NY VEHIVAVY!!!
21. Kwasi
(
07/03/2008 19:15)
Nga moramora zany vehivavy zany!
Fa ny lehilahy ve mba moramora? Indrindra ny hanaovan'ny vhv azy?:wink::-D:-D
Isika vehivavy lazaina fa fanaka malemy
Raha ny fahafantarako azy indray aloha dia tsy tanatin'ny toetsaina malagasy izany fa zavatra nampidirin'ny vazaha e. T@ malagasy ny vehivavy dia : Voarabe endriky ny lohasaha.
22. ni81
(
07/03/2008 19:49)
Fa ny lehilahy ve mba moramora? Indrindra ny hanaovan'ny vhv azy?
Fa ataon'ny vhv ahoana ianareo?
23. Veloo
(
07/03/2008 20:23)
ni81 [ Valio ] 07-03-2008 20:49:12:-D:-D:-D
Lohateny : Re : NY VEHIVAVY!!!
Voalaza teo :
Fa ny lehilahy ve mba moramora? Indrindra ny hanaovan'ny vhv azy?
Fa ataon'ny vhv ahoana ianareo?
ni81 ie wa mba miandry ny valony eto isika roa hihihihih
24. tsiambaratelo
(
07/03/2008 22:08)
Le 08Mars!Fetin\\\'ny viavy rehetra da mba misy lhl ve zao mba sahy miteny @olon-tiny ny vadiny ny reniny ny baviny ny rafozam-bavy ny ...We cherie alao raisiko ny asanao!Ngamba raha sendra an le mpiasa birao reny,ka tsisy tonga ny viavy da harary an-doha mandrapirava hi hi hi,oviana ny fetiny lhl?Tout le jours!!!Le 09Mars kah!
25. Vitsikakely
(
08/03/2008 04:33)
endrika01:
Isika vehivavy lazaina fa fanaka malemy,koa maninona moa raha avadika ndray ny rasa,ry zareo lehilahy mpikarakara tokan-trano,dia isika vehivavy mitana birao aby!=))=))=))=))
ntssss tsatsan fety njiko ry endrika01
26. Vitsikakely
(
08/03/2008 04:40)
ikaretsaka:
endrika01:
Isika vehivavy lazaina fa fanaka malemy,koa maninona moa raha avadika ndray ny rasa,ry zareo lehilahy mpikarakara tokan-trano,dia isika vehivavy mitana birao aby!=))=))=))=))
ho'zy francis turbo izay hoe rehefa mahay mipipi ao ambadika poteaux ny vehivavy de mety izay
=))=))=))Francis Turbo=))=))=))
28. sakaizakely
(
08/03/2008 07:46)
Arakaraky ny kolotsaina voarainao sy ny fanabeazana azonao koa no fahitanao ny fiainana sy mahatonga anao hiteny hoe gidraka ny fitaizana fa za tsy mahavita
mazava wazy fa mbola tsy miteraka ilay mpanoratra sady raha hoatr'izany no fandraisana ny zaza dia aleo aloha tsy manana mandrampaha matotra sy tonga saina tsara
Rehefa mananjanaka sy mitaiza, ka mifantoka tanteraka amin'iny ny loha fa tsy misaviry vol manketsy mankeroa dia tsy manahirana izany ny mitaiza, na marary iny na tsia. Matoa ny ankizy madiditra na sarotra taizana, dia ny fitaizana ataon'ny RaD mihitsy no tsy mahomby.
Tsy ifanomezantsiny io aloha satria tsy misy mode d'emploi ny maha dada sy neny fa samy manao izay fantany fa mety ka misy ny mety, misy ny tsy mety, dia miantraika any @ toetoetran'ny ankizy na mety na tsia. Misy koa anefa ireo rad izay mikaroka ombietsy amby eroa, mamaky boky mikasika ny fitaizana, ny psykolojian'ny zaza, ny andraikitra am maha rad, ny autorité hoe atao ahoana ny fampiasa azy ampahalemena, sns...
Betsaka ny vahaolana. Rehefa tena mahay mandanjalanja azy ary rehefa zen dia kalam be fona ny ankizy na marary aza, dia lasa passion ilay fitaizana.
Ny ahy klou ny toerako tsy atakaloko asa tany na asa inn fa tena ankafiziko 200%. Ny adidy fanabeazana sy fanalehibiazana ny taranako dia sarobidy tsy omeko n'iza n'iza fa iandraiketako zaho samirery.
