Vahoaka Jiosy;angano angano,arira arira!
1. lagoon
(
10/03/2008 19:12)
Ity ny tantaran'ireo Khazars izay manjaka ankehitriny ao @ Knesset sy eran'izao tontolo izao.
Jiosy sandoka izy ireto,ary ireto no tena antsoina hoe sionista.
Anjaran'ny tsirairay ny manavaka ny marina sy ny lainga.
Nefa aza adino fa tantara tena nisy ny Khazars ary hita @ boky isan-karanzany(livres d'histoires,encyclopédie...)
http://www.alterinfo.net/Le-peuple-juif-une-invention_a17598.html?PHPSESSID=81c91a6b4f4d32d6e2c5fb13f9879fcc
Dia hisy hanontany ny sasany hoe:"Iza ary no tena Jiosy?"
Izaho akory tsy hiteny hoe taranaka Jiosy ny Malagasy.Nefa kosa ao Afrika dia efa misy foko Jiosy roa:ny Falasha, ny Lemba.
http://www.haruth.com/JewsLemba.html
Misy koa any Azia:Bnei Menashe,Bene Ephraïm
Izay aloa fa @ manaraka indray e

novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:13
3. ikaretsaka
(
10/03/2008 20:11)
raha azoko tsara ny fandehan'ity raha ity iznay dia misy karazany 3 iznay ny olombelona
ireo Jiosy
Ireo tsy Jiosy
ary ireo te ho Jiosy
ireo Jiosy
Ireo tsy Jiosy
ary ireo te ho Jiosy
4. kiadi
(
10/03/2008 23:17)
:-D:-D:-D:-D! misy koa lety ny gasy mitomany jiosy ry ika an! :-D:-D:-D
6. ikaretsaka
(
11/03/2008 02:05)
kiadi:
:-D:-D:-D:-D! misy koa lety ny gasy mitomany jiosy ry ika an! :-D:-D:-D
efa voalaza ao @ sokajy fahatelo io letsy e
8. fijo
(
11/03/2008 22:56)
marina mihintsy io voalazan'ika io.momba le fizarana ny vahoaka.
akory atao,fa ny tantarandry zalahy aza moa lasa finoan'ny hafa ko
akory atao,fa ny tantarandry zalahy aza moa lasa finoan'ny hafa ko
13. niryna
(
14/03/2008 03:31)
kiadi:
elah anga lety jiosy?
Izay rehetra tsy Jiosy dia jentilisa ka,isika izao dia jentilisa no filaza azy ,ka ireo izay taranaka firenena izay nandevozin'ny Egyptiana dia ny Israely izany no atao hoe Jiosy.
Ary Kristy dia Jiosy ihany koa satria avy amin'ireo taranak'Abrahama,Isaiaka ary Jakoba Izy.Ary ny teniny dia ny famonjena dia an'ny Jiosy aloha ,izay vao ho an'ny jentilisa rehetra. Hi,hi,
Izay no fahafantarako azy a
14. Rasiligaoma
(
14/03/2008 04:03)
taiza indray no namoronan'i niryna izany?
Tsy jentilisa izany isika ka, Gasy isika !
Ny Ejipsianina dia tsy natao mihitsy hoe Jentilisa (tsy misy teny an'izay mihitsy na aiza io na aiza) fa natao mazava hoe Ejipsianina.
ny Samaritanina koa.
Aza afangaro ny fomba fiantso hoe Jiosy (religion judaisme) sy ny Jiosy (anarana clan))
Raha izay indray manko dia Goy isika(araka ny tenin'i kiadi)

16. niryna
(
15/03/2008 04:44)
Rasiligaoma::D dia ampy hi,hi,
taiza indray no namoronan'i niryna izany?
Tsy jentilisa izany isika ka, Gasy isika !
tsetsetra tsy aritra kely :D
Ny tso-drano nomen'Atra dia ny hamenon'ny taran'i Abrahama ny tany mba ahatongavan'ilay mpamonjy.
