Miasa andro aman'alina ny Aziatika.Tsikera mandany andro
21. Jeankely
(
27/02/2008 03:35)
Tohiziko kely ho an'i "mpindrana" tsy tompony fa mpamerindoha. Samy naka traikefa avy amin'ny firenena hafa daholo ireo firenena nisy fandrosoana taty aoriana fa nataony nifanaraka amin'ny fomba fiainany sy zava-misy tao aminy. Mandainga ny milaza fa samy mijanona @'ny zava-misy eo dia ahita fivoarana haingana. Fa naninona no nampiasa Inteernet ny Mpindrana fa tsy nandefa taratasy @ Paositra ho an'ny forum=))=))=)) na miahazakazaka milomano? Tsy ampy mihintsy ny hoe ny any any ary ny aty aty. Samy manana ny azy fa alaina hatrany izay azo alaina. ho aiza eo moa ny mpindrana fa mijery ny lalana iraisampirenena aza amin'ny rehetra.
22. kanota
(
27/02/2008 03:45)
Mbola mandinika ny omby volavitan'i mpindrana angamba. Omeo ny tompony io dia mba mijoro amin'ny an'ny tena.
23. mpindrana
(
27/02/2008 08:41)
Ka ny resaka politika anie ka fampandriana adrisa sy fampanantenana poakaty an\'izao sy izao e!.Zay le hoe :mampiasa diplomasia sy mampiresaka ,fomba fiady daholo izany ahazoana seza ,ka tsy manome tsiny an-dry zalahy mpanao politika za ,fa mba tokony jereny kosa ny vahoaka rehefa nahazo seza izy .
Aleo ary hazavaiko ny resaka .Matoa za miteny hoe :ny any dia any ,ary ny aty dia aty satria tsy mbola mitovy mihitsy akory ny farim-piainana sy ny fahafahana mivelona .
Vao mahita ny lanjam-bolan\'ny gasy ireo vahiny dia efa kivy ,ary izay no voalohany hitako t@ ireo namako miaraka amiko izao .
Tsy ho tafita ity taninareo ity raha mbola avo be toy io ny lanjam-bola .Tena tsy afaka manantanteraka zavatra goavana be ianareo ,hoy ihany ireo namako .
Izay aloha dia efa tsy hitoviany @ any ary tena sakana be ho an\'ny firenena .
Ny fandrosoana ampidirina eto dago dia tsy maharitra satria tsy mifanaraka @ zava-misy misy eto .Hany ka mahazo vahana ny piraty .Mbola tsy hitoviany @ any koa izay .
Ny eritreritra hampandroso ny firenena dia voatery miankina @ vahiny ny fanantaterahana azy vao mba misy vita raha ho vita aza .Mbola tsy hitoviany @ any koa izay .
Zany hoe :mbola mila ezaka lavitra be vao afaka ny hitovy sy ahita ilay eritreretin\'i jeankely .
Mandeha miadana sy milamina be ny fandrosoana sy ny fivoarana aty dago raha ny fahitako azy , fa tsy haingana toy ny any ivelany ,de zay le hoe : ny any dia any ,fa ny aty dia aty .
Modian\'ireo mpanao politika fanina fotsiny ny zavatra atao ,fa ny eo ihany no eo fihetsika no betsaka ,zay no hitako aloha zao .
Tsy resaka internet mihitsy no hidiran\'ny any sy ny aty ,fa ny farim-piainana sy ny fiainana andavanandro no tena asehoko eto .
Ny fandrosoana sy ny fikarohana anie ka mitohy foana e!,fa zay zakan\'ny tsena aloha no raisina ary ampiarahina @ zava-misy koa.
Akaiky loatra ny hevitra arosonareo sy asehonareo @ ilay ps-ko .Alefaso lavitra be sy any ambadika any mihitsy ny saina aman\'eritreritra dia ho fantrareo fa mpindrana daholo isika ireto fa tsy misy tompony na dia iray aza .

24. Jeankely
(
28/02/2008 03:07)
Averiko fa modian'ny "mpindrana" ialana bala. Tsy mpanao politika aho no tsy mbola nikambana t@'ny antoko politika. Tsy misy hiarovako ary mety hiomehezany aza aho raha miaro azy nefa tsy hainy hoe iza no sady tsy afaka ny hiaro azy koa. Amiko ny vahoaka no harena lehibe ary tsy "theorie" mihintsy fa resaka tsotrabe. Rehefa mahay mifanampy, mifanoro ary miara-miasa ny vahoaka dia miala maina ary tsy tafapetraka ny mpanao politika motraka. Saingy ny vahoaka koa manaraka ny fampiresahana ary samy misisika tia ahita rirany angamba ka ataon'ny mpanao politika baolina. Ny teniko hoe miasa andro aman'analina tsy misy resaka politika fa asan'ny tsirairay. Ka tsy haiko hoe rehefa mahasosotra ny mpitondra dia tsy hinankanina ve?
