Momba ny serasera

21. tess ( 08/03/2008 09:15)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika%2Ftopic&topid=t3e9653433780d&debut=50

tsy nivoaka lay teo:?
22. yonikafopl ( 08/03/2008 09:18)
toa tsy mahita pobelle marina ato za ry fahamarinana ooo:roll:
23. fahamarinana ( 08/03/2008 09:27)
:arrow:Merci Tess,ary Tess foana no tratran'ny fanontaniako an,mankasitraka e.
Yonika,misy hono kou araka io voalaza io.Ka inona moa zany no hisian'ny poubelles rehefa efa arian'ny tompony ny messages-ny :?:(l)
24. fahamarinana ( 08/03/2008 09:29)
:arrow:azavaiko : efa ariana ka tehirizina ao poubelles atao inona fa tsy tonga dia fafan'ny admin sa misy mi-recuperer ny ol sasany:?::wink:(l)
25. tess ( 08/03/2008 10:16)
fahamarinana: :-P:wink: ka tsaroako io resaka fako io izay no namaliko andry hihihihih
26. yonikafopl ( 08/03/2008 10:54)
de efa tafiditra nitsindroka tao ve njy ry tess???
za kalou tsy mahita anzany eeee:(
27. tess ( 08/03/2008 11:15)
efa we klikéo io jereo eto nataoko io fa tsy afaka mitsinroka any ka! efa natao dinika teto anie io e! :wink: ny admin ihany no afaka mande any kan!
28. Kwasi ( 08/03/2008 11:32)
Dia misaotra an'i sefo t@ fanazavana fa dia afaka mandry ivohon'ny vato izany izao. Tena nihorohoro mihitsy manko ny tenanay teo t@ ity resaka mpanapitsoka boatin-drakitra ity koh.
29. tess ( 08/03/2008 11:51)
kwasi: mitandrema ihany fa matoa nisy ny boatindrakotra voapitsoka dia misy ny nahay nanapitsoka, oul concerné tam ilay resaka ihany no tiko lazaina....fa tsy oul hafa akory!
30. ari.malala ( 10/03/2008 07:36)
hery:

Tsisy resaka ps io nosoratako io n'iza n'iza. Alohan'ny hamaly dia vakio ny fitsipika http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/policy indrindra ilay hoe

Ny hafatra manohintohina ny fifandraisana amin'ny ompa, fanenjehana bontolo, fanaratsiana mivantana na ankolaka mihatra amin'ny namana mpikambana (amin'ny fampisehoana solonanarana), na ny tomponandraikitra, na olona hafa ka handraisana fitarainana dia hoesorina ary mety hiafara amin'ny fanesorana tsy ho namana ny mpikambana nanoratra azy.




Raha tsy diso aho ry hery dia efa nandefa fitarainana tany aminao momba ana olona iray izay nanohitohina ana mivantana tato am forum... toa tsy hitako izay hetsika nataonao, sa misy sokajin'olona tsy azo tohinina? misaotra mialoha amin'ny fanazavana.




31. hery ( 10/03/2008 15:09)
ari.malala> Tsy voatery miteny aho hoe izao no ataoko :-). Indraindray aho tsy mamaly ny hafatra alefanareo (io no olan'i bozylove amiko =))) Tsy be resaka aho fa tonga dia manao action :-)


Raha tsy nifanaraka t@ nandrasanao ilay action nataoko dia azonao atao indray ny mitaraina... miaraka @ fanazavana @ fitsipika.
32. diamondra27 ( 11/03/2008 10:35)
hery::lol: am le we tonga de action


aleo tokoa aloha tonga de am le action e! de bravo

ry tess koa mbola mamaly ihany
fa nahazo valiny ve njy t@ le resaka fako sa ahoana.
De lazao anay zany ze valinteny farany sady mazava we: iza no tafiditra am le fako fa lava loatra le jereo eto de tsy nahavaki fa desolée, mba fintino raha azo atao , azafady njinja

tena misy voirie virtuelle koa zay ve?

