Momba ny serasera
41. diamondra27
(
11/03/2008 15:39)
hery: saotra betsaka fa nazava e,
refa mazava kosa de tsy mametraka fanontaniana intsony
indraindray ange le izy mihodikodina lasa misy blagy sy mpananihany tampoka zany eny anelakelany de tsy hay tsony ny tena marina fa zao le izy question-reponse de nazava
^:^^:^^:^

43. diamondra27
(
12/03/2008 08:43)
ika : hanina am 3eme mi temps iny r'se a!miaraka am le dite:-P:wink:
44. ari.malala
(
12/03/2008 08:49)
hery, ary ahoana indray ny momba ilay hoe mahita hoe iranona no namaly farany eo nefa refa sokafana toa tsy hita akory izay nosoratan'iny olona iny? ohatra, misy dinika d hita misoratra eo hoe i diamondra27 ohatra no namaly farany teo d refa klikena le vakio iny d i ikaretsaka no mitranga farany ao, ohatra fa zavatra matetipitranga izany mantsy!
46. tess
(
13/03/2008 06:39)
xxx: hafa kosa io kestion n'i ari.malala io fa tsy mitovy am lay tiany lazaina!
ari.malala efa noresahina teto io fa tsy de mazava amiko tsara, izany nanoratra tao anaty ny fotoana toy izao sy izao ka manoratra am dinika hafa dia tsy misoratra lay voasoratra farany! otraôtrani'zay ilay izy! efa voavakiko klk part fa tsy tadidiko ny momba io:wink:

47. ds
(
13/03/2008 09:37)
Raha tsy diso aho, dia efa lasa any amin'ny fako izany ilay lohateny nisy nanoratra farany. Tao aoriany kosa tsy mbola nisy nanoratra tao amin'ny dinika nisy io lohateny io.
48. xxx
(
13/03/2008 10:57)
tsy hitanareo @ zany ve wa=))=))=))=))=))=))
in ndray ny fanontaniana manaraka momba ny fako
in ndray ny fanontaniana manaraka momba ny fako
49. tess
(
13/03/2008 11:03)
ds: inona no dinika lasa any amin'ny fako....???lay resaka resahin'i ari.malala io ve?????
51. diamondra27
(
13/03/2008 11:46)
non kosany e
za mahalala valiny
refa miditra ao am fandraisana direct de tsy mitovy am fidirana tonga de any am forum ka zay ange jerena de omeo eto ny valiny e
any le solution raha tsy efa niova a
dikan'zany de we...

52. tess
(
13/03/2008 11:48)
ds:ka zay ndrindra wa! efa nahita dinika momba momba io aho fa tsy de azoko tsara....
we tess :-)
Sahala amin'izay ny fiheverako azy.
rehefa manoratra am dinika maro ka mifanarakaraka tsy haiko tsara mila miandry izao mn vao manoratra ......sinon tsy mipoitra lay nosoratana teo....
54. diamondra27
(
13/03/2008 11:58)
tess : itanjy samy hafa ny misoratra am le we iza no farany nanoratra ra oh ka miditra am fandraisana direct njy sy am fenetre forum
andramo ampitovina nge wa e
de ny 1 am reo le tsy mahita
andramo ampitovina nge wa e
de ny 1 am reo le tsy mahita
55. kelly13
(
13/03/2008 12:00)
za kou tsy mahazo
fa za mou hainareo iany fa mpijapy fa ono oa ry hery sy ds, refa mampiasa mozilla oa toa tsy afaka manao quote e?
fa za mou hainareo iany fa mpijapy fa ono oa ry hery sy ds, refa mampiasa mozilla oa toa tsy afaka manao quote e?
56. kelly13
(
13/03/2008 12:16)
20 13-03-2008 13:00:10
ainaheri -> Vakio
io zao no hitako atsy @ "fanontaniana ho an'i hery" d refa tsindriko ilay oe "jereo eto" d ny nosoratan'i kelly13 no hitako ao, fa tsy hitako ze nosoratan'i ainaheri
ainaheri -> Vakio
io zao no hitako atsy @ "fanontaniana ho an'i hery" d refa tsindriko ilay oe "jereo eto" d ny nosoratan'i kelly13 no hitako ao, fa tsy hitako ze nosoratan'i ainaheri
57. ari.malala
(
13/03/2008 12:54)
ts lasa any am fako le dinika fa mbola ita eo iany ka! matetika tratran'izany mints za nge e! io mahazo an'i kelly13 io mints no mahazo ana matetika!
58. tess
(
13/03/2008 13:18)
ié otran'io asehon'i kelly io nge lay izy e! efa nasiana fanazavàna kely teto fa tsary tadidiko :°)
59. diamondra27
(
13/03/2008 14:06)
kelly13:
20 13-03-2008 13:00:10
ainaheri -> Vakio
io zao no hitako atsy @ "fanontaniana ho an'i hery" d refa tsindriko ilay oe "jereo eto" d ny nosoratan'i kelly13 no hitako ao, fa tsy hitako ze nosoratan'i ainaheri
___________________
ka taiza nareo no nitsofoka nanao mdp
tany am fandraisana sa tonga de tany am forum
de zay le valiny tiko lazaina
60. ds
(
13/03/2008 18:31)
kelly13:
za kou tsy mahazo
fa za mou hainareo iany fa mpijapy fa ono oa ry hery sy ds, refa mampiasa mozilla oa toa tsy afaka manao quote e?
Ireo rehetra ireo nampidirina tao anaty Mozilla Firefox (kinova 2.0.0.12)