25. LazaDaddy
(
28/02/2008 03:17)
Miasa andro aman'alina ny AziatikaAndevon'ny vola ny aziatika fa tsy manana fiainana ara-tsosialy
26. Jeankely
(
28/02/2008 03:26)
Inona no tianao lazaina ry LazaDaddy? Andevon'ny vola izireo ary mahita mangirana izany fandrosoana izany na tsy mbola mitovy ny any Europe aza ve sa hoe manana fiainana ara-tsosialy filamatra ny Malagasy milaza tafihan'ny jiolahy ny mpitandro filaminana, mivazavaza toa loha tapaka ny mpanohatra fa tsy mandeha @'ny loniny ny raharaha. Io apetrak'i Ravatorano eo ambony io hoe tsy hay ny dikan'ny fifidianana, tsy fantatra ny ho fidiana sns. Ary ianao mihintsy no manontany azy hoe iza no ho fidiana eny Ambohitrimanjaka. Ka izany ary ve no filamatra koa maninona no mitaraina?
27. LazaDaddy
(
28/02/2008 03:29)
jeankely:Sao dia sanatria andevozin'ny asa andro aman'alina koa i Jean kely ka lasa kely maso tsy mahay mamaky teny intsony? :)
Ary ianao mihintsy no manontany azy hoe iza no ho fidiana eny Ambohitrimanjaka
28. Jeankely
(
28/02/2008 03:38)
Marina izany tena andevozin'ny asa izahay fa tsy mampiresaka sahala anareo.
29. mpindrana
(
28/02/2008 07:57)
koa raha mifanaraka @ asa ve ny karama sy ny tombotsoan'ny mpiasa ,inona no tokony ahakamo ny miasa ,fa raha tsy mifanaraka kosa aleo ihany maka milamina sy mampiresaka ry jeankely fa lasa mitranga lela eo .
De aza de miasa mafy na de zany aza ry jeankely ,fa sao maninona² eo ianao ,fa lavitra anie dago raha miala any aminao e!.
De aza de miasa mafy na de zany aza ry jeankely ,fa sao maninona² eo ianao ,fa lavitra anie dago raha miala any aminao e!.
30. Jeankely
(
28/02/2008 08:19)
Na mitranga lela aza misy fotoanany ny rehetra. Dia tena ho avy mihintsy ary mbola mihevitra ny hiasa hitranga lela hatrany raha mbola salama. Na any Europe aza misy olona miafina manao andevo moderne miaraka @ karama varimasaka. Ny asa no miteraka vokatra ary ny vokatra mitombo no mahabe ny karama aminay fa tsy resahana fotsiny hoe ampiakaro ny karama nefa ny miditra tsisy. Dia mahazotoa ianareo mampiresaka dia voky ary aza mba kiviana ireo mbola milofo mifofotra fa tsy mitovy ny miditra. Mandeha ny grevy na milaza kely karama aza mbola mandray ny mpiasam-panjakana. Na kely karama koa aza toa misy ny mamo ao ampisana, ny milalao zavatra fotsiny satria napetrakin'ny mpitondra taloha ho mpiasa nefa tsy hanao raha.
31. mpindrana
(
28/02/2008 18:36)
tsara rehefa mitsinjo ny tanindrazana ry jeankely a!milay be zany ,de efa manantena fivoarana avy any aminao zany ny eto dago .
Toa raha ny fahafantarako an'ireo olona miafina ao Europe ireo ,toa manam-bola kokoa noho ireo tsy mihafina hono ,fa toa tena miasa mafy mihitsy ,fa vao mihetsika de sosy .Tsy ankifidy asa mihitsy .Vola ihany no ady eo .Rehefa mahazo de mody .Toa izany hono ,fa tsy haiko aloha e!.
Tena miaina any ivelany tokoa ianao ry jeankely ka afaka miteny izany .

Ny asa no miteraka vokatra ary ny vokatra mitombo no mahabe ny karama aminay fa tsy resahana fotsiny hoe ampiakaro ny karama nefa ny miditra tsisy.
32. rabingogilabanga
(
28/02/2008 19:37)
tsy mpomba ny atsy sy aroa aho fa mi-cadrer:
-averiko, ny fandorana ny vanille ve no solution obligatoire, ary raha stocker, retention de stock, tsy possible?
-afaka hiasa ve ianao raha tsy misy ny securité sy ny infrastructue?
