Ny Buddhism
42. soanja
(
25/02/2008 17:58)
cutie:
soanja ny haiko fotsiny de le four noble truths sy le eightfold path.
Ny tena tiako ho fantatra ahona no ahatongavana any @ le enlightnement :-D
Raha haindry manala ny fijaliana na fahoriana mitranga amin'ny fiainana dia mahatratra ny Enlightenment indry ka! Izay fotsiny anie e.
Ny "fahasambarana" mantsy amin'ny bodista dia ny fialan'ny fahoriana na zavatra mamparary azy eo amin'ny tenany.
Raisiko ny ohatra hoe n'inona biby na olona na zavamanana n'aina. Diniho fa ny hanalavitra ny zavatra hanimba na hamparary azy no ialany. Raha ny vitsika no tadiavinao hitsahanadia mitsoaka izy. Ka tazana izany na dia zavatra bitika indrindra mbola any ankibo aza. Raha mitady hanala zaza ohatra ny olona iray ka jerena amin'ny alalan'ny masinina ny fakana azy dia ahita isika fa miezaka manalavitra mandositra ilay zavatra misikotra azy ilay aina ao ambohoka.
Omeko miandala ihany ny momba ny Bodisma rehefa tahak'izay. :-*:-*:-*
43. ikaretsaka
(
25/02/2008 18:17)
misaotra nizara ee.
amiko le enlightment io de le self realisation hoe understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence.
amiko le enlightment io de le self realisation hoe understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence.
44. rakaroka
(
25/02/2008 18:33)
ikaretsaka:
misaotra nizara ee.
amiko le enlightment io de le self realisation hoe understand the loveliness and the beauty of
this thing that we call human existence.
Izay mihitsy koa ny fahazoako azy:ary mora mahazo resaka Bbbe 'nareo sy Cutie:=D=D=D
Ny "blem" matetika dia tafahitsoka any amin'ilay natao alaina tahaka ny fiheveran'ny olona,na any amin'ny zavatra somary lasa lavitra e, dia zary nohadinoiny mihitsy ilay "essence-ny" ny "existence-ny,ary ny existence-ny tsy sanatria hoe i Jesoa na i Bouddha fa manana ny maha IZEY azy ny tsi1/1 izao anefa izy koa raha ny marina "andrandraina" ho fanasin'ny tany! toa ireny. ary ahitana izany avokoa na ny baiboly na ny boky hafa izay mikatsaka izany ihany koa!
47. ikaretsaka
(
26/02/2008 22:53)
rakaroka> inona moa no hi compliquena la vie eo.. resaka mazava be izany koa sarotra azo ahoana ...
48. cutie
(
26/02/2008 23:03)
hotsaroako njy ry rakaroka fa hisy meeting sy talk about politics, suffering sy zen aty @ mars,de handeha za :)
49. cutie
(
26/02/2008 23:04)
de hisy meditation all day sitting sy resaka momba ny dharma fa $50 hono ny fidirana koa iza koa ny handeha @ zany:-D:-D:-D:-D:-D
51. rakaroka
(
27/02/2008 10:41)
Tsy évident anefa aloha ilay mis'adapte amin'ny tsy
niainana:-D:-D:-D fa mahatonga plus ny "identité-nao sy ny personnalité-nao ilay izy. Hotsarovako koa 'njy amin'ny méditation ho ataoko io, sady hisy info vao mahaliana ahy tahaka ny mahazatra.
niainana:-D:-D:-D fa mahatonga plus ny "identité-nao sy ny personnalité-nao ilay izy. Hotsarovako koa 'njy amin'ny méditation ho ataoko io, sady hisy info vao mahaliana ahy tahaka ny mahazatra.
52. rakaroka
(
27/02/2008 11:18)
ikaretsaka:
rakaroka> inona moa no hi compliquena la vie eo.. resaka mazava be izany koa sarotra azo ahoana ...
:lol:Matetika misy "concept" izay na firy torinteny aza tsy azo izay fonosiny an! ary fahita eto aza ireny!
53. cutie
(
27/02/2008 13:16)
. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 27-02-2008 11:41:25
Lohateny : Re : Ny Buddhism
Tsy évident anefa aloha ilay mis'adapte amin'ny tsy
niainana fa mahatonga plus ny "identité-nao sy ny personnalité-nao ilay izy. Hotsarovako koa 'njy amin'ny méditation ho ataoko io, sady hisy info vao mahaliana ahy tahaka ny mahazatra.
hita koa sarotra ny miala @ mahazatra ka zay no ilaina an'le meditation hanafolahana tena :-D:-D:-D:-D
mifampatsiaro eo tsika sy njy e :)
54. ikaretsaka
(
27/02/2008 14:14)
rakaroka:
rakaroka> inona moa no hi compliquena la vie eo.. resaka mazava be izany koa sarotra azo ahoana ...
:lol:Matetika misy "concept" izay na firy torinteny aza tsy azo izay fonosiny an! ary fahita eto aza ireny!
hihihi ka ilay toriteny aza matetika no vao mainka mamono ilay tena tiana hahatongavana mba tsy ho azo ko
55. fijo
(
27/02/2008 22:13)
cutie an,aza hadino,fa ny boudista tsy manery ny olona hiala ny finoany mihintsy.afaka mitana ny finoanao tsara ianao saingy mampihantra ny filozofia boudista.humm tena milay an.
59. cutie
(
28/02/2008 16:59)
zen kely alou de bizzz daholo fa haka break kely form serasera za lol
http://www.youtube.com/watch?v=A4QBcSy69WY
http://www.youtube.com/watch?v=A4QBcSy69WY
