Tokony ho xxx mihitsy

1. xxx ( 12/03/2008 14:32)
Amin'ity tranga anankiray précis ity, dia antony anankiroa no ilazako an'izany. http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47d64de1a4165 dia fantaro ao ilay namana tiako holazaina. Tokony ho nanao xxx mihitsy io namana io satria :

1. tsy holazaiko intsony fa cf n°7

2. Vao mipoitra ny ps-ny dia lasa lohatenin'ny dinika. Jereo fa mitaraina mihitsy ilay nanokatra ny dinika eo amin'ny hafatra n°15, fa voagafin'ny hors sujet ilay mba dinika serieux kely nataony.

Misy namana iray ao, tena tokony ho nanao xxx mihitsy! Sa inona hoy ianareo no mety vahaolana ankoatra an'izay ka hahomby?
novalian'i Veloo ny 13/03/2008 16:46
2. xxx ( 12/03/2008 14:39)
tonga de alefaso any @ hery @ zay fafany ze HS ao e :)
3. xxx ( 12/03/2008 15:38)
nareo reto tena mahita mitsy rankizy a! hiiii:-D:-D

sao de harary fo am zany eo an

mba manao xxx ny ol de manao koa za, fa za aloah no nanao dinika atsy am fahsalamana momba ny aretipo e; fa tsy haiko nandray anjara tao kala rush
4. xxx ( 12/03/2008 15:52)
xxx n°1> Tsy dia ahoako loatra ange na lasa HS aza ilay size an'i havanan e. Tsy blem-ko zany, za tsy hitangolaza.

Fa ny tiako hotenenina fotsiny dia hoe, manoloana ny olana ohatrohatra an'izao dia vahaolana ny xxx.

Tsy voatery hoe rehefa hitantara ny problemam-pitiavana ihany akory vao ilaina io xxx io. Kanefa tsy izay xxx rehetra koa dia hoterena hanazava foana ny antony anaovany xxx.

xxx n°2> aza de mimeme loatra fa marary tsinay eo koa enao :-P
5. xxx ( 12/03/2008 16:09)
xxx n°1> Tsy dia ahoako loatra ange na lasa HS aza ilay size an'i havanan e. Tsy blem-ko zany, za tsy hitangolaza.

Fa ny tiako hotenenina fotsiny dia hoe, manoloana ny olana ohatrohatra an'izao dia vahaolana ny xxx.

ka samy manao ze mahafalifalin'ny fony io ka raha tsy te hanao xxx izy de manin
6. xxx ( 12/03/2008 16:19)
ka samy manao ze mahafalifalin'ny fony io ka raha tsy te hanao xxx izy de manin
Dia noraisiko ho ohatra nanazavana an'ity resaka ity.
7. xxx ( 12/03/2008 16:23)
Dia noraisiko ho ohatra nanazavana an'ity resaka ity.

zay vo kopy e :)
8. xxx ( 12/03/2008 16:34)
sady admin no manao HS, , zao ve d mety?tokony asiana fieritreretana kely fa tsssss!:evil::evil::evil::evil:tsy mahazo mandray anjara moa ny hafa ra ianao no manao dinika:?::?::?::?:
9. xxx ( 12/03/2008 16:38)
:-D:-D:-D:-D:-D
10. xxx ( 12/03/2008 16:41)
xxx n°7 > ilay antony tokony ho xxx no resaka aloha, fa HS ianao. :wink:
11. kelly13 ( 12/03/2008 16:54)
za klou tsy mahazo resaka mandrak'ity androany ms bon, afera a suivra :-D:-D (za tsy hanao xxx :-P )
12. tess ( 12/03/2008 17:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 12/03/2008 17:44)
xxx3 njy ve aona fa tapaka mitsy ny tsinaiko atao mikakakaka
=))=))=))
14. xxx ( 12/03/2008 18:09)
hoatra hoe tsy misy dikany izany ity dinika ity e!
ny vonto-antony tsy mazava, tsy hita izay fandehany.
15. xxx ( 12/03/2008 18:16)
asio fil ampitoy azy
16. tess ( 12/03/2008 19:21)
kelly: raha ny fahazahoako azy de hoe tsy maitsy matotra izay mamaly ao amin'io dinika marary tsinay sy vavony io lol:-D ary tsy mahazo manao xxx si c possible:{
17. yonikafopl ( 12/03/2008 19:22)
:miam:
18. tess ( 12/03/2008 19:25)
mialà ao amin'io dinika io haingai ikaretsaka fa masak'ireo eo ianao an!:wink::-*
19. ikaretsaka ( 12/03/2008 19:45)
zanga maninona ao fa mivarotra glacholet fotriny!
20. tess ( 12/03/2008 20:06)
:-D:-D:-D:-D:-D mampanoaka be ny ao fa tsy mahazo mi meme sy manala azy hono:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1972