fifidianana amin'ny 16 mars : bulletin tokana !

41. ravatorano ( 05/03/2008 07:30)
Ity indray tsy Iloniaina fa Alphonse Maka e :wink:


Campagne des régionales

Indifférence totale des électeurs !
mercredi 5 mars 2008, par Alphonse M.
madagascar tribune

Le public a boudé le meeting électoral comptant pour le compte de la campagne des élections régionales du 16 mars prochain. De la capitale à Antsiranana en passant par Fianarantsoa et Mahajanga, les candidats en lice aux régionales, tant du côté TIM que des « Indépendants », n’ont pas pu mobiliser les électeurs.

Pour ces derniers, le prochain scrutin n’a aucune importance majeure dans la vie politique de la nation. Après la décision du conseil des ministres de limiter à un nombre très réduit les membres du conseil régionales, les électeurs semblent décidés de boycotter le scrutin. Pour l’instant, ce sont les partis politiques qui brillent par leur absence dans la course au conseil régional. Seul le TIM occupe le terrain à défaut de concurrent. Les abstentionnistes seront l’adversaire du TIM. Raison pour laquelle, durant les trois jours de campagne, l’équipe de Yvan Randriasandratriniony n’a pas ménagé ses efforts pour mobiliser les électeurs de voter le 16 mars prochain et n’a pas eu de cesse de crier haut et fort l’importance du rôle du conseil régional. Mais, visiblement, les électeurs restent indifférents. Les élus régionaux risquent de ne pas avoir une légitimité.

Vers un parti unique ?

En face, les partis d’opposition sont affaiblis pour des diverses raisons. Les Herizo, Marson, Lahiniriko, Reboza, ...observent actuellement un mutisme total laissant le champ libre aux poulains du TIM. S’achemine-t-on vers un parti unique ? A ce rythme, le parti présidentiel sera majoritaire dans toutes les Institutions. On s’interroge si le président Ravalomanana Marc serait tenté d’imiter ses homologues africains qui ont amendé leur Constitution pour pouvoir se présenter aux élections présidentielles à plusieurs reprises. A noter que le CRN (Comité de Réconciliation Nationale) du professeur Zafy Albert tiendra son congrès ce vendredi à Ivandry. Ce sera une rentrée politique pour l’ancien président de la République après sa longue cure de silence. Depuis son retour de sa visite de l’Hexagone, au cours de laquelle il avait rencontré l’ancien locataire d’Iavoloha, l’amiral Didier Ratsiraka, le « prof » n’a fait aucune déclaration politique. Son mutisme a alimenté les commentaires et les supputations de tout genre. Des déclarations en vue en pleine campagne électorale.

Alphonse Maka
madagascar tribune
05 mars 2008
42. Jeankely ( 05/03/2008 12:48)
Ity indray koa ary ny an'ny tafitabe any andafy mpiteny Parantsay:

"Fucking...& Fucking Malagasy"

Tezitra
43. badboy ( 05/03/2008 17:53)
Vive la langue francaise, ho ela velona ny teny gasy!!:-D:-D
44. Jeankely ( 06/03/2008 00:03)
Ny teny Parantsay sy ny Frantsay tena manana ny hasiny sy ny laharany fa ny mpijapy "train" no mahagaga. Manazavabe ny fifidiana any fa ny ao amin'ny tanana tiana hiverina anao sahala ny fiainana tany anala.
Pepoina mafy mihintsy mba ho leo tsy hanaraka ny zava-misy intsony ny Malagasy. Ny be saina no mba omeko ny hafatra fa tsy mbola nanapepo ny Malagasy miezaka sy milofo mihintsy aho ary mbola manamafy fa ezaka vao lasa lavitra. Na "bulletin" tokana io na firy tokony mifidy sy mahalala ny zava-misy hiainana sy miantra.
45. ravatorano ( 06/03/2008 05:53)
hoy i jeankely :
Na "bulletin" tokana io na firy tokony mifidy sy mahalala ny zava-misy hiainana sy miantra.


Marina izany e
zay miitsy
:wink:
46. badboy ( 06/03/2008 08:54)
Pepoina mafy mihintsy mba ho leo tsy hanaraka ny zava-misy intsony ny Malagasy. Ny be saina no mba omeko ny hafatra fa tsy mbola nanapepo ny Malagasy miezaka sy milofo mihintsy aho ary mbola manamafy fa ezaka vao lasa lavitra.