-any @ aziatika, sy ny eoropa, sy etazonia, tsy misy toa antsika ve ny securité, nefa afaka miasa ry zareo? tapatapaka koa ve ny jiro, de afaka miasa ry zareo?
ary iza no tokony hanao ny securité sy ny jiro, ny vahoaka, ny mpitondra, ny vahiny, asa!
mba mi-cadrer aho, fa tsy mpomba n'iza n'iza

33. Jeankely
(
29/02/2008 00:39)
Tena marina ny andra-bogosy mody bingogilabanga saingy tsy ampy. Ekeko fa fanontaniana no apetrakao fa efa misy valiny ao antsainao. Ny hita no resahiko. Manana ny andraikiny goavanabe ny Fanjakana amin'ny fotodrafitrasa nefa ny tsy miankina tena manao, ohatra amin'izany misy ny tsy miankina manao arabe, highway, monorail sns ary ny resaka Jirama ny Malagasy no mahatsapa fa ny Fanjakana no tokony ahavita azy. Safidy io ary rehefa tsy tafavoakan'ny Fanjakana dia efa hoe atsipy ny baolina. Ny tsy miankina Malagasy mbola kely hery noho izany avela hiditra ny vahiny fa tsy ny resaka antaratasy avela hiditra avy eo lazaina mivarotra tanindrazana. Izay atao tsongolohana. Ny fandorana vanille indray tao Madagasikara ihany ve no nisy fanapahakevitra sahala an'io na tsy resaka vanille aza?
34. xxx
(
29/02/2008 01:35)
Taiza koa teto an-tany no mbola nisy Highway an'ny tsimiankin'izany?
Ny vanille ry Rabingo azo tehirizina tsara an, izany no mahatonga hoe "Conditionneur stockeur". Na oa misy ilay hoe "vanille zivire". Fa ny Marina dia te hanao ampihi-mamba amin'ny fanondranana vanila ny Tiko Agro. Dia asainy dorana ny stockn'ny olona. Dia izy irery sisa no manondrana.
Eto ny fitondrana dia mitsimbina foana ny orin'asam-pianakaviana
Zafy nitsinjo ny fanondranana volamena ho an'ny fianakaviany
Ratsiraka nitsimbina ny Fitrandrahana vatosoan'ny bandikely sy ny DECAGON, Fanambana, sns
Ravalo koa mba miaro ny azy koa

35. Veloo
(
29/02/2008 01:45)
LazaDaddy [ Valio ] 28-02-2008 04:29:51
Lohateny : Re : Miasa andro aman'alina ny Aziatika.Tsikera mandany andro
Hoy i jeankely:
Ary ianao mihintsy no manontany azy hoe iza no ho fidiana eny Ambohitrimanjaka
Sao dia sanatria andevozin'ny asa andro aman'alina koa i Jean kely ka lasa kely maso tsy mahay mamaky teny intsony?
ela ty lesy mampime mihitsy ka:-D:-D
36. Jeankely
(
29/02/2008 08:19)
Ho andRa-xxx dia efa nampidiriko hatrany ambohalohany fa tsy novakiana t@ boky na nojerena Internet fa hitako no resahiko. Lazainao fa tsisy highway an'ny tsy miankina dia hoy aho aminao hoe taraiky ianao Ra-xxx. Raha tsy fantatrao hoe fa naninona no nifampitadiavana nyvy ary nalefa "ASIA" dia nohon'ny fanamboarana isankarazany. Ampio ny fanadihadihanao fa misy izany. Mankanesa ao Malaysia dia ho fantatrao. Ohatra iray ihany io. HIvereno hoe fa naninona no i Hilton no trano avo eran'i Madagasikara taloha ary tsy haiko hoe mbola izay ve? Volan'ny fanjakana no nanao azy ve? Ny tsy miankina na vahiny na teran-tany no mahafaingana ny fampandrosoana. Ny mpanao politika efa io resahanareo lava io ny hainy
37. mpindrana
(
29/02/2008 18:55)
dia efa miandry anao zany ra-jeankely @ fampandrosoana ny aty dago ,fa toa tena lasa lavitra izany any aminareo any zany .
Mba omeo tanana zahay aty e!.
Mba omeo tanana zahay aty e!.
38. Jeankely
(
01/03/2008 03:56)
Tsy misy niteny hoe lasa alavitra izany fa ny filazana ny zavamisy indraindray mandratra ny sasany. Ny zavatra azo atao izay niainan'ny hafa ary nahitany vokatra no resahina. Ao ambika ao ohatra i "LazaDaddy" manazava ny tokony fiarahamiasan'ny Oniversitia sy Orin'asa dia nampiany fa efa manomboka ny azy izy tsy mila fanjakana. Zava-nisy eran-tany no nakany lesona fa tsy izy no namorona dia mba velariny ho an'ny namana. Ny finiavana no voalohany fa tsy misy fifanomezana tanana tonga ho azy. Ny Mopera manao asa soa aza mbola enjehina ary mety vonoina mihintsy rehefa ny saina ratsy no mibosesika. Zavatra avy amin'ny tsy miankina no resahiko fa tsy ity mitomany ho mpanao politika nefa tia hanongorona volampanjakana efa tsy ampy hiasana.
