NY VEHIVAVY!!!

41. rapala ( 20/03/2008 11:15)
izay aloha e fa mahereza hatrany e:-*:-*:-*
42. ni81 ( 20/03/2008 19:14)
Hoy mansoor:
éé! sambatra daolo ianareo,ny anay ndray de sahy manozona sy miteny ratsy anay refa misy ny ady,sady tsy mety afa-po mits!ny tohiny mou tsy lazaina tsony!

Misy olana daholo rehefa mety ho tokantrano e! Fa kosa tsy dia mety ny mifanozona sy miteny ratsy izany!
43. mansoor ( 21/03/2008 07:52)
:cry::cry:
44. rapala ( 21/03/2008 17:19)
:-*:-*:-*
45. tsiambaratelo ( 06/04/2008 11:08)
mansoor:

:cry::cry:

fa maninona no tomany?
:-*
46. tsiambaratelo ( 06/04/2008 11:24)
ni81:

Hoy mansoor:
éé! sambatra daolo ianareo,ny anay ndray de sahy manozona sy miteny ratsy anay refa misy ny ady,sady tsy mety afa-po mits!ny tohiny mou tsy lazaina tsony!

Misy olana daholo rehefa mety ho tokantrano e! Fa kosa tsy dia mety ny mifanozona sy miteny ratsy izany!

hita wa,olon-tina ve de ompaina!
mbô tsy mety izany!ny an le police teo akaikinay ndray de daroka
sy vono no ataony ny vadiny,lay ramatoa mpampianatra!
nefa kosa an,ry zareo miady fona manimba ny entana,mandrovitra sary rangahy,nefa dia miatsena ndray ny andro manaraka dia miara-maka sary ndray!tsy ifanomezatsiny nefa le fanajana ny viavy tokony ampiana kely hoatran'ny loham-panjaitra! :-* :-* :-*
47. xxx ( 24/05/2008 22:19)
1. fit cuire le d�jeuner pour la famille
2. r�veilla les enfants
3. pr�para leurs v�tements pour l'�cole
4. les fit manger
5. emplit leurs bo�tes � go�ter
6. les conduisit � l'�cole
7. reprit le linge du pressing en revenant � la maison
8. s'arr�ta � la banque
9. passa au supermarch� pour quelques courses
10. revint � la maison pour d�baller et ranger les courses
11. prit le courrier dans la boite aux lettres et paya les factures
12. nettoya la liti�re du chat et lava le chien
13. mangea seule en 10 minutes
14. se d�p�cha de faire les lits
15. fit la lessive
16. passa l'aspirateur, �pousseta, balaya et lava le sol
17. courut � l'�cole ramener les enfants et dut subir leurs cris dans a voiture en revenant
18. leur donna quelque chose � boire et � grignoter
19. leur fit faire leurs devoirs
20. sortit la planche � repasser et regarda la TV en repassant
21. commen�a � �plucher les patates et laver les l�gumes pour la salade
22. pr�para la viande et une tarte aux pommes pour le dessert
23. servit le repas du soir, puis, elle nettoya la table et la cuisine
24. emplit le lave-vaisselle
25. ramassa le linge des uns et des autres qui tra�nait un peu n'importe o� et l'enfourna dans le lave-linge
26. Donna le bain des enfants et les mit au lit et....
27. � 21h00, elle �tait ext�nu�e m�me si ses corv�es de la journ�e n'�taient pas termin�es; elle alla donc au lit o� on attendait d'elle qu'elle veuille
bien faire l'amour.... Ce qu'elle fit sans se plaindre.

Le lendemain matin elle se leva et se mit � genoux pr�s du lit et pria:

- 'Mon Dieu, je ne sais pas ce � quoi je pensais... J'ai eu tort d'envier ma femme qui restait � la maison. S'il vous pla�t, faites que nous puissions
chacun reprendre nos corps d'origine'.

Le Bon Dieu dans son infinie bont� lui r�pondit:

- 'Mon fils, je crois que tu as appris ta le�on et je serai heureux de ramener les choses telles qu'elles �taient mais, il va falloir que tu
attendes 9 mois... tu es tomb�e enceinte hier soir !!!!'

Nga moramora zany vehivavy zany!

