mety hilay be zao ny resaka eto ah...

1. rajoelina ( 29/02/2008 18:58)
Ahoana kay ny fampidirana kapaoty amin'ny mahavhv ra elah no hanatsofoka azy:?:

;-)
2. Kwasi ( 29/02/2008 19:55)
jereo cours preparatoire 1 ere annee
3. ainaheri ( 29/02/2008 21:01)
hehe ho teneniko ary v sa tsy klé :-w:@:roll:

4. simplex ( 29/02/2008 22:06)
Búsqueda en google de la manera de utilizar un diaphragma :P

O tal vez, puede pedir a su padre, no hay ninguna vergüenza para los que ^:^

kopy ela na d mot a mot aza an ;-)
5. xxx ( 29/02/2008 22:17)
no comprendo :roll:
6. ainaheri ( 29/02/2008 23:56)
moi osi comprendo pas :-D:-D:-D:-D
7. ikaretsaka ( 01/03/2008 03:16)
Búsqueda en google de la manera de utilizar un diaphragma o puede preguntar a su padre:°)

8. ainaheri ( 01/03/2008 06:19)
encore moi comprendo pas=))=))=))=))
9. mmmhh ( 01/03/2008 08:24)
ahoana tokoa kay ny paozinà kapôtin-behivavy e? aza mehezana le fanntaniako fa tena mbola tsy nahita ny sipa e!
10. ainaheri ( 01/03/2008 08:49)
mmmhh,zany v? somaru ngeza nohon'ny an'ny lelà ny azy,d refa mampiditra azy atao pozina 8(itako t@ boky io fa sao d in eo ndray):-D:-D:-D
11. mirianah ( 01/03/2008 09:28)
mmmhh:

ahoana tokoa kay ny paozinà kapôtin-behivavy e? aza mehezana le fanntaniako fa tena mbola tsy nahita ny sipa e!



io lazainy ainaheri io mintsy fa tsy mora ny mampiditra azy kou :roll:, gggrrrrr , andramo iany nge ;-)
12. jemimah ( 01/03/2008 10:10)
ainaheri;taiza njay no nahaizana zany hein
13. ainaheri ( 01/03/2008 10:18)
jemimah,aza itarina wa fa itako t@ boky :-D:-D:-D:-D
14. yonikafopl ( 01/03/2008 10:46)
efa nanao pratika le hita tam boky ve ainaheri:-w:-w
15. ainaheri ( 01/03/2008 12:33)
yonika,io no mba tadidiko tao d nozaraiko @ mmmhh,fa izy mhhh fona hono refa :-D:-D:-D:-D
16. mmmhh ( 01/03/2008 14:28)
Tô mbola tantara be izy zany koa, tsy hatory ihany ve litakely mandra-pahazoany toerana tsara?:lol:
17. ikaretsaka ( 01/03/2008 15:07)
dia aleo ihany kapaotin dehilahy izany raha ohatrohatr'izay fa lasa mirona any indray ny focus dia tsy ary @ ny adidy ary intsony
18. xxxx1 ( 01/03/2008 15:30)
Ahoana kay ny fampidirana kapaoty amin'ny mahavhv ra elah no hanatsofoka azy


iny dia ny vahivavy ihany ro afaka mampiditra azy @ vatany fa tsy anjaran'ny lahilahy ro manatsofotsofoka azy any, satria izy vahivavy ihany ro tena mahafantatsa ny soa toebatany sy afaka mamantatra raha any tsara ilay izy fa tsy manelingelina azy.

raha fitiavana hitsikolovana fitaovambahivavy fotsiny no mahatonga ilay fanontaniana dia manaova zinekôlôlgy ho haingana
19. ainaheri ( 01/03/2008 15:58)
xxxx1,HS beu ro toi,

Ny fampidirana an'iny tompoko d tsy voatokana oe an'ny lahy na an'ny vavy,ary ko na ny leh mampiditra ny an'ny veh(vice versa), izany akory tsy midika we te hitsikilo zay any anatiny any,diso beu satria fanehoany ny fitiavany zany ,ny an'ny xxxx1 angamba le mikofokofoka anaty haizina ireny tsisy n'in'in, ampidirina d vita d miala
20. rajoelina ( 01/03/2008 16:53)
xxxx1:
iny dia ny vahivavy ihany ro afaka mampiditra azy @ vatany fa tsy anjaran'ny lahilahy ro manatsofotsofoka azy any, satria izy vahivavy ihany ro tena mahafantatsa ny soa toebatany sy afaka mamantatra raha any tsara ilay izy fa tsy manelingelina azy.

:-w:-w:-D
Zay hifanarana iany io ka. tsisy olana maintsy.

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.933