abrahama
21. rijadolly
(
02/03/2008 06:47)
Azafady rasili a marina ny an'sé za marina ve dia ahatakatra ny tian'Andriamanitra,fahavetavetana marina izany http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=55&andininy=8-9&dika= ,Indro ny tenin'Andriamanitra no ampitako dia samy mandinika isika mba tsy ahalava resaka amin'iny. http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=57&andininy=4-4&dika= , http://baiboly.org/toko.asp?boky=HOSEA&toko=1&andininy=2-2&dika= , http://baiboly.org/toko.asp?boky=HOSEA&toko=2&andininy=6-6&dika= , http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=16&andininy=25-25&dika= , http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=5&andininy=32-32&dika= , http://baiboly.org/toko.asp?boky=MARKA&toko=7&andininy=21-21&dika= ,
http://baiboly.org/toko.asp?boky=DEOTORONOMIA&toko=7&andininy=26-26&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=DEOTORONOMIA&toko=7&andininy=26-26&dika=
22. Rasiligaoma
(
02/03/2008 06:55)
tsy azoko ny hidiran'i Isaia sy Hosea @ resaka Hagara Isaia sy Ismail ary i Abrahama!
Rehefa Cafe nama no resahina dia ataovy cafe fa aza asiana resaka dite fa tsss
Rehefa Cafe nama no resahina dia ataovy cafe fa aza asiana resaka dite fa tsss
23. rijadolly
(
02/03/2008 07:05)
ahoana kosa no isahianao hitompoina teny fatratra hoe tsy izany no hevitr'Andriamanitra?
tsy hoe ny zavatra azo rehetra dia avy amin'Andriamanitra daholo?
Takaro ao é:D
averiko ilay farany fa tsy nisokatra http://baiboly.org/toko.asp?boky=DEOTORONOMIA&toko=7&andininy=26-26&dika=
tsy hoe ny zavatra azo rehetra dia avy amin'Andriamanitra daholo?
Takaro ao é:D
averiko ilay farany fa tsy nisokatra http://baiboly.org/toko.asp?boky=DEOTORONOMIA&toko=7&andininy=26-26&dika=
24. Rasiligaoma
(
02/03/2008 07:11)
io efa nolazaiko eo ambony io ny hevitro
fa tsy any amin'ny Dite kosa ianao no hitady ny momba ny Cafe
samy manana ny sokajiny e, aleo ho an'i Abrahama sy ry Isahaka sy ry Ismail ny azy
Raha momba an'i Abrahama no resahina dia Izaia sy Hosea avelao ho any, fa ity hataonao tahakan'ny hoe soutiens no atao silip: na hoe miresaka slip ny olona dia soutiens no entinao..
dia avy eo ny olona gaga dia hoy ianao hoe "ha! ka " samy soson'akanjo io ka"
mampihomehy an'ise ilay izy fa izany anefa no ataon'ise

25. rijadolly
(
02/03/2008 07:32)
Tsy hita ry sé fa raha ny an'sé zao dia izany nefa ny ahy tsy any amin' atin'ankanjon'olona no niheverako azy fa oh ny voatavo kowa.=))=))=))=))=))hoe taiza no nahazoana ity vokatra tsara be ity. Narahana ilay izy ela vao hita kay misy zavatra misandrahaka tsy hita maso any ho any.Ny tena zavatra mampé Rasili dia nitady aho hoe aiza marina izy ty dia hitan'sé lé sampana marony ireny?efa tafavoaka any aho vao miverina indray no sady mbola tafaverina amin'ilay voa tsara indray zay vao mitady ny tena fotony indray=))=))=))=))(l)(l)(l)(l)
26. Rasiligaoma
(
02/03/2008 07:37)
dia ny tiako hahatongavana dia hoe rehefa mba nisy namaritra hoe izao no resaka dia aleo hifantoka amin'iny fa aza afangaro ao jiaby fa lasa misambodika be
lasa etalage de compose ilay izy ka dia "mitsako cocombre any anaty soucril" hoy ny fiteninay azy!
lasa etalage de compose ilay izy ka dia "mitsako cocombre any anaty soucril" hoy ny fiteninay azy!
27. rijadolly
(
02/03/2008 07:44)
Iza ary ilay fakany ô?dia iza avy ireo sampany ô?dia iza ilay voa tsara ô? nefa voaloboka ô=))=))=))=))=))=))
29. fijo
(
04/03/2008 23:43)
booboo an ny krispijo anie ka maka izay azo aroso avy ao anaty boky ao koa e.aza gaga ise .