inona ny fanafody ra malemy tsy afa miray tsony

1. mitsangana ( 28/02/2008 16:36)
malemy ilay rambilita na dia misy occasion aza ka inona no atao?
novalian'i rush ny 07/04/2008 15:25
2. rajoelina ( 28/02/2008 16:41)
:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))

HS: ity serasera ity natokana ho any olona taona zerô ka hatramin'ny lehibe indrindra, raha tsy diso aho.

;-)
3. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:09)
rehefa nandramana aby raha rehetra io ... viagra e, lambohenjana e, pompe e..
afaka atao sirorzia estetika izany... fa ny probl amzay indray hono dia lasa henjana foana na m,isy occas na tsisy
4. ratanana ( 28/02/2008 17:51)
tsy vaha olana izany sirorzia izany ramose, misy fiatraka faharoa hono, vao androany mihitsy aho namaky boky momba an'izay.
5. xxx ( 28/02/2008 18:04)
mivimbina vibro isanan'andro
6. Veloo ( 28/02/2008 18:38)
mandehana lesy any @ dokotera afaka manampy anao izy.
zany ko dia mehezanan'la ry enric/salmo/rajoelina.

tena mamps be knou

mahereza e
7. penina ( 28/02/2008 18:40)
na mivadiha pelaka
8. tess ( 28/02/2008 18:58)
penina: hanaiky anzany mantsy lay pelaka iray:wink:


inona klou zany rambilita:roll:

veloo: ka i enric anie mbola miana-javatr ato e! tsy hainy izany resaka izany anefa tokony efa :^) mahay tsara:-P:D
9. Veloo ( 28/02/2008 19:14)
penina a tena pain in the neck lesy ela a:(

tess a =))=))=))=))
10. dox ( 28/02/2008 19:33)
asio plaquage ny kojo raha malemy, na hosoro savony sy huile vidange
11. menalamba ( 28/02/2008 20:51)
Tsy hoatry ny olona tapaka lalan-drà ihany lasa malemy vé é? Hoentina any @ mpanotra....Fa raha sendran-lé mafy tanana aloha an...!! Vôfy mihintsy :^)
12. xxxx1 ( 28/02/2008 21:23)
tena voan'io tokoa aho efa ho roa taona mahery izay
Marihiko fa mbola virijiny amimbehivavy ny tenako ary maniry mafy mba tsy ho tokantena intsony. Saingy amin'izao fotoana dia tsy tafakatra jery atrika intsony rapôly. Tsy hitako intsony izay azo atao. Isaky ny mba mijery vehivavy amin'ireny revues mbazaha ireny aho dia ny rivotra ary afara no lasa aloha fa tsy mba misy effet amin'i dadapôly intsony

Nantsoiko hoe Ravaomaria izy omaly dia somary niakatra kely 2segondra fotsiny. Ilay anarana dadapôly angamba no tsy tiany intsony :roll::roll: :roll:

Sao dia mba misy manana sosokevitra anarana kely azoko omena azy

Misaotra mialoha :-*
13. Veloo ( 29/02/2008 01:20)
xxxx1

dadalita ndray atao e=))=))=))=))=))
14. kallie ( 29/02/2008 04:57)
:-D:-D:-D:-D maty ndray Ravaomaria kely :-D:-D
xxxx1> sô d tsy vevàvy no tedavinlery hono?
15. ari.malala ( 29/02/2008 12:58)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
16. xxxx1 ( 29/02/2008 18:08)
Veloo> misaotra anao :-*

nandramako tokoa io dadalita io fa vao maika niborotsaka toy ny savony lena tsy hay raisina ny anao lahy

very hevitra mafy aho satria dia mitambotsika misitrika ao anaty bozaka ao izy dia tsy manaiky hivoaka intsony

kallie> efa nandramako tokoa raha ny sosokevitrao. Ilay mpiray tanàna amiko mpivarotra saribao eny Ivory izay no mba nandrian'ny saiko tamin'io, saingy vao naheno ny ritsoka mangina manentoento avy ao afara izy dia lasa nirifatra ary nentiny nitsoaka mbamin'ny patalohako. Nisy vola ariary 50000 tany ampaosiko. Ny vola very, ny fahafinaretana tsy azo, Mafy eeeeeeeeeeeee

misaotra anareo namaly eeeee :-*:-*

arimalala> mba tsisy fo mangoraka ity ianao mantsy :cry:
17. xxx ( 01/03/2008 04:51)
mankanesa haingana any fianarantsoa fa any tena misy mahay an'io d maka aloha renseignement refa tonga any fa afenina izy io ka tsy azo avoaka eto @ serasera eto ilay toerana misy azy ,tena marina io fa tsy lainga satria efa nisy ranjokiko nentina tany fa tena lasa mambambavy lery @ izao ary tena mahamay izay azony:*:*:*:*
18. spy ( 06/03/2008 17:28)
aizan'i aitana ny zany "sirorzia" ?
misy ve eto andafy ?
19. Veloo ( 06/03/2008 18:51)
spy [ Valio ] 06-03-2008 18:28:49
Lohateny : Re : inona ny fanafody ra malemy tsy afa miray tsony
aizan'i aitana ny zany "sirorzia" ?
misy ve eto andafy ?


aza mba miditra @ zany sirorzia zany ataovy naturela daholo aloha fa tssssss manandoza be zany.
20. haja ( 15/03/2008 04:10)
xxxx1: fa angaha moa ireny tsy mety raha orina matetika rehefa tsy miakatra? sipa asaina manotra azy e. Refa lalaoviny ela eo ve tsy hiakatra ihany?fa mety ny nerf anie no tsy mihetsika sy tsy mahazo firy ary tsy mahazo baiko avy any @ cerveau e. Asa aloha raha ara-tsientifika dia izay no fahazoako azy e.

Na atambaro ny katrafay sy ny lambohenjana sy ny colas sy ny namany hafa. Tsy ho hita eo hany ve ny vokany? Sa sao dia tsy mikotrana koa nareo? mety ny vatanareo mihitsy koa anie no tsy mety excite e.

Ny sirorzia aloha aloha tsy mi-recommende aho e Misy fetrany daholo ireny satria refa kelikely eo dia maty ihany balita ny farany noho ny effet secondaire an'ilay produit chimique ampiasaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8904