TSARA VE OLONA KRISTIANINA?
21. yonikafopl
(
01/03/2008 09:37)
Niryna , za efa nandinika ny tenako aho ka,dia nahatsapa aho fa tsy ilaiko akory ny mihebohebo na misehoseho fa kristiana, milanja baiboly isananndro,mandeha any ampiangonana isak'alahady.Ahy sy Atra io, ozy manko we midira ao am efitrano mangingina mou izy zay... >
Ohatran'ny hopitaly hoy ianao, dia hoy ahoo hoe, any amin'ny hopitaly ny olona TERENA tsy maintsy manaraka izay lazain'ny dokotera, ohatra hoe tsy mahazo mihinana sira , dia tolorana sakafo tsy misy sira. Fa vao tafavoaka ny hopitaly izy inona no ataony? mieritrewritra izy fa efa sitrana tany amin'ny hopitaly de mihinana ny mahazatra azy ihany satria fantany fa raha mbola marary izy dia ny hopitaly misokatra ho azy foana
Toy izany koa ny kristiana mandeha any ampiangonana, rehefa ao izy dia VOATERY na direkta na ankolaka dia manaraka izay lazain'ilay mpitondra ao, fa vao tafavoaka ao izy, dia mieritreritra fa voavela ny helony ary dia ny fanaony ihany no ataony satria ny alahady handehanana any ampiangonana misy foana de otrotr'izay ilay izy.
Ka raha ampitovianao amin'ny hopitaly ny fiangonana dia mampalasa eritreritra ihany.....:roll::roll:
ka izany no hiangonany kou,matoa izy mandeha miangona dia mbola mahatsiaro fa mila fanovana ny ao anatiny.toy ny hopitaly ny fiangonana ny marary no mila fanafody fa tsy ny salama.
tsy hainao angaha ilay fiteny hoe miangona alahady dia mangalatra akoho alatsinainy,
dia miangona indray rehefa alahady
Ohatran'ny hopitaly hoy ianao, dia hoy ahoo hoe, any amin'ny hopitaly ny olona TERENA tsy maintsy manaraka izay lazain'ny dokotera, ohatra hoe tsy mahazo mihinana sira , dia tolorana sakafo tsy misy sira. Fa vao tafavoaka ny hopitaly izy inona no ataony? mieritrewritra izy fa efa sitrana tany amin'ny hopitaly de mihinana ny mahazatra azy ihany satria fantany fa raha mbola marary izy dia ny hopitaly misokatra ho azy foana
Toy izany koa ny kristiana mandeha any ampiangonana, rehefa ao izy dia VOATERY na direkta na ankolaka dia manaraka izay lazain'ilay mpitondra ao, fa vao tafavoaka ao izy, dia mieritreritra fa voavela ny helony ary dia ny fanaony ihany no ataony satria ny alahady handehanana any ampiangonana misy foana de otrotr'izay ilay izy.
Ka raha ampitovianao amin'ny hopitaly ny fiangonana dia mampalasa eritreritra ihany.....:roll::roll:
22. fahamarinana
(
01/03/2008 09:49)
fijo:
raha sahala amin'i ben laden sy zarkawi no atao hoe silamo dia ratsyyyyyyyyy.tano hoanareo silamo.
raha sahala amin'ireo pretra mpanolana zaza koa no atao hoe kristianina dia ratsyyyyyy tano hoanreo.
fa raha toa andry papa J paoly II sy ry mera theresa,ry papa clément5 dia tiako.
:arrow:=D=D Fijo,tena ekena tanteraka e,olona ohatr'ireo notsipihiko ireo no tena lafatra.Ilay papa clement ndray aloha iza fa tsy fantatro ?:oops:(l)
23. yonikafopl
(
01/03/2008 10:01)
ohatr'ireo notsipihiko ireo no tena lafatra
fahamarinana a, tsy lafatra ireo fa azo atao ho modely. Satria tsy misy ny lafatra fa misy indrokely doly
24. fahamarinana
(
01/03/2008 10:05)
:arrow: vonikafopl : ié marina zany,ny tiako tenenina dia hoe tiako sy mahate ho tia ahy zany e,fa tsy parfait,autant pour moi vonikafopl (dadany koa lay ps-nao an :wink: (l)
25. yonikafopl
(
01/03/2008 10:08)
fahamarinana hihi tsy V fa Y ka YONIKAFOPL fa so de heverinao fa misy VONI.. manko no ataonao hoe dadany =))=))=))
HS kely fa miala tsiny am mpisera oooooooooooo

27. fahamarinana
(
01/03/2008 10:12)
:arrow:decidement,desolée ,désolée,desolée be za,mifona marina,fa inona aloha no dikany ?
H S fa miala tsiny amin'ny namana rehetra.(l)

28. ikaretsaka
(
01/03/2008 15:14)
fijo:
raha sahala amin'i ben laden sy zarkawi no atao hoe silamo dia ratsyyyyyyyyy.tano hoanareo silamo.
raha sahala amin'ireo pretra mpanolana zaza koa no atao hoe kristianina dia ratsyyyyyy tano hoanreo.
fa raha toa andry papa J paoly II sy ry mera theresa,ry papa clément5 dia tiako.
:arrow:=D=D Fijo,tena ekena tanteraka e,olona ohatr'ireo notsipihiko ireo no tena lafatra.Ilay papa clement ndray aloha iza fa tsy fantatro ?:oops:(l)
ry Rapedro sy ry abbe pierre aza adino...
fa mahagaga .. aiza ry nenilava no tsy tian'i fijo kosa?
29. fijo
(
05/03/2008 22:58)
tsy voatanisa le izy,ry abbe piera sy ry pedro ry soeur sarah sns.i nenilava letsy ,hialako tsiny fa maro ny zavatra lazainy no tsy hinoako,ka manahirana ahy