Indrindra koa fa tsy marina ny hoe mafy noho ny asa tany ny mitaiza zaza. Lainga be zany. Rehefa tonga eo ianao mahita azy. Tsy misy fahasambarana hoatran'izany mikolokolo sombiniaina izany, dia araky ny voalazan'i kiadi hoe rehefa tiana tsy mafy zany. Marina fa adidy ny maha reny, tsy azonao andosirana, fa hadino ny hazakazaka atao isanandro rehefa mahita ilay zaza mivelatra sy finaritra mitsikitsiky sy manolotra anao ny tanany kely potapota iny
Tambitamby dia Ampy :-*

29. sakaizakely
(
08/03/2008 08:03)
mety mbola mifantoka be am toetsaina malagasy sy ny firenena sasany koa ilay hoe lhl tompoina de ny vhv foana no miandraikitra ny kenakena ao antokatrano. Ny kolotsaina ihany koa no mbola tomponandraikitra amin'io.
Mila fivoarana angamba ny toetsaina am ny ankapobeny satria am zao fotoana dia tsy matahotra mandray ravindena ny ankabeazan'ny lhl am tany mandroso, raha ny eto aminay aloha no dinihina.
Na tsy mahavita ny vitan'ny vhv rehetra aza ry zareo, na tsy tena tonga lafatra aza dia manao ihany satria vononkanampy ary nobeazina tam zany koa. Efa nisy fotoana tsy nahavitako mikarakara trano fa vita aradalana sy nangirangirana ary tsara mpirina daholo na izy lhl aza no manao azy. Ny kojakoja andavanandro koa vita ihany, anjaranao vhv koa ny manome azy andraikitra, oh fotsiny ny fandiovana efitra fihinana rehefa avy misakafo, fampirimana izay namparitaky ny ankizy, manahy lamba vita sasa sns... Betsaka ny azon'ny lhl andraisana andraikitra hanampiana ny vhv raha tiany izany sy raha tiany ho ampiana ny vadiny.
Misy ny lhl mahavita. Tokony ireny no jerena raha izay no mampitsiriritra. Misy tokoa ireny fa aza manahy. Mahaiza mitady fotsiny :lol:

30. sakaizakely
(
08/03/2008 08:09)
penina:
Nifoletaka ohatra ireny anana masaka ireny mihitsy nony hariva ny andro.
=))=))=))=))=))=))
ndrôôôôôôôôôôôô p6 keliko e
za toko zany te hihinana anana :-P
marina kambo zany fa fizika be zany miasa tany zany tena mahavizana
misy ilàna azy ihany ange nareo lhl itony e ! raha tsy izay ve tsy efa nosoloina dildo =))=))=))
32. endrika01
(
08/03/2008 10:54)
sakaizakely:Marina izany ,ary tsy laviko!Nefa koa tena Tsy notenitenenina foana koa lay teny we\"ny Reny niakindrindrin\'irery,nisotro ny rano tsy tiana\"ao lay mafy zakainy!Zaho tokoa no mbola tsy niteraka fa efa nitaiza ka hitako fa tena mafy!Fa refa tena lay naterako angamba @zay aho mahatsapa lay fahasambarana!
Arakaraky ny kolotsaina voarainao sy ny fanabeazana azonao koa no fahitanao ny fiainana sy mahatonga anao hiteny hoe gidraka ny fitaizana fa za tsy mahavita mazava wazy fa mbola tsy miteraka ilay mpanoratra sady raha hoatr\'izany no fandraisana ny zaza dia aleo aloha tsy manana mandrampaha matotra sy tonga saina tsara Rehefa mananjanaka sy mitaiza, ka mifantoka tanteraka amin\'iny ny loha fa tsy misaviry vol manketsy mankeroa dia tsy manahirana izany ny mitaiza, na marary iny na tsia. Matoa ny ankizy madiditra na sarotra taizana, dia ny fitaizana ataon\'ny RaD mihitsy no tsy mahomby. Tsy ifanomezantsiny io aloha satria tsy misy mode d\'emploi ny maha dada sy neny fa samy manao izay fantany fa mety ka misy ny mety, misy ny tsy mety, dia miantraika any @ toetoetran\'ny ankizy na mety na tsia. Misy koa anefa ireo rad izay mikaroka ombietsy amby eroa, mamaky boky mikasika ny fitaizana, ny psykolojian\'ny zaza, ny andraikitra am maha rad, ny autorité hoe atao ahoana ny fampiasa azy ampahalemena, sns... Betsaka ny vahaolana. Rehefa tena mahay mandanjalanja azy ary rehefa zen dia kalam be fona ny ankizy na marary aza, dia lasa passion ilay fitaizana. Ny ahy klou ny toerako tsy atakaloko asa tany na asa inn fa tena ankafiziko 200%. Ny adidy fanabeazana sy fanalehibiazana ny taranako dia sarobidy tsy omeko n\'iza n\'iza fa iandraiketako zaho samirery. Indrindra koa fa tsy marina ny hoe mafy noho ny asa tany ny mitaiza zaza. Lainga be zany. Rehefa tonga eo ianao mahita azy. Tsy misy fahasambarana hoatran\'izany mikolokolo sombiniaina izany, dia araky ny voalazan\'i kiadi hoe rehefa tiana tsy mafy zany. Marina fa adidy ny maha reny, tsy azonao andosirana, fa hadino ny hazakazaka atao isanandro rehefa mahita ilay zaza mivelatra sy finaritra mitsikitsiky sy manolotra anao ny tanany kely potapota iny Tambitamby dia Ampy :-*
34. sakaizakely
(
08/03/2008 13:07)
endrika:
Zaho tokoa no mbola tsy niteraka fa efa nitaiza ka hitako fa tena mafy!