39. mpindrana
(
01/03/2008 09:06)
raha ho lazaiko anao ny misy ahy aty dago dia hoy ianao hoe : atao ahoana ity .
Miala 60 km @ godron ary 70 km @ renivohitra no anaovako asa fikarohana isan'andro ,izany hoe :130 km mahery kely eo .Tena bozaka sy tany ngazana no hita na dia misy tanimbary sy voly samihafa aza.Tany lavitra fanjakana e!,zara raha misy tafo 6 .Tsy misy rian'aratra sy rano tonga any an-trano .
Dia mahita io lohahevitra arosonao io za de lasa ihany ny saiko hoe :raha any ivelany zany dia ho vitan'ny olona ao aminy hanaraka ny fandrosoana ny tananany satria ampy tsara ny ho entin-manao sy manana izany sy ny hividianana izany koa ,ary ho vita vetivety ilay zavatra kasaina hatao , nefa aty zao ,hanao lava-drano efa ho enim-bolana vao vita miaraka @ ireo vahiny malala-tanana satria ny ho enti-manana tsy misy ,ny hividianana azy tsy misy koa . Le zavatra anefa tsy ho vita tsy misy vola sady mbola hafarana ihany koa .
Dia izay le lazaiko an'i jeankely hoe :mbola vao hanao lava-drano asiana pompe aza izany ,efa tsy vita satria mitaky vola be ny fanaovana azy ,koa maika fa ny ankoatran'izany .
Raha ny resaka fandrosoana aloha dia mbola lavitra be satria mitaky vola be an-tapitrisany maro mihitsy vao ho tonga @ ilay tiana ho vita raha ho vita .4x4 izay no ivezivezena miaka-midina eo zao vao tonga any midika izany ,fa ratsy be ny lalana mankany .De izay ilay mampanontany tena hoe :afaka folo taona raha kely indrindra vao hisy fandrosoana lazain'i jeankely raha ity tanana anaovako asa fikarohana ity no lazaina
.
Tena mandeha milamina sy mora ny fandrosoana aty saingy miaina @ natiora be loatra indray aza ny mponina ary tena saro-bidy aminy mihitsy satria betsaka ny mistery sy ny zavatra afenin'ireo natiora ireo .
Fa miasa kosa ry zareo ho @ andavanandrony sady mifofotra mihitsy ,fa tsy misy hanome vola anao eo akory .Saika mampamboly sy mpiompy daholo ry zareo .
Tsy mahafantatra fanjakana ry zareo fa dia miasa hatrany mamelona ny vady aman-janaka sady mbola maro anaka aza .
De zay le lazaiko hoe :tsy mitovy ny any sy ny aty .
Raha mbola miala 20km @ godron aloha dia azo sainina ihany ny ahatongavan'ny fandrosoana sy ny resaka politika ao fa ny ankoatran'izay de tanana tsotra sy milamina .
Matoa lazaiko anao ry jeankely ireo zava-misy ireo dia izay no aty ary efa nisy resaka toy io entinao io noresahina t@ dry zareo ,fa dia tena mbola ezaka betsaka sy lavitra be .Ary tsy io tanana io ihany no toy izany fa ny 40% eo ho eo no mbola tokony ampandrosoana sy tarihina tsikelikely hivoatra hanaraka ny fandrosoana sy ny zava-misy @ tany mandroso toy io lazain'i jeankely io ,raha hanao ny fanjakana ,fa dia miandry ny malala-tanana sy ireo vahiny raha tsy tanteraky ny fanjakana .

40. Jeankely
(
01/03/2008 09:26)
Raha ny fanoratrao dia tena manana andraikitra ianao fa tsy mpindrana ihany. Misy tsy matiko lolo ilay teo aloha ka averiko. Tsy mbola niseho ho tompon'ny tany misy ahy aho ary mahaalala fa fandalovana sy fitadiavana no handehanako. Madagasikara no ataoko hoe any aminay fa tsy ny tany fandalovana amiko. Ry zalahy ao Frantsa no nanoratra hoe aza mangataka aty aminay ary ao ny akamanao bazylou sns mivadika anarana hanamafy azy. Misy ny fahantrana ary misy toerana tena farany mihisatra na aiza na aiza fa mandainga koa ny milaza fa mivoatra daholo ny faritra rehetra. Ny lesona avy amin'ireo nivoatra no hifampiresahana. Tsy misy ny fahagaga ary tena marina fa tsy vita 10 taona i Madagasikara iray manontolo na izany aza misy dingana azo hioharana.