mety hilay be zao ny resaka eto ah...

21. yonikafopl ( 01/03/2008 19:13)
maninn rajoelina ra manandrana de mba mitantara aminay eto eee:wink:
22. Kwasi ( 01/03/2008 20:41)
Ozy ny vhv hoe mahafolaka ny tanany hono ny mampiditra an'iny, fa aleo ny lhl ihany no mampiditra azy.

ainaheri:
d refa mampiditra azy atao pozina 8

Ho an'izay Manana zany de atao Huit le Raha:-D:-D
23. rajoelina ( 01/03/2008 22:26)
yonika:
maninn rajoelina ra manandrana de mba mitantara aminay eto eee
mba misy ajany iany ny vhv, de haleoko hajaina ny sasany. a+ tsy aiko sady tsi vitako ny mitantara anzany koa e, na amin'iza na am'iza.

Fa ra mety kosa i yonika de omeo ahy ny anio hanatsofoako azy, tsy maninn maintsy (tadidio tsara anefa fa zah amnio manampina vava iany, tahakany mandidy olona na mapteraka).

Raha mety i yonika de avy eo tena tantaraiko eto daolo ny fandehany. Tsy misy analana na hadino kely ny fanazavana azy, na dia ny volo voakiky na ny kôkany aza.

;-)
24. ikaretsaka ( 01/03/2008 22:39)
ialahy ity tena hafahafa mihitsy
mihitsy
lignes ambony de hoy ialahy milaza fa misy hajany ihany ny vhv blablabla


Lignes manaraka anefa dia efa dikain'ialahy sahady ny zavatra vao avy lazain'ialahy eo ambony


rehefa ialahy de miandry hitantaraina sy anontaniana foana ve fa tsy mba mitantara sy mamaly fanontaniana mihitsy

mba tantarao tokoa lety le....

(aiza lo le vanjo fa hitantara i salmola)
25. ainaheri ( 02/03/2008 07:34)
ikaretsaka:
ialahy ity tena hafahafa mihitsy
mihitsy
lignes ambony de hoy ialahy milaza fa misy hajany ihany ny vhv blablabla


Lignes manaraka anefa dia efa dikain'ialahy sahady ny zavatra vao avy lazain'ialahy eo ambony



Mba efa nataon'ny lery nazava kosa lay kozy klé


rajoelina:
mba misy ajany iany ny vhv, de haleoko hajaina ny sasany



26. xxx ( 02/03/2008 07:55)
mbola puceau re izy a, tsy afaka hitatara aminareo! aleony maka resaka teorika aminareo handrevireveny 8)
27. ainaheri ( 02/03/2008 08:37)
xxxx :roll: iny ndray no tsy itako
28. Papoose ( 02/03/2008 10:32)
ny kapaotim-bvh v tsy ohatran'ny molo-bava ambany tsofohana lela ao anatiny?mikobana tsara!:-D
29. ainaheri ( 02/03/2008 15:05)
papoose=))=))=))=))=))
30. yonikafopl ( 02/03/2008 15:40)
Hoy i rajoelina:
mba misy ajany iany ny vhv, de haleoko hajaina ny sasany



Ka za zany tsy ao anatin'ilay sasany hajaina ve rajoelina??????

ao we kalou jerena tsara ty loha so de vao nitontona tam tany vo teo?????

ary fa maninn rajoelina no misarombava??? so de miraraka rarakivy ve??????:-w
31. rajoelina ( 02/03/2008 23:53)
yonika:
Ka za zany tsy ao anatin'ilay sasany hajaina ve rajoelina??????

ao anatiny koa enao ka!! na 18 taona toi na 122 taona.. ho hajaiko fôna ra mifanaraka tsara isika :-P
yonika:
ao we kalou jerena tsara ty loha so de vao nitontona tam tany vo teo?????

de nanao aôna ny fahitany yomnika ny lohako??? :D milay sa ratsy sa aôna??? :°)

yonika:
ary fa maninn rajoelina no misarombava??? so de miraraka rarakivy ve??????


ka any no tena mamofona kou!

;-)
32. ikaretsaka ( 03/03/2008 00:35)
tsy gravy be ve lety izany puceau mitonton=doha izany le
33. yonikafopl ( 03/03/2008 08:48)
Hoy rajoelina

ka any no tena mamofona kou!



Efa zatra maheno fofona any nga de lazaina fa ny hafa koa misy fofona???
sa efa misy simba le loha nitontona ao, de mamoaka fofona hany ka ze alehan rajouu rehetra misy fofona doly, nefa le lohany nitontona tam tany no efa lo beee=))=))=))=))=))=))
34. mmmhh ( 03/03/2008 08:55)
xxx:
mbola puceau re izy a, tsy afaka hitatara aminareo! aleony maka resaka teorika aminareo handrevireveny

Sao de tsy puceau fa mety mbola tsy nahita fikanà sipa zany izy fa aza omena tsiny fa mety @ le taranja iray no manavanana azy, :-D:-D:-D
35. Papoose ( 03/03/2008 12:32)
ary sao de nikarakara tena t@ ranon'alamo sa katrafay?:-D
36. rajoelina ( 03/03/2008 22:23)
mmmmmh:
fa mety mbola tsy nahita fikanà sipa

:-w:-w na de t@ tele kosa ve :D :-P
mmmmmh:
aza omena tsiny fa mety @ le taranja iray no manavanana azy
manavia angaha lay taranja iray:roll: :-wtsy azoko :b:b:b

;-)
37. mmmhh ( 05/03/2008 09:19)
rajoelina:
:-w:-wna de t@ tele kosa ve

zany ary izy tam télé, mbola tsy nahita direct :-D:-D:-D mazava e, aza omenareo tsiny ho ah izy:^)
38. rajoelina ( 05/03/2008 11:32)
mmmmmh: tamin'ny revista sy periodico iany kou!

;-)
39. mmmhh ( 05/03/2008 13:24)
:-D:-D:-D:-D:-D
40. ari.malala ( 10/03/2008 09:41)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1784