misy raha majika zay rehefa miteraka ny vhv, misy miantso azy hoe instinct maternel, tsy haiko raha izay tokoa. Fa misy hoatra radara zay anatinao ao ary mahazendana ny fiantraikany eo @ relation-nao sy ny zaza. Avy amin'ilay tadimpoitra nifandraisana tany ankibo iny angamba tsy haiko fa mahalasa eritreritra ihany :roll:
Ohatra mitomany le zaza tsy hay hoe inn, de neny no mahalala tampoka hoe marary io, na misy zavatra manelingelina azy. Hitan'ilay neny foana ny olana ary hainy ny mamaha azy. Na inn mampalahelo zaza, raha vao raisin'ny neny dia mangina. Misy raha misterious ao. Tsy azon'iza n'iza foronina io fifandraisana radara io. Posibla tsy hainao ny nitaiza ilay zanakolona satria tsy anao dia tsy nisy ilay radara. Ka izany no mety mahamafy ny fitaizana zaza tsy anao
Tsy misy vhv nateraka ho reny fa fahaizana tonga miandalana vokatry ny fifampianarana reny sy zanaka io. On ne naît pas mère, on le devient hoy ny vazaha. Rehefa tonga ny zanakao dia hainao ho azy io.
Ary vitanao ho azy daholo ny fikarakarana azy rehetra.
Vitako ka tsy maintsy vitanao. Mino aho fa mbola hahay lavitra noho zaho aza endrika
Miandrasa tsara ilay fotoana fotsiny :-*
35. ni81
(
08/03/2008 20:33)
Mila fivoarana angamba ny toetsaina am ny ankapobeny satria am zao fotoana dia tsy matahotra mandray ravindena ny ankabeazan'ny lhl am tany mandroso, raha ny eto aminay aloha no dinihina.
Na tsy mahavita ny vitan'ny vhv rehetra aza ry zareo, na tsy tena tonga lafatra aza dia manao ihany satria vononkanampy ary nobeazina tam zany koa. Efa nisy fotoana tsy nahavitako mikarakara trano fa vita aradalana sy nangirangirana ary tsara mpirina daholo na izy lhl aza no manao azy. Ny kojakoja andavanandro koa vita ihany, anjaranao vhv koa ny manome azy andraikitra, oh fotsiny ny fandiovana efitra fihinana rehefa avy misakafo, fampirimana izay namparitaky ny ankizy, manahy lamba vita sasa sns... Betsaka ny azon'ny lhl andraisana andraikitra hanampiana ny vhv raha tiany izany sy raha tiany ho ampiana ny vadiny.
Misy ny lhl mahavita. Tokony ireny no jerena raha izay no mampitsiriritra. Misy tokoa ireny fa aza manahy. Mahaiza mitady fotsiny
Tsy misy ho kianina mihitsy io voalaza io.
Zà narary t@ herintaona, dia tsy nahazo nanao raharaha mihitsy nandritra ny 1 volana sy tapany, fa dia ny vadiko daholo no nanao azy rehetra teo. Efa zatra izany ry zareo t@ RAD.Hifanampiana ny fiainana e! Aoka hialana ny hoe asanareo vehivavy izany!
36. endrika01
(
09/03/2008 09:35)
sakaizakely:
Arakaraky ny kolotsaina voarainao sy ny fanabeazana azonao koa no fahitanao ny fiainana sy mahatonga anao hiteny hoe gidraka ny fitaizana fa za tsy mahavita
mazava wazy fa mbola tsy miteraka ilay mpanoratra sady raha hoatr'izany no fandraisana ny zaza dia aleo aloha tsy manana mandrampaha matotra sy tonga saina tsara
Rehefa mananjanaka sy mitaiza, ka mifantoka tanteraka amin'iny ny loha fa tsy misaviry vol manketsy mankeroa dia tsy manahirana izany ny mitaiza, na marary iny na tsia. Matoa ny ankizy madiditra na sarotra taizana, dia ny fitaizana ataon'ny RaD mihitsy no tsy mahomby.
