jery atrika

1. diamondra27 ( 10/03/2008 11:23)
hono ho aho , tena lasa ny saiko fa tsy hitako manko ze tena fandehany any dago any @ zao fa mbola manao jery atrika ve ny olona refa mande ty hira ty:
http://www.dailymotion.com/playlist/xal4t_rjmfleur_hira-hira-gasy-taloha/video/x1yjav_hymne-national-malgache_music

novalian'i bobone ny 27/03/2008 14:03
2. diamondra27 ( 10/03/2008 11:25)
tena milay hono io hirantsika io a
3. fahamarinana ( 10/03/2008 12:16)
:arrow: ny miaramila,zandary,polisy angambany sure aho fa mbola manao nefa asa fa efa ela koa no nahita an'izany.(l)
4. ANARIM ( 10/03/2008 12:26)
ny ato am-piasananay isaky ny alatsinainy alohan'ny hanombohana ny herinandro sy isaky ny zoma hariva mamarana ny herinandro dia mampiakatra sy mampidina sainam-pirenena sy fanevan'ny orinasa d mihira ry tanindrazanay malala d samy manao ny jery atrikany eo... i DG ny azy ny tanany havanana alefany mankeo amin'ny tandrifin'ny fony eo ankavia...
ny ahy le faneva sy le saina no banjiniko tsara d atao doly ny andininy 3 am le hira
5. diamondra27 ( 10/03/2008 12:45)
anarim : tsara kosa akia zany a! tena mbola zay ange no tena mahamalagasy ny gasy e! asa any an-tanilavitra any ra mba manao an'zany.
le refa manao foot reny zao no hitako de manao hymne aloha vao manomboka


anarim : ahatsiarovako t@ mbola mpianatra io
mihira an'io foana koa zahay akia a
^:^^:^
6. rohy ( 10/03/2008 13:21)
tena anatin'ny hambo-po maha malagasy ny fanjana ny sainam-pirenena sy ny teny malagasy! Isika tsy mindrana fa manana manokana ary miavaka amin'ny maro.
7. diamondra27 ( 10/03/2008 13:27)
rohy: ye, sady na aiza na ho aiza de gasy eny foana ianao na dia vazah taratasy aza.

Ny koleranao ihany no hitan'ny olona aloha am voalohany zay vao hoe, hay vazah taratasy


domazy ho an'zay tsy mitazona ny maha-malagasy azy sy zay manao tsinotsinona ny gasy

tena mahatsiaro ireny fiaraha-misakafo @ ravin'akondro ireny izany :miam::miam::miam:
8. Papoose ( 10/03/2008 13:36)
ny tadidiko koa le hoe mila mijanona sy mijery hatrika sy manala satroka rehefa maneho azy na eny an-dalana na eo am-panaovan-jvt fa ohatran'ny tsy misy manao an'izany intsony @zao
9. penina ( 10/03/2008 14:39)
ny ahy misy tonony http://ndriana.imeem.com/music/aybriEJy/hirampirenena_malagasy_ry_tanindrazanay_malala/ :P
10. diamondra27 ( 10/03/2008 16:00)
tena tsy mety tafa fa we tsy maintsy mi log e , de ahoana

11. ainaheri ( 10/03/2008 18:38)
diam's>> za zao vô nihaino tondé jery atrika beu,d za iany nanao aoka anahako :-D:-D:-D:-D
12. ANARIM ( 11/03/2008 05:36)
ainaheri hihihi

ié le toerana misy ny saina sy fanevanay moa amorondalana b, d misy tokoa tsy te hahalala refa raikitra ny ry tanindrazanay malala, raha misy olona 50 ohatra tazana miandry bus na mandalo eo na mijorojoro eo d ny 7 ihany no manao jery atrika sy manala satroka sns

fa d anjaran'ny tsi-1-1 ny miezaka mitazona ny azy e!
13. ari.malala ( 11/03/2008 05:43)
efa nihalefy mny fanajana ny fanevam-pirenena amin'izao fotoana izao:( mampalaelo mintsy! na ny mpianatra aza tsy dia misy manao jery atrika sy mihira amin'ny fony fa ohatran'ny manala azy ftsn mihira... ndremande hande vakansy ny mpianatra d nampidina sainam-pirenena, ny RAD izay nanatrika teo tsy nisy nitsangana izay nisatroka tsy nisy nanala satroka, nisy aza niresaka, ry masera no niteny sy nampahatsiahy hoe fanevam-pirenena no hatrehana, mba mila fanajana, mbola nisy iany ny nihisitra... hagagana fotsiny ny ahy hoe efa mikorso fahana izany toe-tsaina izany!
14. Rasiligaoma ( 11/03/2008 05:45)
ny ankizy any an-tsekoly toa mbola manao jery atrika koa
15. ari.malala ( 11/03/2008 08:30)
Rasili, ny kely dia ie, manaiky ah fa manomboka eo am classe de 4è tena efa ts zany tson k! ny itako alou e!
16. diamondra27 ( 11/03/2008 09:09)
ainaheri: tara ndray za t@iny, za tsy nanao fa nipetraka tsara de mijery

ari: de mampalahelo zany nefa mba io no mahamalagasy antsika
17. tsiafoi1 ( 11/03/2008 11:49)
Tamin'ny vao hametraka an-dRa8 teo @'ny fitondrana de fière ery we gasy, idd le mihira ny hiram-pirenena, manangan-tsaina, fa otran'ny niha-lefy zany tato ho ato
18. diamondra27 ( 11/03/2008 11:52)
ary tam tgv nga tsy nisy akia
19. Papoose ( 11/03/2008 19:09)
zany eo ihany fa za tsy mba mahay manangana saina:oops:
20. ari.malala ( 12/03/2008 05:39)
oudry, ts mahay manangana saina aona kou ty ndry ry papoose?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.749