resaka sigara

1. xxx ( 15/03/2008 17:50)
Miarahaba ny rehetra. Raha sendra mba misy manana solution nareo oe aona ny miala sigara zafad fa tena tsy mety mits fa efa accro loatra. Tsy aiko oe inona no azo atao raha eto am dago. Misy mahita centre fanaovana desintox ve sa aiza no misy mivarotra patch nicotine sa ... !!!!!???? Tsy aiko e. Mba atoroy ny methode na fika fa so dia ho faty eto ihany.
2. tess ( 15/03/2008 18:23)
ny henoko fotsiny amin'ireny olona miala sigara ireny aloha dia enao mitsy aloha no tapa kevitra hiala! ny sainao mitsy zany no mandà! ary tsy ilaina mihinana fanafody akory na zvtr raha tena mazoto ijanona, somary dur ihany hono amin'ny voalohany fa avy eo tsy mitady itsony, tsara aloha izany refa te hijanona sigara fa sady efa lafo velona ny tsy tsara am fahasalamàna, mba nirahina nividy sigara aho indray mande! tena choké hoe hay efa 5euro et klk ny vidiny iray paket8O vola ariampotsiny izany, kalkuléo mandritra ny mois dia mandritra ny taona ny vola lany amity stroka manidina fotsiny:{
bon korazy e!:-*
3. sakaizakely ( 15/03/2008 18:36)
ito kosa ve de mbola mampte hifoka ihany ?



rehefa fantatrao fa mety hanimba ny ainao dia tokony ho efa motivation 1 lehibe tokony hijanonana izay

tsy dia mahita solutions atolotra fa ny sainao no ampatanjaho mba tsy ho dépendant intsony @ nicotine ny tenanao
mitadiava zavatra polipolesina rehefa mahatsiaro nervezy te hifoka, ohatra le balom latex kely ireny

ny vidin'ny patch zany koa lafo toy ny sigara, miala am dépendance 1 dia miditra am anankiray :{

mahereza
4. tess ( 15/03/2008 18:39)
ka zay anie wa ry petitesakaiza eè!
tsy mamely ireny patch e! fanafody e! misy effet ny dool ireny fa ny finiavanao ijanona ihany no zava-dehibe! rehefa dakaoro ny saina sy ny fo de mijanona waz enao ! zay dool ny olona fatako hoe nijanona aloha ary tsy nikitika sigara tsony ry zareo
mè! nahazo poids ny ankabeazany alou kosa e!:wink:
5. kelly13 ( 15/03/2008 18:58)
ka voatery tsetsemana @ sakafo ilay besoin-na nicotine tsinn d zay le mampatonga ny oul niala sigara lasa mahazo poids! i mamanay niala sigara via acupuncture, fa afaka soa amantsara izy fa ny poids azony ave kosa klou 8O8O, i papanay kou oe iala d hanao io acupuncture io, fa tena marina io oe refa tsy vonona ny saina d tsy ho afaka mandrakaizay e! bonne chance ô!
6. tess ( 15/03/2008 19:04)
kelly13 ka lay bô frèreko izay nahazo aina be izy nijanona efa ho 5ans izao fa nanao regime izy de ça va zao......aleo miady am poids toy izay miady am sigara klou!:?
7. yonikafopl ( 15/03/2008 19:39)
Rehefa manana fandavantena hiala dia efa tsara
8. Veloo ( 16/03/2008 01:37)
oy i tess
ny sainao mitsy zany no mandà! ary tsy ilaina mihinana fanafody akory na zvtr raha tena mazoto ijanona, somary dur ihany hono amin'ny voalohany fa avy eo tsy mitady itsony,