hery:
1.iza no tafiditra any @ le fako
2.de mijanona hafirina any io?
3.De misy limite ve hoe: ohatra raha ps yyy no be fako de atao ahoana ?
4.iza no manapa-kevitra we: alefa any @ fako ilay dinika
5.Mba lazalazao ny momban'ny fitsipika sy ny mombamomba ny fako azafady

33. kelly13 ( 11/03/2008 10:38)
diamondra27>efa nanotaniako an'i hery ny momba ny fako il y a x temps, fa novaliany za oe ny admin iany no toa afaka mijery sy mikirakira fako hihihihi!

hery>mba manao gants iany v nareo refa mijery fako ao klou e? hihihi
34. diamondra27 ( 11/03/2008 10:47)
kelly saotra namaly fa i hery no tiko hanampy ny valiny @ reo fanontaniana ireo raha azo atao satria misy fanontaniana hafa napetrako miaraka aminy
Moa le admin misy isankarazany donc ny admin isatsokajiny zany de mahita ao daholo ve?
Misy admin manko any @ dinika manokana , resak'olondebe, aty am resakankizy sns

ka raha ohatra zany hoe: am fitsipika mahazo mangataka ho admin ianao , de mangataka hanao admin i yyy dans le but we te hijery fako de ahoana ny fipetrany?
OHATRA WE MANOKATRA rubrique 1 ilay yyy

voilà , azonareo ve le tiko lazaina

za zao raha hanokatra momba ny we tntolo iainana ny rubrika tiko atao admin , de mandefa demande any am hery za , de raha ok, de hafirina mahazo mijery fako

35. tslem ( 11/03/2008 12:11)
Ary zah ry reto tsy mba mahita an'izany rubrik oe "fako" zany a, fa aiza zany?
36. diamondra27 ( 11/03/2008 12:22)
tslem: ka zay no anontaniana eto akia a
37. tslem ( 11/03/2008 12:30)
ary sao d tsika roa rery aza no tena miesona eto raha zany fa ny retra retra mahita daholo:roll:
38. hery ( 11/03/2008 12:50)
diamondra> efa novakiako ihany kosa ny resaka fako na tsy manam-potoana firy aza aho. Efa nisy resaka teto iny dia novakiako teto. Mety hoe tsy nanam-potoana firy koa ianao dia tsy nahavaky ny valiny :-)

Ny fako dia tsy misy oul mahita na admin aza :-) ... tahaka ny dinika manokana rehetra tsy hitan'izay tsy mpikambana ao aminy. Ary tsy misy admin mijery any rahateo :-) Izay admin ao amin'ny fako ihany (hery lanto eugene) no mety afaka mahita raha te-hijery.

Ny antony hanasivana ny fako dia tsy hovakiana akory fa hametrahan'ny admin izay message tokony hofafaina kanefa tsy fafaina avy hatrany sao misy révendication. Rehefa mahita hafatra eto ny admin dia misy soratra hoe alefaso any @ Fako. Raha vao alefany any iny dia tsisy mahita intsony fa toy ny voafafa.

Raha sendra misy fitarainana hoe tsy hita ny hafatra kanefa tsara sns... dia azo"KO" verifier-na any. Dia izay ihany.

Ny hafatra tsirairay (valin-kafatra) dia tsy mety alefa any @ fako fa raha vao fafaina dia manjavona. Tsy maintsy dinika iray manontolo no miara-mandeha @ fako vao mety.

Oviana indray ianareo no hanontany hoe inona marina io Fako io dia iza no afaka mahita azy? :-)
39. cutie ( 11/03/2008 12:59)
Oviana indray ianareo no hanontany hoe inona marina io Fako io dia iza no afaka mahita azy?

=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
40. booboo ( 11/03/2008 13:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7023