Anaram-piangonana
22. booboo
(
13/03/2008 10:15)
ie, zay koa no fahazoako azy fa tsy dia lé dikan'ilay voambolana loatra tany an-dreniny.
23. fijo
(
13/03/2008 21:53)
izay mihintsy ka.ohatra hoe ;"ndao hanao katedraly isika,"fa tsy mila hoe iza no atao eveka ao."
24. ikaretsaka
(
13/03/2008 22:03)
amiko aloha misy ihany io e..
ohatran'ny hoe andao isika hanangana ministera... dis tsisy ministra ve fa le trano fotriny?
ohatran'ny hoe andao isika hanangana ministera... dis tsisy ministra ve fa le trano fotriny?
27. prime
(
14/03/2008 10:38)
ika> Mitombina ilay fanamarihanao momba ny katedraly fa misy fitenitenenam-poana ihany ny ataon'ny protestanta sahy milaza ho katedraly ny trano fivavahana... fa mbola samihafa koa ny atao hoe "eglizy", "fiangonana", "tempoly" ho an'ny protestanta satria moa ianao efa nanao tari-kevitra ihany...
28. yonikafopl
(
14/03/2008 11:16)
anarana toy ny anarana rehetra io ry ika aa, otran'ny ray amandreniny mametraka izay tiany hatao anaranjanany, de hanontany ve le zaza we fa maninn no atao anzany ny anarako, de ny anaran-dranona maninn no natao anzany.
Ohatran'ny manontany i ika we maninn ny anaran'iny natao hoe Hendry nefa jereo ty ditrany ohatra.:wink:
Ohatran'ny manontany i ika we maninn ny anaran'iny natao hoe Hendry nefa jereo ty ditrany ohatra.:wink:
30. ikaretsaka
(
14/03/2008 21:23)
prime> afaka velabelarina misimisy kokoa ary ve?
yonika> hendry @ fahaditrany izy izany!:-D:-D:-D
yonika> hendry @ fahaditrany izy izany!:-D:-D:-D
32. xxx
(
15/03/2008 03:22)
ari.malala:=))
mba tia tsingoloka teny koa ry lehilahytsyresy! fantatrao fa tsy misy dikany ny orthosoxe fa orthodoxe no izy fa mba diso tsipelina i ika d...
33. Rasiligaoma
(
15/03/2008 03:55)
ratsatanana be an'i ika indray io.
ary ilay olona sekta sekta sy tia tsipontsimpona fahatany io no tia mitsingoloka toa io matetika.
Tadidiko koa i niryna indray andro izay, nusy zavatra adinon'i soanja dia iny dia niitatra be
ary ilay olona sekta sekta sy tia tsipontsimpona fahatany io no tia mitsingoloka toa io matetika.
Tadidiko koa i niryna indray andro izay, nusy zavatra adinon'i soanja dia iny dia niitatra be
34. Rground
(
18/03/2008 10:31)
Ry Ikaretsaka,
Filamatra na tanjona ireny hoe Isotry FITIAVANA na Anjanahary MARITIORA na Andravoahangy FIFAVAVAHANA ireny...natao mba hananan'ny mpiangona fomba fijery miainga avy amin'ireo teny filamatra ireo ary miaina izany koa.
Ny momba ny "Katedralin"'ny Katôlika sy ny Orthodoxe ary ny Anglikana indray tsy haiko indray no nahatonga io ananaram-piangonana io.

35. ikaretsaka
(
18/03/2008 14:39)
rrgound: dia amin'ilay hoe katedralin'Analakely mihitsy anie no tsy azoko eee..
inona ny filamatra?? ho lasa eveka???
inona ny filamatra?? ho lasa eveka???
36. prime
(
19/03/2008 12:05)
ika> tsy misy eveka ny protestanta... mazava ho azy tsy resaka eveka no nahatonga io fa ilay trano... (izay efa nambarako etsy ambony fa misy tsy fetezana ny ilazàna ny maha-katedraly ny tempoly iray eo Analakely)...
37. ikaretsaka
(
19/03/2008 18:23)
de maninona tsy natao hoe trano Fiangonana protestanta ngozabe ao analakely ary e
39. Rasiligaoma
(
22/03/2008 06:01)
nareo sy ity fitia te hangala-tahaka ity anie ...
ny disoinareo ataonareo ihany fa amin'ny fomba hafa
ny disoinareo ataonareo ihany fa amin'ny fomba hafa