Théorie de l'évolution contre théorie de la création!
41. badboy
(
14/03/2008 22:53)
Efa nolazaiko teto foana fa mbola kely ny zavatra tsy voazava na voavalin'ny science raha oharina amin'ny immensité-n'ny univers sy ny rehetra ao anatiny .Ho an'ny scientifiques amin'ny ankapobeny izay tsy voazava dia satria mbolatsy voazava fotsiny ary mandrapahafatiny dia hitady izy fomba ahafahana manazava azy.
Donc le fondement anle évolution koa misy limite. Noho izany là où s'arrête les explications scientifiques s'impose les axiomes, donc le dogme.
Démo tsotsotra :
- l'expication est l'essence de la science (de par la question comment)
- l'axiome n'est pas explicable
- l'axiome n'est pas scientifique (alors qu'il est admis en math)
CQFD 3 :idea::idea::idea:
Les 2 sont liés et ne peuvent se séparer!!
42. Fody
(
15/03/2008 14:33)
maninona no avy di ahoe diso?????fa tsy hoe misy tsy hitovizana ny hevitra???
Diso satria izay voalazany dia tena tsy mifanaraka amin'ny zava-nisy, fa tsy hoe tsy mifanaraka amin'ny hevitro akory. Jereo ireo ambony ireo. Azonao hamarinina tsara izay voalazako sy izay voalazany.
ny atao hoe marina dia zavatra voaporofo;taiza no mbola nisy finoan avoaporofo??????
Ny zavatra tsy hita sy tsy iainana ary tsy tsapa no ilaina porofo, fa ny zavatra iainana tsy mila porofona satria efa iaraha-mahita.
ary dia tsy mbola nisy valiny ihany ny fanontaniako???sa sarotra valiana?
Inona ilay fanontaniana azafady?
Fanamarihana: Jereo kely raha sahy nanao reaction na kely aza amin'izay zavatra nolazaiko rabila. Porofo izany fa tsy misy lazaina izy, na mbola mitady zavatra hafa hanodikodinana ny resaka indray avy eo.
Raha ohatra ka marina tokoa izay voalazany, ary diso izay nolazaiko, dia aoka izy hiteny sy hamaly.
Misaotra!
43. Fody
(
15/03/2008 14:39)
Efa nolazaiko teto foana fa mbola kely ny zavatra tsy voazava na voavalin'ny science raha oharina amin'ny immensité-n'ny univers sy ny rehetra ao anatiny .Ho an'ny scientifiques amin'ny ankapobeny izay tsy voazava dia satria mbolatsy voazava fotsiny ary mandrapahafatiny dia hitady izy fomba ahafahana manazava azy.
Inty zavatra lazainao ity dia manohitra ny filazanao hoe: Si création implique créateur (ce qui semble être votre position),alors dans ce cas , ceci n'a aucune valeur scientifique .
Amin'ny resaka science dia aza adino fa: tsy misy izay avy amin'ny tsy misy, mba ho azo hazavaina ny misy rehetra.
Misaotra!
44. Rasiligaoma
(
16/03/2008 03:35)
Amin'ny resaka science dia aza adino fa: tsy misy izay avy amin'ny tsy misy, mba ho azo hazavaina ny misy rehetra.
tsy science irery io fa ny zavatra rehetra mihitsy
ny maha samihafa ny science sy ny religion fotsiny amiko dia ny science manao comment
ny religion manao pourquoi
Raha vao mifangaro ireo dia eo ny olana no mipetraka
