...Dia tsy haiko marina tokoa ry ikaretsaka ny nahatonga ny anaran'ny fiangonana iray ho : Eglise; na Temple; na Cathédrale; na mbola met misy anarany hafa koa fa mety arakaraky ny traikefan'ilay mpitondra fiangonana angaha...! Aleo ho an'ny manana fahalalàna misimisy kokoa ny amin'izany no ilàza raha tsy izany isika tsy maintsy hijery ny dikan'ireo amin'ny dictionnaire na mi-surf...
Fa tena mety misy maha-zava-dehibe ny hahalalàna izany tokoe moa ve?
raha @ kato aloha dia misy dikany ilay izy e.
io nohazavain'i Ika io aloha ohatra ny hoe cathedrale,
fehiny: aza apetapetaka fotsiny ilay izy, satria rehefa avy eo rehefa hainareo ny dikany dia lavinareo: toy ny secte ihany io e, nony hay ilay izy dia miala pa tsy te ho secte avokoa!