FOMBA MAHOMBY VE?
21. tsiambaratelo
(
13/03/2008 15:24)
Tsy mikely soroka aho,mamonjy sekoly,mamerin-desona,mazoto miara-tory...Tokony tsy handrahona ny tsy fifindrana kilasy ny zanany ny Ray aman-dreny fa manazava ny zavatra tena marina.Ekena fa adidin\'izy ireo ny mampianatra ny zanany,mandefa azy reo an-tsekoly,vola be tsitoko tsiforohana no lany,herim-po sy herin-tsandry,de raha tsy mahay ny ankizy de darohana,de lasa mamoifo izy reny dia mingitrika,tonga @zay ny olana eo amin\'ny mpampianatra sy ny Ray aman-dreny,dia lay mpianatra.Miara-miasa izy ireo fa le savoir vivre no misy lesoka indraindray!!!
22. endrika01
(
14/03/2008 06:34)
Samy mandray ny andraikiny ny mpampianatra,ny mpianatra,ny Ray aman-dreny ,araka ny voalazan\'izakaizakely tery ambony we accompagnement ny an\'ny Ray aman-dreny,fa an\'ny mpampianatra ny mampianatra,dia ny mpianatra mamita\" devoir\"na ny\"enti-mody\"
23. endrika01
(
14/03/2008 07:42)
Mampahatsiaro ahy tantara kely iray ity fiaraha-miasa eo @mpampianatra,Ray aman-dreny ity!Raha mbola tao @fanabeazana fototra ny anadahiko T.4 izy t@zay,anisan\'ilay be resaka be tao an-dakilasy refa manazava lesona ny mpampianatra,izy manaka-dresaka @namany ao aoriany sy ny eo alohany eo foana!Rehefa tonga ny zoma hariva dia hoentina mody ny cahier de coresspondance,tsy carnet,fa tena cahier!De nasian\'ny mpampianatra soratra ngeza be we:BE RESAKA SY MPITABATABA AN-DAKILASY,de voakapokan\'ny papanay t@karavasy mihintsy izy t@zany dia nosoniavina ity cahier fa tsy maintsy hoentina ny Alatsinainy maraina!De nasian\'ny papanay soratra ngeza be we POTEHO NY VAVANY!(tsy mapmé mintsy)de faly be le madame!Kinanjo izy be resaka ity kay zaza mahay be,tsy mahay manazava lay mpampianatra dia izy no miezaka manazava @ireo namany,voalohany miaraka @salan\'isa 19/20,dia nosoratan\'ny talen-tsekoly ny anarany hoan\'isan\'ireo nanala fanadinana Cep tonga dia afaka ,nahiditra 6eme lasa nandingana classe foana!Ny tiko ho marihina dia we,tsy voatery hanaraka be fahatany zay lazain\'ny Ray aman-dreny ny mpampianatra na izay lazain\'ny mpampianatra ny Ray aman-dreny fa mila mamakafaka tsara aloha!Izay ilay fiaraha-miasa fa tsy we fanataterahana baiko miakatra na midina!!!
24. tsiambaratelo
(
15/03/2008 19:31)
Rehefa mahazo alalana izany ny mpampianatra avy @Rad ny hikasitanana ny mpianatra dia tsis ny olana!
25. sakaizakely
(
16/03/2008 09:14)
voakapokan'ny papanay t@karavasy ... POTEHO NY VAVANY
8O8O8O8O
dada kely ve zany sa tena dada ?
mila mamakafaka tsara aloha
zay foana no tokony atao satria tsy misy naturel mihoatra ny ankizy de tsy tokony formater-na arakaraky fanirian'ny RaD fotsiny ny ankizy fa tokony hajaina ny personnalité-ny.
ninn ninn zavatra ataon'ny ankizy dia tsara anontanina ny antony vao miteny azy raha ilaina izany, satria manana ny antony manaraka lojikany foana ny ankizy ary matetika tsy misy tokony ibedesana azy akory
ohatra iray mazava be ny an'i anadahin'i endrika io
26. tsiambaratelo
(
16/03/2008 11:33)
Tsy dadakely io ankia ry izakaizakely fa tena
tena dada niteraka!!!!:-w:-w:-w:-w
tena dada niteraka!!!!:-w:-w:-w:-w
30. boga
(
29/04/2008 07:56)
Marina aky fa mila ny fanaraha-maso ny RAD ny ankizy mpianatra e! hitanareo ihany fa be lalao ny ankizy raha ohatra ny ahy alo de tena ao anatiny fotoana filalaovany izy zao ka tsara ihany ny manaitatra azy @fianarana e!
Eh! Mahatsiaro ny taloha e! tsy mba nisy nanaramaso zany fa samy mampianatra ny tenany e!
Teny ambanivohitra mantsy no nipetraka ka samy revo eny en-tsaha ny lehibe e!
Eh! Mahatsiaro ny taloha e! tsy mba nisy nanaramaso zany fa samy mampianatra ny tenany e!
Teny ambanivohitra mantsy no nipetraka ka samy revo eny en-tsaha ny lehibe e!
31. endrika01
(
05/05/2008 13:49)
Boga>marina anki zany,raha ampitahana ny fanaraha-maso ny zaza aty Dago dia hita fa fohy dia fohy ny fotoana mba hananan\'ny Rad manara-maso ny zaza.Ny amin\'ny firenena hafa anefa dia misy tena ny 90%ny andro anio dia tsy misy afatsy ny fianarana,vita ny any an-tsekoly dia sakafo dia mianatra !
33. endrika01
(
06/05/2008 07:05)
mignone:
endrika01 > ndry ihany no mahita anze soratandry eo am 26 eo :)
Eny tokoa hadinoko lay saika hoteneniko(Alefaso)tsy nanoratra an'io zah de gaga.