vazo samoela
1. kallie
(
25/02/2008 07:35)
mba mangataka tonokira Samoela lé misy oe
Fiainana ra tsisy vazo
Salam olo von'ny tazo valabalaka malazo
.....
Fiainana ra tsisy mihira
Salam lôka tsisy sira.....
2. cutie
(
26/02/2008 14:10)
ndraso alou henoiko akia ry kallie a :)
3. bida
(
17/03/2008 22:58)
za tsy maharaka tsara io hira io fa le hirany Samoëla hoe "RAKOTO" no tena hitako milay be koa
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0779