FOMBA MAHOMBY VE?

1. tsiambaratelo ( 13/03/2008 07:15)
Raha tiana ahay ny zaza(mianatra)dia ilaina ny fanaraha-maso akaiky avy amin\'ny mpampianatra sy ny Ray aman-dreny.Fomba mahomby ve izany?Dia marina ve fa ahay tokoa ilay zaza?
novalian'i endrika01 ny 06/05/2008 07:05
2. steph65no ( 13/03/2008 08:19)
amiko aloha dia mitombo,na mihinsty io voalazanao io ary ny fanampiny dia ilay zaza ,ireo mantsy no toko telo mahamasanandro izay tsy azo sarahina na oviana na oviana.
3. milaibe ( 13/03/2008 08:21)
Marina zany ry tsiambara3 ,fa ny papanay mpampianatra aty(paris) dia mamana kolegy jiosy de tafaresake zareo hono hoe nahoana no misy levi ,cohen fôna en tête de liste refa misy concours, dia tena io voalazanao io e!
4. euh ( 13/03/2008 08:21)
euhh.... :-w:-w:-w

ENY

mazava hoazy
zany kou moa dai ahnontanina :roll:
5. nandrianina1 ( 13/03/2008 09:42)
arakaraky le zaza sy le RAD le iz ra fahitako azy
ts mitovy mantsy ny zanak'oul mahay sy nandia fenarana sy ny zanak'oul ts de mahay sad ts niraharaha fenarana.
ka na de samy ho apenarina ihany sy hoaraha-maso ihany de st mitovy mints ny apport entin'reo sokajin'oul ro reo
6. endrika01 ( 13/03/2008 10:04)
Zay t@fahakelinay tsy mahay frantsay mintsy,papanay,sy mamanay anefa ,raha français zany,misosa hoatran\'ny rano.De voahantso foana fa mahazo (0)ny grammaire,ny mpampianatra miantso Ray aman-dreny,Ray aman-dreny mampianatra,saika nitovy 98/isan-jato ny valiny voalaza ny rad,sy ny valiny voalaza ny mpampianatra.Hafa ny fomba hanazavany 2 tonta azy ka dia teo no napadondrona be ny tenanay!Hi hi hi
7. endrika01 ( 13/03/2008 10:11)
euh:

euhh.... :-w:-w:-w

ENY

mazava hoazy
zany kou moa dai ahnontanina :roll:



=))=))=))
8. booboo ( 13/03/2008 10:20)
Araka² io amiko manokana. Na hanara-maso akaiky isan'andro ny fianaran'ny zanany aza lé rad, nefa kitakita sy tsongo sofina isaka ny misy diso kely...tsy dia mino loatra zà hoe mahomby zany fomba zany. na manana bacc+ 12 sy tête de liste foana aza lé zaza rehefa lehibe, hita eny foana hoe matahotra² tsy mahatoky tena zany.....:roll:
9. ari.malala ( 13/03/2008 12:04)
marina ny an'i booboo, ilaina ny fanaraha-maso, fa tokony atao am-pitiavana.
10. milaibe ( 13/03/2008 12:06)
Lay arahi-maso ngé tsy hoe maltraité e! Fa tsara taiza ,ny ankizy maltraité ry booboo no traumatisé m'in diploma na mety tsisy diploma akory aza tonga d any@ dass na eny anjanamasina miaraka @ zanaky mamalenina!!!
11. booboo ( 13/03/2008 12:24)
:roll:
12. sakaizakely ( 13/03/2008 13:24)
booboo:
Araka² io


eka ouz :P

atao moramora sy ampitiavana foana.

ampianarina mianatra ny ankizy fa tsy ampianarina hahay fotsiny. Ohatra : tsy ny tsianjery maimbo no ahaizana ny lesona fa ny fahatsapana sy ny fahafantarana tsara ny votoatin'ilay lesona. Efa vita tany ampianarana ny fanazavana, fa manampy sy manaramaso ny famerenandesona any antrano fotsiny sisa ny RaD. Eo manko no fanamafisana fototra ny zavatra azo sy nianarana tany ampianarana.