Mba avereno @ tenanao io hafatr'io izay tsy manaiky ny hevitra manitsy ny tsy mety hataon'ny mpitondra.

F'iza moa no tena mandrotsirotsy ny sain'ny kil ny tsy hihetsik'eto fa hiatrik'izay misy sy hanaiky izay eo raha tsy ny tenanao io ry jean???

Ny mba vahaolana aseho dia ny hoe "miasà ry malagasy"!! Mbola ilay toetsaimpandevozana ihany no arangaranga!

Ny momba ilay hoe mifidy, tokony hifidy tokoa!!Saingy rehefa tsy avela hisy hofidiana afatsy TIM, sy efa fantatra mialoha hoe TIM no ho eo na hifdy an'iza na hifidy an'iza, de tsy omena tsiny ireo zay tsy te hifidy!:idea::idea::idea:
47. ravatorano ( 06/03/2008 09:44)
mizara roa ny hevitra zao ao aminay momba ity fifidianana ity
za zao dia handeha hifidy na misy tiako ao na tsy tiako fa zoko ny mifidy d ho avy aho
ny hafa indray sia izao tsy hifidy zareo satria :
- tsy misy ilaina izany conseillers regionaux izany hoe fa mandany vola fotsiny io hono ilay zarazarao hanjakana na natao hametrahana ny namana tsy tafiditra tamin'ny toerana hafa,
- tsy fantany akoriny ny fandehan'ireo conseillers regionaux ireo : ny asany, ny fomba anakaramana azy,ny momba azy rehetra e....
- toa ny teo ihany hono no eo satria raha ny milatsaka eny aminay eny antsimondrano eny dia iaraha mahita fa na independant tsy lany tamin'ny fifidianana maire na tim efa "tsy tafa" no mbola mirotsaka (hevitry ry zareo ao antranonay io)

fa za kosa handeha hifidy kah
:wink:
48. Jeankely ( 06/03/2008 12:07)
Ny filazana hoe miasa mafy ve no atao hoe mandrotsirotsy? Sao pahana marina Ra-badboy? Rehefa toe-tsaina fanandevozana ny miasa mafy dia tarito izy hiandry mahazo. Ganagana misasa loha io ka izay manaraka anao lasa any izay mihaino ny hafa arabaina soa. Fa nga misy fanerena eto. Ny mpiandraikitra no namafa ny ompa Filohan'i Tezitra fa tsy izaho sa afaka mamafa aho=))=))=))
49. badboy ( 06/03/2008 14:44)
Tsisy havana mipetraka any dago tsony angamba jean tony sa mody vorona fa ny gasy efa miasa andro amanalina, miasa na ny alahady aza, nefa mbola kely karama no lazainy oe tsy miasa mafy. Izay no ilazako hoe tony le olona zatra mpanandevo mpiaramonina, t@ izy mbola tany dago. aok'izay ilay toetsaimpanandevozana!^^^^^^^^

Io koa isan'ny mahatonga ny olona tsy te hifidy satria izay rehetra mandalo eo ouaouaoua daholo fotsiny de mameno paosy sy manao andramatahora, fa tsy hisy ny hampitombo ny anjaravilian'ny mpifidy.:idea::idea::idea:
50. Jeankely ( 06/03/2008 15:45)
Dadatoanareo no nameno paosy voalohany=))
51. ravatorano ( 07/03/2008 10:00)
marina koa aloha lazain lah ra badboy fa zay tonga eo babany avokoa an
ry lerony no tafa raim amin'ny fananam bahoaka sy ny vola ahodiny ao :x
ka manahirana ny hoe hifidy an'ireny
:b:b:b
52. Jeankely ( 07/03/2008 11:36)
Ny tany rehetra na any USA na ao amin'ny misy anareo na aiza samy misy olona tsy mifidy moho izany mahazo mijanona izay tsy tia hiakatra. Saingy aza adino fa ny tany tsy maintsy miodina avy ary atsinanana ny masoandro ary milentika andrefana.=))=))=)) Avelanao hameno paosy ny fananambahoaka izay lany efa manaiky izany ianao fa izay no lalanany ary mampalahelo tokoa raha ny olona favy no manana izany eritreritra izany. Atao hikarakarana tena ny seza izay izany no izy ho anareo. izaho dia nilaza teto fa tokony tsy manaiky izany ny mpifidy kay moa ka ry zalahy mihintsy no tompon'ny fepetran'ny lalao. Samy mitaty ny vokany eo ka izay tsy miezaka aleo ho hitan'ny havany eo.
53. badboy ( 07/03/2008 12:43)
Mba ovay ty toetsaina fa efa taonjato faha 21 zao. Lazaina fa ny vahoaka njay no mifidy ny hitsetsitra sy hamapinampako azy! Lazaina fa tsy miasa mafy ny vahoaka malagasy! Lazaina fa ny vahoaka no tsy mampandroso ny firenena! Dia inona koa ny manaraka ho dradradraina sy hanaratsiana ny vahoaka??8O8O8O8O8O8O