marina retsy io a

ny saina daholo no mitondra ny rehetra :wink:
9. ari.malala ( 17/03/2008 11:40)
sad ny manodidina anao ilay tsy mifoka n otena mijaly kokoa noho ianao mifoka anie e!
10. tess ( 17/03/2008 12:55)
ari.malala: zà zao aky de mikohakohaka mahitsiny amin'ny stroetsigara n'ny oul manodidina ahy :?
11. ari.malala ( 17/03/2008 14:57)
problema itovizana aky io! ny ao antrano zany! lokomotiv d zay telo mianaka no miantoka!
12. Samoana ( 17/03/2008 16:03)
Matetika rehefa tsy misy atao iny no mivaoka ny paken-tsigara.Toa mahasolo resaka,adin-tsaina,fahanginana,tebiteby,fanalana henatra,...
Raha vonona hiala aminy ny saina dia tsara raha hitadiavana fanalan'andro solony mahafinaritra ny eritreritra izy:fanatanjahantena,bricolage,namana,sipa:D,..
Ny ahy manokana folo taona izay tsy nikasika intsony ny molotro. Ny kanetibe no nahasolo azy:-D(tena marina).Nararirary an-doha sy rendremana lava nandritry ny 2 herinandro t@ voalohany fa avy eo tsy naninona intsony. Tsy nila dokotera fa rano no bobohana matetika.
Tsy misy mafy tsy laitry ny zoto fa dia mahereza!
13. tess ( 17/03/2008 16:05)
harabaina enao zany samoana tafita amin'io afo mandoro ny ao anaty io....:wink:
nahatsara anao koa ny kanety be fa tohizo hatrany:-D
14. Veloo ( 17/03/2008 16:08)
inn aloha ity Kanety be e?

Samoana a tsara zany fa dia arabaina tokoa.

ari.malala [ Valio ] 17-03-2008 12:40:34
Lohateny : Re : resaka sigara
sad ny manodidina anao ilay tsy mifoka n otena mijaly kokoa noho ianao mifoka anie e!

marina aky zany a.
ari.malala [ Valio ] 17-03-2008 15:57:27
Lohateny : Re : resaka sigara
problema itovizana aky io! ny ao antrano zany! lokomotiv d zay telo mianaka no miantoka!

asaivo mifoka any tokotany aky izy a :-*
15. ikaretsaka ( 17/03/2008 16:14)
tess sy samoina: mahasalama ange hoa ny kanetibe e.. :wink:
za aloha no comments @ sigara fa sady tsy any no tsy tany e

16. kelly13 ( 17/03/2008 19:18)
veloo>milalao kanety be=milalao boules na petanques :-*
17. bida ( 17/03/2008 22:36)
rehefa te hanao économie @ volatsigara ianao, na matahotra ny aretina azo aminy : cancer de poumon, ny gorge, ny vessie ... dia afaka hiala aminy tanteraka tsy misy olana
18. ni81 ( 18/03/2008 17:22)
Taloha nisy mpiara-miasa tamiko izay (vehivavy io); izy dia tena mijolofotra izaitsizy @ sigara gauloises an! Dia izao no nataony @ ireo lehilahy mpiara-miasa taminay ka tsy mifoka hoe: ohatry ny sarim-bavy hono no fieritreretany azy ireo tsy mifoka sady tsy misotro.:roll:
Asa angaha izay hidiran'ny mahalahy sy mahavavy ny fifohana sigara:?: fa tsy hitany ity LOZA sy ANTAMBO miandry azy.
19. Veloo ( 18/03/2008 18:15)
kelly13 [ Valio ] 17-03-2008 20:18:56
Lohateny : Re : resaka sigara
veloo>milalao kanety be=milalao boules na petanques


miciiiiiiiii aky a:-*:-*:-*

bida [ Valio ] 17-03-2008 23:36:39
Lohateny : Re : resaka sigara
rehefa te hanao économie @ volatsigara ianao, na matahotra ny aretina azo aminy : cancer de poumon, ny gorge, ny vessie ... dia afaka hiala aminy tanteraka tsy misy olana

zay mihitsy wa lesy a, tonga dia mijanona aingana otran'ny tsy teo :-D:-D:-D
20. Veloo ( 18/03/2008 18:17)
Asa angaha izay hidiran'ny mahalahy sy mahavavy ny fifohana sigara fa tsy hitany ity LOZA sy ANTAMBO miandry azy


ni81 - mba te hi-gesta ikala ka aleo ho tratrany eo

ohatry ny sarim-bavy hono no fieritreretany azy ireo tsy mifoka sady tsy misotro.


zany dia tena manana complexe mihitsy:roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.424