fampianarana ny an'ny mpampianatra satria manana ny metodolojia amin'izany izy ireo dia avela ho azy ny anjarany
fanohanana kosa ny an'ny RaD (accompagnement) miresaka am ankizy, manazatra azy ireo hanana intérêt am taranja rehetra ianarany sy ny zavatra mitranga manodidina

ny ankizy tsara tohan'ny RaD arampitiavana matetika mahavita fianarana kokoa noho ireo tsy ampy tohana na ireo izay voatery miatrika fianarana irery
13. milaibe ( 13/03/2008 13:41)
Ny education civique ,savoir vivre, mila methodologie ny savoir ary il être un bon pedagogue ny parents sy mpampianatra ka io ihany lohahevitra teo ngé ry sakaizé(ary ataovy mba ara-dalana lou le fiche njy fa otran'ankizy tsy voara maso tsara!!!)lolll
14. sakaizakely ( 13/03/2008 13:49)
:roll::roll::roll:
il être un bon pedagogue

:roll::roll::roll:
15. booboo ( 13/03/2008 13:53)
re-:roll:
nenà ilay raha tian'i Milaibe tenenina mihitsy no tsisy azoko
16. pissoa ( 13/03/2008 14:08)
:-D:-D:-D

Tokony asiana teboka (.) iray farafaharatsiny. :-D
17. sakaizakely ( 13/03/2008 14:13)
booboo> tsy za irery kay no tsy mahazo azy :-o
18. tsiambaratelo ( 13/03/2008 14:57)
Marina dôly,de le Ray aman-dreny manongo sofina sy mikapoka ,tokony ahatsapa fa tsy mitovy ny ati-dohan\'ny 30taona ny miakatra sy ny zaza 10taona!Fa mba tokony ho tsapany ny zvt mety ho zakan\'ny zaza fa tsy atao faha-ganagana,de we hoano hoano!Fa lasa makaleo be!Ny lesona teo aloha tsy mazava dia afatratra ihany!Tsy hadino koa lay punition ,adika in-10na 20fois ny lesona tsy hay,dia vao maika lasa domelina sy dondrona be,satria lasa misy embouteillage be=))
19. tsiambaratelo ( 13/03/2008 15:20)
Tsy mikely soroka aho,mamonjy sekoly,mamerin-desona,mazoto miara-tory...Tokony tsy handrahona ny tsy fifindrana kilasy ny zanany ny Ray aman-dreny fa manazava ny zavatra tena marina.Ekena fa adidin\'izy ireo ny mampianatra ny zanany,mandefa azy reo an-tsekoly,vola be tsitoko tsiforohana no lany,herim-po sy herin-tsandry,de raha tsy mahay ny ankizy de darohana,de lasa mamoifo izy reny dia mingitrika,tonga @zay ny olana eo amin\'ny mpampianatra sy ny Ray aman-dreny,dia lay mpianatra.Miara-miasa izy ireo fa le savoir vivre no misy lesoka indraindray!!!
20. tsiambaratelo ( 13/03/2008 15:20)
Tsy mikely soroka aho,mamonjy sekoly,mamerin-desona,mazoto miara-tory...Tokony tsy handrahona ny tsy fifindrana kilasy ny zanany ny Ray aman-dreny fa manazava ny zavatra tena marina.Ekena fa adidin\'izy ireo ny mampianatra ny zanany,mandefa azy reo an-tsekoly,vola be tsitoko tsiforohana no lany,herim-po sy herin-tsandry,de raha tsy mahay ny ankizy de darohana,de lasa mamoifo izy reny dia mingitrika,tonga @zay ny olana eo amin\'ny mpampianatra sy ny Ray aman-dreny,dia lay mpianatra.Miara-miasa izy ireo fa le savoir vivre no misy lesoka indraindray!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1889