fifidianana amin'ny 16 mars : bulletin tokana !

21. LazaDaddy ( 28/02/2008 03:47)
jeankely:
Tsy sahala anao amporisihina hifidy anio ny olona avy eo indray taritina hitsipaka an'io.
oviana aho ry jean kely no namporisika olona hifidy an'iza? =))=))
22. Jeankely ( 28/02/2008 04:00)
Ianao ilay TIM nitarika ny olona teny @ 13 Mai
23. LazaDaddy ( 28/02/2008 04:17)
Esy e ry jean kely. Tena kely tokoa ny...aleo tsy tohizako :) Oviana moa ny tim no teraka? Angamba tsy ampy folo taona akory izay e?
...war Ich nicht da!
24. ravatorano ( 28/02/2008 05:27)
ralaza < tena tsy fantatro ny eny ambohijan,aka fa ny reko tao miskandidà anakiray ankoatran'ny tim ihany koa eny !
za ange wa tsy mahalala izay kandidà eny andoharanofotsy fa reko fotsiny hoe misy hafa ankoatran'ny tim ilay izy za ary moa izany tsy mahalala firy momba izany nefa dia mba isan'ny mandalo matetika ao amin'ny commune sy ny fokotany ka maika fa ny olona tsotra hafa ery izay isan'ny hifidy raha ho tonga ry zareo
ity koa misy tranga anakiray misy olona izany mivonona ny hampanao propagandy hampanao vato fotsy amizao satria zareo reo tsi nilatsaka d eo ny olona no ho gaga indray satria izao raha nanana vola ihany hanaovana propagandy amin'izany ve tsy aleo avy dia nilatsaka mihitsy dia nifanandrina tamin'ny tim toy izay hampanao vato fotsy :?::?::?::?:
25. LazaDaddy ( 28/02/2008 05:30)
ravatorano> misaotra e. Ka ireo mampanao vato fotsy sao dia mba ekipan'ny tim ihany dia hoe vato fotsy atao...toy izay izay vaton'ny mpifaninana =))
26. Jeankely ( 28/02/2008 05:35)
Efa hita fa any amin'ny vato fotsy no mety hampalaza sisa satria kely vovok'aina. Hirotska mahamay dia ny hevitry bandy vatofotsy no masaka ao andoha. Hevitra hiasana daholo izany saingy enga anie ka samy mitady hevitra hanasoavana fa tsy hifandrirarira lany andro nefa ny sasany mandroso ihany.
27. ravatorano ( 28/02/2008 10:04)
zay aloha
ka na vato fotsy na vato mainty lany eo na manga sy mavo rehefa afaka hampandroso an'i madagazsikara dia izay no ilainay e !
nenay any ihany satria hita aloha hatramin'izao fa mbola ao antin'ny ngidy ny vahoaka malagasy na dia misy ihany aza ny zavatra miova izay tsy vitan'ny teo aloha :wink:
28. Jeankely ( 28/02/2008 11:20)
Samy manantena izany fandrosoana izany ny rehetra zokibe a. Fa mampiomehy kosa raha olona tsy nofidianao; tsy misy raharahanao izay hitranga fa izay any dia any, no antenainao hitondra fandrosoana ho anao. Tsy Ravatorano no ianao fa ireo mihevitra ivelan'ny vala ary tsy mandraharaha izay mitranga avy eo manantena volana. Samy mahamay eo rehefa lazaina hoe donto no lany. Tsy izaho no nilaza izany sao averina aty amiko indray.
29. ravatorano ( 29/02/2008 10:34)
jeankely < oka r'ise marina ah :-D:-D:-D

iza kosa no hifidy donto e ?

za aloha hifidy ary mitarika ny olona hifidy fa mbola miandry fampielezan kevitra eny amin'ny tanana e dia ho hitako eo izay tena fandehany satrai za mahalala fa misy aza candidat tsy tena mahalala izay tena andraikitra miandry azy akoriny efa hitako sy tsapako izany tamin'ny fifidianana conseillers municipaux ireny e satrai tafaresaka tamin'ny iray sy roa tamin dry zareo za ary zalah lany an d gaga aho rehefa nande ny resaka fa hay na izy aza tsy tena mahalala tsara hoe zao sy zao ange ny tena andrasana amainy amin'io nahavoafidy azy io e !
:x:x:x
:wink:
30. Jeankely ( 01/03/2008 04:13)
Dia ao anatin'ny fotoana fohin'ny fampielezankevitra iny ve no ahalalana marina izay mpirotsaka hoe ity tena ahavita asa? Io efa voalazanao etsy ambony io no tena miteraka fihisaran'ny asa satria tsy hay ny lalana haleha, tsy fantatra ny dikany na modiana tsy hay na tsy raharahiana... Tsy mivoatra haingana satria olona mpijapy "machine" no malazatampoka ary sahala izay hatrany. Izaho koa dia tena mamporisika hoe tokony hanaraka tanteraka ny zava-misy ny vahoaka na ao anaty fahasahiranana amin'ny fitadiavana aza satria na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hanontany tena ny amin'io ary loza aza rehefa tratran'ny fepetra vaovao vao tonga saina.
31. ravatorano ( 01/03/2008 08:53)
manomboka androany izany ny fampielezan kevitra na ny propany ary teny ambony taxi be makaty ankorondrano no naharenesako an'izany tamin'ny radio anakiray ! samy gaga sy nanontany tena ny ankamaroan'ny tao anati'ny fiara ary nisy niteny mafy hoe fa misy fifidianana iny indray ra olona ah ?
Adray houzy ilay rangahy lebebe izay fa angah tsy hainareo eh ?
fa raha ny fahitako ny endriky ny olona tao dia samy tsisy rototra akoriny amin'izany samy tsisy taitra ary hita soritra fa tsy mahamaika azy ireo izany
dia ny tena no nivanaka teo toy ny rehetra e
marina voalazan dra jeankely fa ny mpijapy train no bobaka eo !
za tena ohatran'ny kamo indray ny hifidy amin'nio
:x:x:x:-D:-D:-D
32. Jeankely ( 01/03/2008 09:40)
Tompon'andaikitra ianao "ravatorano" ka aza ny tsy maharototra ny olona no hijanonanao. Aza adino fa ny fanimbana sain'olona nataon'ny mpanao politika no tsy maharototra azy. Misy koa ny sasany tsy rototra nefa mitady fanjakana indray avy eo hanala azy @ fahantrany. Mifandrohirohy daholo ny rehetra ka anjaranao ny mitarika hantrany ary manome ohatra tsara. Rehefa tsy rototra moa izy tsy misy fanerena. Efa ela aho no nilaza fa ny fisarahan'ny vahoaka sy ny mpitondra amin'ny hevitra sy lalana tiana aleha io no tena fototra tsy mampivoatra sy tsy mampandroso. Ny an'ny sasany rehefa ny havany no mpitondra dia mandrisika izy ary rehefa tsy eo ny dadatoany dia amporisiana ny olona hialabala. Ny aretina nefa tafiditra tsy hay sorohana intsony.
33. andryrabe ( 01/03/2008 11:42)
mahay ee! sadyb tsara fijery dooly, aleo ho hita izay tohiny
34. Jeankely ( 01/03/2008 12:35)
Fa mahasosotra indray ve Ra"andryrabe". I Rabe ihany ve no Andry sa Rakoto ihany no Randria=))=))=))
35. ravatorano ( 03/03/2008 10:53)
:-D:-D:-D:-D:-D

zany eo ihany fa dia ny fantatro aloha eny aminay eny andoharanofotsy izany izao dia ny liste tim, sia independant anakiroa no hifaninana e :tanora vonona antsimondrano ny iray.......

ny fampielezan kevitra aloha dia tsiss fa ny matosy no mitatatata eraky ny arabe sy ny lalakely omaly tsiss natoriana atoandro mihitsy eeee :-P:-P:-P