Tsy ifanomezantsiny io aloha satria tsy misy mode d'emploi ny maha dada sy neny fa samy manao izay fantany fa mety ka misy ny mety, misy ny tsy mety, dia miantraika any @ toetoetran'ny ankizy na mety na tsia. Misy koa anefa ireo rad izay mikaroka ombietsy amby eroa, mamaky boky mikasika ny fitaizana, ny psykolojian'ny zaza, ny andraikitra am maha rad, ny autorité hoe atao ahoana ny fampiasa azy ampahalemena, sns...
Betsaka ny vahaolana. Rehefa tena mahay mandanjalanja azy ary rehefa zen dia kalam be fona ny ankizy na marary aza, dia lasa passion ilay fitaizana.
Ny ahy klou ny toerako tsy atakaloko asa tany na asa inn fa tena ankafiziko 200%. Ny adidy fanabeazana sy fanalehibiazana ny taranako dia sarobidy tsy omeko n'iza n'iza fa iandraiketako zaho samirery.
Indrindra koa fa tsy marina ny hoe mafy noho ny asa tany ny mitaiza zaza. Lainga be zany. Rehefa tonga eo ianao mahita azy. Tsy misy fahasambarana hoatran'izany mikolokolo sombiniaina izany, dia araky ny voalazan'i kiadi hoe rehefa tiana tsy mafy zany. Marina fa adidy ny maha reny, tsy azonao andosirana, fa hadino ny hazakazaka atao isanandro rehefa mahita ilay zaza mivelatra sy finaritra mitsikitsiky sy manolotra anao ny tanany kely potapota iny
indrinsra izy le vao mianatra miteny,leuuu zazakely,mahafatifaty beuuuuhhhh!!!Habibi!!!!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Tambitamby dia Ampy :-*
37. endrika01
(
13/03/2008 17:02)
ni81:Deraina manokana akia ny vadinao â,de maromaro ny tahak\'izany!Ny papanay koa hoatr\'izany refa tsy i Mamanay de izy no mikarakara ao an-trano!De mahavita mifanotany mintsy zahay rehefa avy mianatra we i Dada ve no nahandro sakafo?Refa izy tena way tsy we tsy mahavita hoatr\'azy i Mamanay fa lay fotoana henjikenjehana be @zaza sy ny fikarakarana tokan-trano!!!
Mila fivoarana angamba ny toetsaina am ny ankapobeny satria am zao fotoana dia tsy matahotra mandray ravindena ny ankabeazan\'ny lhl am tany mandroso, raha ny eto aminay aloha no dinihina. Na tsy mahavita ny vitan\'ny vhv rehetra aza ry zareo, na tsy tena tonga lafatra aza dia manao ihany satria vononkanampy ary nobeazina tam zany koa. Efa nisy fotoana tsy nahavitako mikarakara trano fa vita aradalana sy nangirangirana ary tsara mpirina daholo na izy lhl aza no manao azy. Ny kojakoja andavanandro koa vita ihany, anjaranao vhv koa ny manome azy andraikitra, oh fotsiny ny fandiovana efitra fihinana rehefa avy misakafo, fampirimana izay namparitaky ny ankizy, manahy lamba vita sasa sns... Betsaka ny azon\'ny lhl andraisana andraikitra hanampiana ny vhv raha tiany izany sy raha tiany ho ampiana ny vadiny. Misy ny lhl mahavita. Tokony ireny no jerena raha izay no mampitsiriritra. Misy tokoa ireny fa aza manahy. Mahaiza mitady fotsinyTsy misy ho kianina mihitsy io voalaza io. Zà narary t@ herintaona, dia tsy nahazo nanao raharaha mihitsy nandritra ny 1 volana sy tapany, fa dia ny vadiko daholo no nanao azy rehetra teo. Efa zatra izany ry zareo t@ RAD.Hifanampiana ny fiainana e! Aoka hialana ny hoe asanareo vehivavy izany!
38. mansoor
(
19/03/2008 16:59)
éé! sambatra daolo ianareo,ny anay ndray de sahy mmanozona sy miteny ratsy anay refa misy ny ady,sady tsy mety afa-po mits!ny tohiny mou tsy lazaina tsony!
39. rapala
(
19/03/2008 17:13)
hoy i endrika01
Isika vehivavy lazaina fa fanaka malemy,koa maninona moa raha avadika ndray ny rasa,ry zareo lehilahy mpikarakara tokan-trano,dia isika vehivavy mitana birao aby!
Efa manomboka miseho io akia, mbola vitsi2 ihany fa efa manomboka izay no zava-dehibe:)
mansoor: mampalahelo akia ianareo izany a, d tsy misy mifandefitra ve?
40. mansoor
(
20/03/2008 07:21)
ny fifandeferana v mou tsy hisy fa lé vava avoakany mits no mila tsy ho tanty é!!!:cry: