Teny farany teo ambon'ny hazofijaliana
21. fijo
(
20/03/2008 22:31)
raha ilay hoe "teny farany aloh adi aio voalazan'ika io e."ahhhhhhhhh"vita
inoan marina no tian'i niryna asiana resaka eto????
inoan marina no tian'i niryna asiana resaka eto????
22. ikaretsaka
(
20/03/2008 22:54)
Inona aloha ny hevitrilay hazofijaliana e?
Raha ohatra ka mitondra la croix izao ika ka misy manontany hoe inona no hevitriny la croix hiambozonanao iny dia ahoana no hamalianao azy?
arakarak'ilay lakroa iambozonako
http://www.stpaulsryebrook.com/cross.htm
23. fijo
(
21/03/2008 21:21)
ialahy raha mbola mandefa teny ngilisy eto,de
hoavy koa aho amin'ny alaivo io an.
hoavy koa aho amin'ny alaivo io an.
24. niryna
(
22/03/2008 17:28)
ikaretsaka:
Inona aloha ny hevitrilay hazofijaliana e?
Raha ohatra ka mitondra la croix izao ika ka misy manontany hoe inona no hevitriny la croix hiambozonanao iny dia ahoana no hamalianao azy?
arakarak'ilay lakroa iambozonako
http://www.stpaulsryebrook.com/cross.htm
misaotra mizara ,afaka manadihady an'izany isika ka,hianao no anontaniako fa tsy maka na mitsimpona ny tenin'ny olona
amiko ny la croix dia :
Justice of God
wisdom of God
love of God
power of God
Ireto no dikan'ilay hazofijaliana izay hiambozonanao mandehandeha eny,raha misy olona manontany dia izay.
justice of God :arrow: Atra dia tia antsika saingy tsy tia ny fahotana ary dia nomeny ny zanany mba hanavotra antsika izay mibebaka aminy
wisdom of God ny olona dia mifidy izay tiany ary mihevitra fa ny herin'ny tenany ihany no manjaka ao aminy ka ireny olona ireny no antson'ny tompo hoe "ry adala" ny famonjeny nomeny antsika avy amin'ny zanany ,ireo izay hendry mandray an'izany no ahazo fifaliana sy fiadanana mandrakizay
love of God dia io tsy mitsahatra resahina io foana ny Jaona 3:16 "fa toy izao no nitiavan'Atra izao tontolo izao .....
the power of God ny olona izay novonjena dia tsy nisy na iray aza voavela raha tsy nisy ra nalatsaka hamonjena antsika :arrow: ny ran'i kristy no ra velona,nanafaka ,nanasitrana, nanadio antsika tamin'ny ota rehetra,tsy misy famonjena avy amin'ny creature na zavatra nataony fa ny creator irery ihany na ny nanao an'ireo zavatra izay heverin'ny hafa fa manatona an'Atra ireo,Creator who creates the creature hi,hi, Izay nanao ny lanitra sy ny tany ihany fa tsy izay zavatra nataony akory dia hinoana sy hivavahana :!: io ilay power of God aminy.
25. Rasiligaoma
(
23/03/2008 05:00)
angaha moa mahazo miambozona lakroa indray ny tsy kato? (angaha tsy sary vongana indray iny??.. ahoana mihitsy ary ianareo ireto???? ataovy serieux hoa )
I carry a cross around my neck,
a simple reminder to me
of the fact that I am a Christian
no matter where I may be.
This little cross is not magic
nor is it a good luck charm.
It isn't meant to protect me
from every physical harm.
It's not for identification,
for all the world to see.
It's simply an understanding
between my Savior and me.
When I put my hand in my pocket
to bring out a coin or key,
the Cross is there to remind me
of the price He paid for me.
It reminds me too, to be thankful,
for my blessings day by day,
and to strive to serve Him better
in all that I do and say.
It's also a daily reminder
of the peace and comfort I share
with all who know my Master
and give themselves to His care.
So, I carry a cross in my pocket,
reminding no one but me,
that Jesus Christ is Lord of my life,
if only I'll let Him be.
J'ai, autour du cou , une petite croix!
Simple et silencieux rappel à moi
Que j'ai le bonheur d'être Chrétien
Quoi que je fasse, où que je me trouve
Ma petite croix n'est pas magie
Ni fétiche, ni porte-chance
Elle n'est pas là pour écarter
Maladies, ou hasards, ou dangers
N'est pas non plus pièce d'identité
Tantôt à brandir, tantôt à cacher
C'est tout bonnement une entente
entre Lui Sauveur et moi sauvé
Si ma main, comme ça, va chercher
Une clef ... un briquet ... quelques sous
Le bref contact me refait penser
Au prix que Lui paya pour nous
Croix qui me suggère: "Dis merci
Pour toutes les beautés de ce jour;
Tout ce que tu fais, penses, ou dis
Peut Lui gagner un peu plus d'amour"
Oui, j'ai dans ma poche une croix!
Pour moi tout seul rappel discret
Que Jésus règnera sur ma vie
Si seulement je le Lui permets!
Vavak'i St Francois des Salles
26. niryna
(
23/03/2008 05:14)
Rasiligaoma:misaotra anao nizara.
angaha moa mahazo miambozona lakroa indray ny tsy kato? (angaha tsy sary vongana indray iny??.. ahoana mihitsy ary ianareo ireto???? ataovy serieux hoa )
tsy misy miteny hoe embozony ny la croix ka,safidy io rahavako,ilay dikan'ilay hazofijaliana no nasiko teny ka izany no nanontaniako an'ika hoe raha misy olona manontany anao hoe inona no hevitr'iny la croix iny.Vita hoy ny tompo,vita dia izay.
[quote
I carry a cross around my neck,
a simple reminder to me
of the fact that I am a Christian
no matter where I may be.
This little cross is not magic
nor is it a good luck charm.
It isn't meant to protect me
from every physical harm.
It's not for identification,
for all the world to see.
It's simply an understanding
between my Savior and me.
When I put my hand in my pocket
to bring out a coin or key,
the Cross is there to remind me
of the price He paid for me.
It reminds me too, to be thankful,
for my blessings day by day,
and to strive to serve Him better
in all that I do and say.
It's also a daily reminder
of the peace and comfort I share
with all who know my Master
and give themselves to His care.
So, I carry a cross in my pocket,
reminding no one but me,
that Jesus Christ is Lord of my life,
if only I'll let Him be.
J'ai, autour du cou , une petite croix!
Simple et silencieux rappel à moi
Que j'ai le bonheur d'être Chrétien
Quoi que je fasse, où que je me trouve
Ma petite croix n'est pas magie
Ni fétiche, ni porte-chance
Elle n'est pas là pour écarter
Maladies, ou hasards, ou dangers
N'est pas non plus pièce d'identité
Tantôt à brandir, tantôt à cacher
C'est tout bonnement une entente
entre Lui Sauveur et moi sauvé
Si ma main, comme ça, va chercher
Une clef ... un briquet ... quelques sous
Le bref contact me refait penser
Au prix que Lui paya pour nous
Croix qui me suggère: "Dis merci
Pour toutes les beautés de ce jour;
Tout ce que tu fais, penses, ou dis
Peut Lui gagner un peu plus d'amour"
Oui, j'ai dans ma poche une croix!
Pour moi tout seul rappel discret
Que Jésus règnera sur ma vie
Si seulement je le Lui permets!
Vavak'i St Francois des Salles
nisy tantara toy izao,nisy rangahy nitondra vato tany am-paosiny foana ka isaky ny mandeha izy dia mahatsiaro mavesatra aminy ilay vato,nanampy azy iny hoy izy noho ny ditrany ary nampahatsiahy azy ny hiverin-dalana.Niova izy ary dia nanontany azy ny namany ka hoy izay hoe mafy ny noentiko,ary dia naka vato aho nataoko tato am-paosiko mba hanitsy ahy amin'ny diako.Aiza ilay toerana misy an'ilay vato hoy ity namany fa mba haka iray koa aho,dia hoy izy hoe ,tsy ny toerana na ny vato no nanova ahy fa ny fisainako izay nampiasa ilay vato.Nataon'ny olona fangalana vola ilay vato ankehitriny,miracle hono :cry: dia tonga daholo ,ny rano ,ny mouchoir,ny menaka sns. Kristy irery no ahitana ny fahamarinana ka na dia manao miracle aza ny herin'ny devoly ,tsy maharitra hatramin'ny farany.