TENA MARINA tanteraka ireo rehetra ireo !!! indrindra indrindra ho an'ny ankamaroan'ny reny aty andafy dia tsy manana mpanampy toy ny any Dago !! vao avy teraka 2 andro de efa mitsangana, mody, manasa ny lamba rehetra, mipasoka, etc....Raha tany Dago mba manana mpanampy sy havana, fa aty lavitra aty tsy mba misy andrandraina hafa tsy ny tena !! soa ihany aloha ny lehilahy sasany fa efa miova toe-tsaina, manampy, rehefa avy miasa mbola mahavita manao courses kely, manapirim-bilia, manao fandriana, izany hoe mifampizara asa e, satria koa mantsy ny ankamaroan'ny vehivavy miasa any ivelany koa aty !! vitsivitsy ny mijanona antrano ! ka tsy maintsy zaraina ny asa e !! tsy sarotra koa ange ny manolo couche e !! hatry ny teraka de efa ampianarina ny lehilahy hanampy ny vadiny : fomba fampandroana zaza, fanoloana couche, etc...Raha tsy izany mitondra ankizy eny amin'ny parc koa, i ramatoa mipasoka, i rangahy mamoaka lamba avy ao anaty machine, i rangahy manampirina latabatra avy ninanana,manao ny lovia anaty machine, ramatoa mamoaka, i madama manapirina fandriana maraina, i ramose manao fandrina amin'ny alina !! i madama manao devoirs ankizy, i ramose manatitra azy mianatra alohan'ny hiasa,. Nefa raha atao ny kaonty, i madama ihany no tena mahavita be , i ramose tsy mahovoka firy !!!!ka izay no mampilay an'i madama : tsy maintsy parfaite à la maison, any ampiasàna, amin'ny fiaraha-monina e !!!hany ka mendrika ny hoajaina tanteraka satria raha tsy misy vehivavy tsy misy raha mandeha e !!!
48. endrika01 ( 25/05/2008 13:09)
Nahita an'i xxx tato zah dia niditra kely indray!

Dia hohararaotiko eto koa ny mandefa ny fiarabana hoan'ny ireo Vehivavy
renim-pianakaviana rehetra tratry ny andro anio 25/05/2008

Enga anie ka hitondra ny soa sy ny tsara ,fahasalamana,fifankatiavana,
mafy fototra eo anivon'ny fianakviana izany.
Ka ireo zaza dia hanaraka hatrany ny toro-hevitra haroson'ireo Reny nahitana masoandro,sy kibo nifonosana ,lay nian-kindridrina irery,tsy nitarain-tana-miepaka ,nisotro ny rano tsy tiana.nitondra sivy volana an-kibo,na fito volana na valo!Fanaja tanteraka izy ireny!

"Raha zaza tsy mihaino hanan-dray aman-dreny miteraha hahita"

'ny Reny no kitapo nifonosana,nahitana ny masoandro amam-bolana"

Hoanareo lehilahy koa izay mandalo ato amin'ity dinika ity,ka somary
misy disadisa eo amin'ny fiainan-tokan-trano dia aza tonga dia sendaotra
na mitsara be fahantany fa fakafakao diniho tsara aloha zay tokony
hatao alohan'ny hikasihanao tanana ny vehivavy,alohan'ny hanambanianao azy ireny, hanopana azyEkena fa sarotra ny fiainana ,sarotra ny fitadiavana,mety ra-vevavy milibaliba na nanao tondraka anio manan-jary fa tsy nitsinjo ny ampitso ka
nandiso fanantenana anao;aza latsaina ;aiza vonoina;aiza hompana;

fa manantona moramora azy,mahaiza mamerina ilay tsiky fahiny,lay tositosy fahiny,lay sangisagy kely ,sns,teneno izy toroy koa,mety zaza nihanta teo @ ray aman-dreniny ka tsy dia nahalala firy no tokony sy tsy tokony atao ndraindray

Misy mantsy ny lhl sasany mety hiteny we ka inona no nahamaika hanambady raha izany aza tsy fantatra?tsiky dia ampy! (l) (l) (l) (l) (l) :-P
49. haritianah ( 19/06/2008 17:11)
Azo atao ny afamadika lé izy fa saingy ny saintsika mits anie no mbola maro ny ts manaiky é.
Atao oé lé vadinao zany mikarakara tokatrano dé anao no miasa zé asa ataonao ivelany ao an-trano zany mety asa birao mety asa antanimboly na antanimbary na antsaha.Dé ny rangahy no mikarakara ny zaza sy manatitra ny zaza mianatra.
Tadidio fa na ianao io aza raha misy manontany oé aiza ny vadinao miasa ary aiza ianao miasa dia sadaikatra ianao ilaza oé ny rangahy vadiko dia MPIKARAKARA TOKATRANO ny asany fa zà miasa atsy.
Ny tiako lazaina dia misy manao an'izany fa raha vao misy manontany dia menatra na hafahafa lé olona anontaniana ary vaomaika koa moa lé olona manontany koa vao maheno dia hafahafa ary lasa resaka.
Fa raha ny saintsika no efa voamboatra daolo dia ts misy dikany zany, afaka manao izany ny lahy fa efa raikitampisaka teo @ niainana fa ny lahy dia ts maintsy miasa ary ny avvay ts dia voatery iasa fa kosa andraikiny tanteraka ny tokatrano.
Mbola raikitampisaka amintsika mitsy ny oé raha vao ny lahy ampanaovina raharaha mpikarakara tokatrano dé midika fanitsakitsahana ilay lehilahy, @ lé fitenenana oé entiny ilay vehivavy @ sangany mitsy fa dia izy doly no manao ny raharaha ao an tokatrano sy ny zaza rehetra.
Ka io raha tsy ny fotompisaianatsika mits no miova tanteraka doly ts ho foana io oé fanaka malemy io.
50. endrika01 ( 06/07/2008 14:15)
haritianah:

Zany mihintsy e,tokony tsy misy saranga ambony sy ambany e,asa ambony sy ambany e,entina @ sanga e,
:-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1852