zany hono...

41. tess ( 11/03/2008 17:35)
nôty: mahatoky anao ny firenena ouz! :wink: ataovy betraka ny saosy miditra aza de kalam e!:-D
42. ikaretsaka ( 11/03/2008 17:40)
sakaizakely:




kiadi> amby aty fa za hanodinkodina ny lakle :-P



tsy aleo manodikodina karetsaka?


43. tess ( 11/03/2008 17:45)
:-D:-D:-D:-D ny an'i toi efa ikaretsaka vita waz e! donko any aminao dool ny lakilé ny fahasambarana otran'ny amin'io saryio! kozy ve alou izany:^)
44. kiadi ( 11/03/2008 20:56)
aza ahodin'ilay ry ika ny sakaiza hanodina ny lakiléko an:-D:-D:-D
45. ikaretsaka ( 11/03/2008 21:12)
kiady> aza mailo ambony ihany eeeee:-P:-P:-P
46. kiadi ( 11/03/2008 21:14)
elah tady angalapihinana ko! :-D:-D:-D:-D
47. sakaizakely ( 13/03/2008 14:19)
rehefa tapaka ve ny laklé tsy iafara am karetsaka ihany

ze mahatanty saoka ihany

:-D:-D:-D:-D
48. ari.malala ( 14/03/2008 08:22)
:-D:-D
49. xl ( 19/03/2008 14:14)
Mba manolo pneu sy manisy rano sy menaka sy lokheed koa nareo vhv izany
dia mijery ny hiditrano rehetra
dia nareo foana no eo ambony...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1373