za hifidy kah fa mila mahare izay propany ataon dry zalahy aloha za
36. Jeankely ( 03/03/2008 11:36)
Ekena fa Rakoto ihany no Randria izany eto an? Tsy hita fa manaraka ny zava-misy sy volatany moa ny trandraka. Raha ny tena izy dia tokony manana fototra ny olona mirotsaka @'ny sehatra iray ary fantatry ny hafa. Dia ety hino ve ianao fa olona nosambotsamborina teny ilay Obama anao Candidat any USA nefa avy atsy @'ny tanana tatsy? Raha Propany vao ilaina fantatra ry zalahy dia atao ahoana fa izay le revy izany ka dia ataovy izay mahamety azy e. Enga anie ka samy ao ny saina fa mifdifidy fahatany daholo.
37. ravatorano ( 04/03/2008 09:51)
ny olana ange dia izao e misy fantatra mihitsy zareo mpirotsaka ireo fa efa fantatra ny zavabitany satria efa teo ny sasany no niala,tao ny tsy lany ben'ny tanana,tao ny tsy lany dlombavam bahoaka nefa mbola milatsaka ihany hita hoe tena seza no tedavina !
zanémara :x:x:-D:-D
38. badboy ( 04/03/2008 10:15)
POLITIQUE

Décentralisation
Polémique autour de l'élection des chefs de région
L’annonce de mode d’élection des chefs de région suscite des commentaires défavorables. Le porte parole du MFM et Moxe Ramandimbilahatra se sont prononcés sur la question.

Moxe Ramandimbilahatra, président national du Teza, n’a pas souvent la langue dans sa poche.
L'annonce de l'élection des chefs de région au suffrage indirect par Yvan Randriasandratriniony, ministre de la Décentralisation et de l'aménagement du territoire suscite des réactions, plutôt négatives. La déclaration, à la veille des régionales, ne laisse pas les acteurs de la vie politique indifférents.
« Nous assistons à un retour au centralisme », déclare Olivier Rakotovazaha, secrétaire général du Mitolona ho an'i Fandrosoan'i Madagasikara (MFM), hier. « On a l'impression de revivre le Front à l'époque socialiste », poursuit-il.
À entendre le secrétaire général du MFM, le processus de décentralisation et de la mise en place des régions est « bousculé ».
« Celui-ci ne permet pas de refléter le vrai choix de la population », a-t-il reproché.
L'Observatoire de la vie publique (Sefafi) émet également quelques remarques sur la déclaration du ministre. « L'élection des responsables des collectivités territoriales décentralisées au suffrage universel direct est un principe de la décentralisation », a confirmé Jean Eric Rakotoarisoa, spécialiste en droit constitutionnel.
Jean Eric Rakotoarisoa affirme que « des responsables dans certains pays qui appliquent la décentralisation sont élus au suffrage universel direct ». Il prévient que « l'initiative gouvernementale pourrait conduire à une coupure du lien entre les élus et la population. «Cette dernière pourrait être tentée de rappeler qu'elle ne les a pas choisis », a-t-il mis en garde.
Moxe étonné
Devant le choix du gouvernement, Olivier Rakotovazaha se pose des questions quant à l’impact de la décision sur le fonctionnement des institutions. « Nous aurons donc des chefs de région élus par de grands électeurs en face des
maires élus au suffrage universel direct. Quel sera le poids des premiers face aux seconds ?
», se demande le secrétaire général du MFM.
Des remarques proviennent également du camp du pouvoir. Moxe Ramandimbilahatra, conseiller du président de la République, se dit « étonné » du choix du gouvernement. « Il fallait élire en même temps les chefs de région et les conseillers régionaux », soutient-il.
Devant la nouvelle option de l'Exécutif, le conseiller du président de la République propose une autre solution. « Il faudra faire élire les présidents de région par les conseillers régionaux », suggère Moxe Ramandimbilahatra, avant de réclamer la tenue de la consultation populaire pour choisir les présidents de région avant les sénatoriales.

Iloniaina Alain
Date : 04-03-2008
39. Jeankely ( 04/03/2008 15:42)
Milaza rehefa tara @'i Iloniaina Alain ry BAD e. Copy, Paste & Bold.=))=))=))
40. ravatorano ( 05/03/2008 07:09)
hevitra angazety kosa io avoakan'i bandy akama io fa tsy d resaka fahatarana loatra kle =))=))=))
nareo kosa mahay mifanala tsara an :-w:-w

mety aharaka v ny vola raha atao suffrage universel daholo izay ho avy eo izany hoe hatrany amin'ny filohampirenena ka hatany amin'ny ben'ny tanana mandalo amin'ny solombavany ny conseillers communaux,ny régions sns......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.434