Baolina kitra gasy zero manatody

21. tess ( 09/03/2008 22:09)
ohatra ny tennis izao mba somary malaza tapany tsika:°)
22. ikaretsaka ( 09/03/2008 23:09)
ohatra..
misy sport betsaka anie mampalaza antsika e
23. tess ( 09/03/2008 23:17)
ny natation koa mba nalza kely iany taloha an!
24. andryrabe ( 12/03/2008 13:57)
na rahoviana na rahoviana, ny mpitia baolina kitra tsy maintsy manohana foana. na hanakora na hanaratsy ny sasany, rehefa misy ny mpakafy de mpankafy foana ny anarany. asakasak'izay tsy tia io. zonao ny mitsikera fa tsy mampaninona izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095