12:22-31
voalaza ao fa ny goaika sy mamafy na mijinja ary ny voninkazo tsy miakanjo kanefa karakarain God izy ireny. Raha nahatsapa tena a mitanjaka Adama&Eva dia nanamboatra akanjo ho azy ireo God (akanjo voalohany teo an-tany) Gen3:21 Raha ny firaisana ara-nofo indray,tsy filana te hiray akory na plaisir,no naha-tonga zanaka(fa lasa tonga zanaka tsy niriana)fa baiko nomen'God ny vavy&lahy rehefa natambany ho nofo iray Gen2:24 ary ny firaisan'iy roroa ireo dia ny mba ahatonga ny Gen1:28 Ianao zao mihevitra fa fijangajangana ny firaisana ara-nofo???? "eny" raha toa ka tsy mbola MPIVADY eo imason'God izany ary "tsia" kosa raha tokan-trano mihorina tsara amin'Andriamanitra satria sitrany dia sitrany izany. Tsy "ny sasany" araka ny filazanao ery ambony no milaza fa "fahavetavetana ny asan'ny nofo" fa raha tena Kristianina ary raha mino sy mahatoky ny teny rehetra anaty BIBLE ianao, dia mahatoky fa Marina avoko ny Tenin'Andriamanitra ary tokony harahina. Tsy velom-belompoana akory ny tena Kristianina fa raha ny goaika& vonikazo aza voakarakaran'I Jesosy! maika fa ireo tena zanany??? izany no tena fahatokiana tadiavin'I Jesosy. God bless you&your family...

=D=D io misy fanazava,dia vereno vakiana fa hazava aminao ny dikany .
rijadolly:

Mankasitraka tanteraka tsy misy fanampiny

Mmmmmm!Inona indray re ny fika mba hamaliko an'io é!Andraso fa ho avy eo i xxx Kristianina
=D

dia ampio ireo voasoratr'i naritsimba ireo

18. niryna ( 20/03/2008 05:14)
Efa nalefako ny fanazavana an'io sy ny toro-hevitry ny rehetra koa raiso izay fantatrao fa tsara
:D mahereza hatrany

http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m47998764da965
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.056