Matoa nilatsaka ho fidiana dia hitondra ny vahoaka iray manontolo, fa tsy ny sasatsasany ihany akory, ho any @ fandrosoana. Eto ty le jean tô milaza tsotra zao hoe fidio ny mpitondra dia oento irery ny tenanareo f'aza manatena ilay voafidy, izy efa tafita satria voafidy! Toetsaindry mpitsetsitra mianakavy zany!!^^^^^^^^^^^^
54. Jeankely ( 07/03/2008 14:44)
Izaho dia milaza aminao fa vahoaka faran'ny majinika tsy mba sahalan'i Badboy hamatra sobiny eny @ Planeta Mars na eny @ Volona.=))=))=)). Tsy mbola nandalo tamin'ny soratro teto ny fanaratsiana vahoaka Malagasy fa ianao ihany no mahazo manokatra ny zavatra rehetra efa nosoratanao. Dia ao ambadika kely ao manambara azy satria tsy voafafa sahalan'ilay nanopa Filoha=))=))=)). Ny mpitaribato vilambava tsy mahazo ny Malagasy intsony azafady. Naninona no lany ny TGV nefa nanao izay ho afany ny tariky ny mpitondra? Sahala izay daholo ny rehetra fa inareo mpijapy "train" aloha tsisy lalana=))=))=))
55. badboy ( 07/03/2008 18:39)
Tsy mbola nanompa n'iza n'iza a teto @ ty sehatra ity. Na ianao io aza tsy mbola nompaiko. Izaho tsy manompa olona tsy fantatro sy tsy mbola hitako tava zany!!

Ary aza ampitoviana ny tenantsika @ io fanompana io fa tsy zaza ratsy taiza tahakan'i jean akory ny tenako!^^^^^^

Ny mitoritory fomban'ny olona maizitsaina!! Raha misy porofo ny nanompako olona 1 any @ hafatra nakefako any ambadika any dia hoento eto f'aza milaza akanga tsy aman'orana!^^^^^^

Refa tsisy porofo any dia mangina ary ahitsio manomboka izao ny fomba fiaina fa mahamenatr'olona. Mba efa vavy lehibe ihany ny tena fa tsy hanao fahateran'alika akory ka antitra vao mihagaigy!!:idea::idea::idea:
56. Jeankely ( 08/03/2008 02:40)
Tsy ny vavy lehibe ihany fa maromaro ny antitra vao romotra sahalan'ireo tompoinareo=))=))=))
57. ravatorano ( 10/03/2008 09:18)
Aza mifanompa izany kosa aloha e
fa tsy masaka izany
sady tsy mendrika anareo mirahalahy izay tena mafana fo amin'ny fandaharan-kevitra eto

santionany amin'ny propagandy hitako tany Antsirabe omaly ity izay ny indépendant Razanakolona izay tim ihany fa tsy narotsaky ny tim dia nandrotsa-tena

[URL=http://yoopix.org/photo/1/25055-img_2411.jpg][IMG]http://yoopix.org/store/TM_1_25055-img_2411.jpg[/IMG][/URL]
58. Jeankely ( 10/03/2008 10:20)
Izay mahatsapa tena mahay sy mety ho tian'ny olona rehetra anie tokony mandrotra-tena fa ny karatra no mitsara azy. I badboy izao @ 2012 mety handrotsa-tena=))=))=))
59. ravatorano ( 10/03/2008 13:18)
za hanohana an'i badboy amin'izany fa samia velon'aina daholo
ary i jenakely ve hanao parti contre en'i badboy amizany:?::?::?:
60. Jeankely ( 10/03/2008 14:34)
Tsy mivadika palitao aho ka =))=))=)).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1825