27. Rasiligaoma
(
23/03/2008 05:21)
Nataon'ny olona fangalana vola ilay vato ankehitriny,miracle hono dia tonga daholo ,ny rano ,ny mouchoir,ny menaka sns. Kristy irery no ahitana ny fahamarinana ka na dia manao miracle aza ny herin'ny devoly ,tsy maharitra hatramin'ny farany.
efa hatramin'ny asan'ny apostoly no nanao an'io ny olona anefa ry niryna ary araky ny baiboly tsara mnihitsy io
(Asa 5:12-16)
dia herin'ny devoly izy eo sa inona?
28. niryna
(
24/03/2008 05:17)
Rasiligaoma:
Nataon'ny olona fangalana vola ilay vato ankehitriny,miracle hono dia tonga daholo ,ny rano ,ny mouchoir,ny menaka sns. Kristy irery no ahitana ny fahamarinana ka na dia manao miracle aza ny herin'ny devoly ,tsy maharitra hatramin'ny farany.
efa hatramin'ny asan'ny apostoly no nanao an'io ny olona anefa ry niryna ary araky ny baiboly tsara mnihitsy io
(Asa 5:12-16)
dia herin'ny devoly izy eo sa inona?
Mety tsy azonao ny tiako ho tenenina.Nampiasainy ilay izy mba ho fitadidiany hoy izy ary nanampy azy ary dia nalain'ny olona nataony fitaovana ampiasana amin'ny fivavahana.Dia anjaranao no mandray azy hoe efa niteny izy fa tsy hivavahako io dia mbola nahita hevitra hitadiavana vola ihany ny olona.
30. niryna
(
24/03/2008 06:07)
niryna:Ny teny fito farany nataon'i kristy teo ambon'ny hazofijaliana
Mety ho azontsika an-tsaina ve ny fangirifirina nahazo ilay Mpamonjy antsika teo ambony hazofijaliana?
Tsy mba namaly izy na dia nororana,noenjehina,
nokapoina ,novonoina.:cry:
Niantso ny Rainy kosa Izy tamin'izany fangirifirina nahazo Azy izany.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=23&andininy=32-46&dika=
1- Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony Lioka 23:34
2-Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa. Lioka 23:43
3-Dia hoy Izy tamin'ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!...Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: [b]Indro ny reninao! .. Jaona 19:25-27
4-Andriamanitro ,Andriamanitro ? ahoana no dia mahafoy Ahy Hianao? " ( Sal.22.1).Matio 27:46
5- Ary rehefa afaka izany, dia fantatr'i Jesosy fa efa vita ny zavatra rehetra tamin'izay, mba hahatanteraka ny Soratra Masina, dia hoy Izy: Mangetaheta Aho .Jaona 19:30
6-Vita; dia nanondrika ny lohany Izy ka nanolotra ny fanahinyJaona 19:30
7-Raiko ô eo an-tànanao no atolotro ny fanahiko (Sal.31.5); ary rehefa niteny izany Izy, dia afaka ny ainy.Lioka 23:46
32. Rasiligaoma
(
24/03/2008 06:15)
misy fahasamihafana be ny hoe teny farany sy ny hoe teny fito farany
ohatran'ny hoe inona no lokon'ny akanjon'i niryna sy ny lokon'ny ati akanjon'i niryna
ohatran'ny hoe inona no lokon'ny akanjon'i niryna sy ny lokon'ny ati akanjon'i niryna
37. Rasiligaoma
(
29/03/2008 07:42)
nareo kosa! mba tiako hanipihina ny mba hisian'ny precision amin'ny zavatra tiany hahatongavana no nanaovako ilay ohatra fa tsssss