Io teny jiosy io dia tsy niseho raha tsy tany amin'ny andron'ny Jeremia (2 Mpanj 16:6.25;25)fa taty aoriana dia nampiarina an'ireo Hebreo rehetra izay niala tany Egypta.Ireo no Israely izay nandositra avy tao Egypta,izay novonjen'Atra teo amin'ny fanandevozana.
2 Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? fa nahita ny kintany teny atsinanana izahay ka tonga mba hiankohoka eo anatrehany.Mat 2:2
Ary taloha ny fitenin'ny Judah dia nantsoina hoe Jewish ,ary dia taty aorina TV dia lasa ilay adjectif fontsiny no nampiasaina hilazana hoe jews na jiosy amintsika.
Ary taty aoriana rehefa nitory ny teny soa mahafaly ny mpianatra (gospel) dia lasa hilazana ny Israely ny teny Jews(pluriel foana io) ka lasa nivadika hoe Jiosy amintsika.
Ny jiosy dia mbola miandry ilay Mesia foana hatramin'izao,kanefa na dia izany aza dia efa misy jiosy kristiana ( Jews for Jesus ) ohatra.
Misy karazany izy ireo,ao ireo manaraka ny lalana dia ilay fiteny hoe aza manao vavaka lavareny toy ny Jiosy,fa heveriny fa ny habetsahan'ny teniny no hiainon'Atra azy ireo.Ireo dia ilay manaraka fomba be dia be,misaraka ny vilany misy laoka sy ronono,tsy mahazo mandrehitra jiro andrahoina sakafo na mahandro sakafo fa manao fivavahana ao an-trano ny sasany na mandeha any amin'ny sinagoga rehefa tonga ny Asabotsy ,ny zoma dia efa ataony daholo ny rehetra,miandry olona eo amin'ny ascenseur izy ireo hanapika ny boutton miakatra any aminy rehefa avy niangona ,io ilay resaka ao amin'ny baiboly hoe manaraka ny lalana fa tsy manaraka ny tenin'ATra.Ireo ilay orthodox,manao volombava lavabe,tsy miala satroka borikely ,ary na dia mafana aza ny andro dia mbola manao akanjo mafana be sy satroka bonetra matevina be,ireo ilay mivavaka isan'andro,isan'andro,ary mitokana ny lahy sy ny vavy.
Avy amin'ny taran'i Jiosy izany no nihavian'ilay Mesia na Jesoa ary noho ny hamafin'ny fon'izy ireo dia tsy nanao fahagagana firy taminy i Kristy.Io ilay hilazana hoe ny mpaminany tsy masina an-taniny
** zavatra azo tsoahina amin'izany?
Aza manao vavaka lava-reny toy ny jiosy,manatona an'Atra mivatana,ary ny vava no miteny sy mangataka famelankeloka,ny fo mangetaheta famelankeloka no mitady azy,tsy mila material na iray azy.Azonareo amin'izay ? Satria fanahy Atra ho aho mandrakariva ka dia ny fanahintsika no manatona azy mivatana.
****
ny mpaminany tsy masina an-taniny:matetika amin'ny fiainantsika dia ny olona aty ivelany no mitady vonjy sy mino fa misy ilay fanahy masina ilay ao amintsika izay tena mino an'i kristy irery,ary rehefa tena mino an'Atra isika ,dia ny fianankaviantsika no tadiavin'ny satana ho potehina,tsy ho tia,hanohitra ny tenin'Atra,na hiady amintsika, ataony avokoa izay fomba tsy tetika rehetra hanafoanana ilay fahasoavana ao amintsika,kanefa tsy ho foana izany rehefa tena mino an'i Kristy Irery isika,tonga ho azy ny Fanahy Masiny manampy antsika sy miaro antsika,ary mamonjy ny fianankaviantsika tsy ho very.
Ny jentilisa amin'ny manaraka resahiko indray.
18. niryna
(
05/04/2008 04:13)
Rasiligaoma:
samihafa ny israelita, ny israelianina, ny jiosy ry Niryna a
tsy ho azonao ary tsy afaka ny hanazava aho fa dia vakio ny baiboly misaotra tompoko