zany hono...

21. naughtyboy ( 09/03/2008 16:45)
ka ny lhl nge efa multi-task @ zao fotoana fa tsy oe mitondra saosy ao antrano fotsiny ko e:°)vitany daoly refa adidy na in na inn, fa za ry zalah tsy oe sexist fa hafahafa ihany kalo mandany andro @ domestic task aleo ihany any vhv ,zv mafimafy no any lhl:-Dsa ahona ry akama isany
22. tess ( 09/03/2008 18:04)
8O t méssant!:? tena naughtyboy marina!!!! de aiza kousa de ho an'i vevavy foana ny domestic task:°)
23. xxx ( 10/03/2008 07:18)
le manao anle kandra aloha vita milay fa ny gasy tena marivo fisainana hany ka vitsy ny bandy manao tahaka an'io satria lazaina fa sarimbavy na koa hoe andevombady na ilay hoe entin'ny vadiny amin'ny sangany aky io na hoe raisiko amin'ny volondohany io fa lela mohaka de aleo nareo ho eo fa tsy ampiana fa may vava loatra fa tsy eo vao mitsiriritra ny an'ny olona satria mahay mankasitraka ny vadiny fa ny anareo ny dingindrambo no be =))=))=)):-@:-@:-@
24. simplex ( 10/03/2008 08:22)

Aleo kosa izy mba hikandra mafy dia mitady solafa ry ise a :)

ra 08 Martsa na okazy vitsivitsy manko tsy de koi fa ra isan'andro kosa ve :-w mijaly ampanambadiana ndray zany kle :°):b:b:b

(aza tezitra kosa ry feminista an, resaka fotsiny io ;-) )

sakaiza,
ra vao reraka be ndray izy (mikoso-trano dray dray dray :^)) d tsy poinsa tsony le resaka ao ampandriana sa ahoana :)^:^^:^
25. ari.malala ( 10/03/2008 10:16)
simplex, fa aona mints mou no hoe mijaly am-panambadiana? fanta mampijaly ny fanaovana raharaha? nareo sy xxx zany le mbola manana toe-tsaina hoe zao asan'ny vevavy d zao asan'ny lelà e? miovà fa efa tsisy an'izany tsony zao
26. simplex ( 10/03/2008 11:11)

ari,
ary tsy novakiandriko akory le nosoratako voalohany :)

Tsia, tsy manana toe-tsaina hoe zao asan'ny vevavy sy asan'ny lela mintsy ah. Na hoe manambany sanatria manandevo vehivavy. Fa na nareo mimenomenona @ io raharaha ao an-tokatrano io aza dia efa mahatsapa fa tsy dia manja loatra le manao raharaha an-tokatrano isan'andro isan'andro, sinon tsy nimenomenona nareo hoe tokony mandray anjara betsaka ralehilahy :P

Za toe-tsaina kapitalista, mino aho @ fitsinjarana ny asa. Ka ra misy zavatra haiko dia iny no hilofosako mba ahafahako mangataka service @ olon-kafa manan-talenta hanao zavatra hafa, izay tsy haiko na tsy vitako na tsy arako... Tsy iza izany fa ny atao hoe mpanampy (tsy vady io) ao an-trano ;-)
Tsy fanandevozana koa anefa izany fa hifanarahana ny asa tokony hataony sy ny tambiny omena... Mandroso kokoa ny toe-karena @ zay sady samy faly doly ny andaniny sy ny ankilany ary ny mpanampy nahita asa sy karama. ^:^^:^
27. Papoose ( 10/03/2008 11:12)
tess, tsy avelako ho lavo zany za fa vitainay am-pitsanganana ny taches fa atao in fotsiny io habokonany io:-D
28. naughtyboy ( 10/03/2008 13:27)
tess>marina ny oe naughtyboy mais chui pas messant:wink:efa voalazany simplex io ny tohiny saika lazaiko fa tsy oe manandevo vhv sanatria @ omena oul hafa(mpanampy) reny asa reny de avy eo miaramandany andro za sy ny vhv:wink:samy faly @ zay
29. tess ( 10/03/2008 14:55)
simplex: ahumm ahumm! milay raha manana mpanampy ka! samy afaka aamin'io raharaha hifanjanan'ny mpivady io! any madà anie mora ny maka mpanampy domestic e! fa aty ivelany une fois par semaine ihany no takatra fa ny isan'andro tsary takatra! raha tsy hoe capitalista be lay ramose:°):wink:

papoose: :-D:-D:-D:-D vao vita zany ny taches de manao tache am drap amzay:^):-D

nôty: :wink::-P ka toi tsy mety mizara tâches am ramatoa ao antrano kou aiza no tsy hatao hoe messant:-D
30. tess ( 10/03/2008 14:57)
simplex: nôty: ka raha tsa misy ny drala amzany hangalàna mpanampy izany d manao aokory ????
31. kiadi ( 10/03/2008 17:08)
ary iza aza io olona tsy miera mamôka ny sariko ato zany? :-D:-D:-D:-D:-D
32. kelly13 ( 10/03/2008 17:41)
kay v kiadi bokona b sy misy lakilé e?
33. tess ( 10/03/2008 18:04)
:-D:-D:-D
34. sakaizakely ( 10/03/2008 18:28)



kiadi> amby aty fa za hanodinkodina ny lakle :-P

35. kelly13 ( 10/03/2008 18:32)
kou ra tapaka le lakilé ry petitesakaiza d aôna? mety tsy mibotsina tsony ny fahabokonan'i kiadi :-D:-D:-D
36. sakaizakely ( 10/03/2008 18:33)
kelly13> f'anga malezolezo mora tapaka ny azy akia ? :?::?:
;-)
37. kelly13 ( 10/03/2008 18:35)
iza ankia no mahita :°)
38. ari.malala ( 11/03/2008 09:37)
kelly, sakaiza :-D:-D:-D:-D

simp, ok zay vo mazava;) azafad e:P
39. kiadi ( 11/03/2008 11:33)
avia zay ilalao lakilé ohhhh!! :-D:-D:-D
40. naughtyboy ( 11/03/2008 12:55)
tess> tsy tsara ny mandany andro @ raharaha antrano fa aleo mitady saosy azahoana ialana @ zany ,refa tedavina v tsy ho hita io e ny fifandaminana fotsiny no atao tsara @vhv sy lhl 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2426