rehefa nandramana aby raha rehetra io ... viagra e, lambohenjana e, pompe e..
afaka atao sirorzia estetika izany... fa ny probl amzay indray hono dia lasa henjana foana na m,isy occas na tsisy
manaona ! aiza ba anitana zany sirorzia estetika?
ba tehy vidy za ,. tena misy urgenca
eto andafy za , Poitiers
misaotra betsaka
spyrosdou@hotmail.fr / 06 30 17 45 09
mandehana mijery dokotera ry anona fa tsssss,io ve hitsangana eo ra chirurgie zany e!tsy aretina io fa psycho fotsiny, ianao no mahalala oe nisy inona nitranga natonga azy nigrevy,vonjeo aloha sao tavela eo, ty koa dinihina tsara, misy problema prostaty koa mahatonga ny grevy, ny cancer mantsy tsy milaza fa minana milamina ao, manao analizy d hita ny tsy mety.