Ny Buddhism
21. rakaroka
(
24/02/2008 23:06)
Ny fahazahoako ilay "enlightnement" dia "étape" iray lalovan'ny "être christique" toa 3 siècles avant ny "Nirvana". Dia misy transformation du corps christique izany , il devient un etre lumineux. Dia
maro ny mahita ny fisehony etsy sy eroa @ izay hetsika tiany sy tokony ataony.
Heu...misy fampianarana sy fanazavana eny ho eny,
En faite misy processus d'évolution natao ivoaran'ny olona: tahak ilay tonokaloko izay hoe!
Lalao mba nahavariana ihany
Ny sabaka fehizany
Misy ambaratonga izany
Natao hioiranao hatrany
Dia noezahina ombieny
Ny hahafahana azy ireny!
Tsy misy hafa amin'izany
Ny fiainantsika ety an-tany
Nisy lalana namboarina
Misy fenitra hotratrarina
Soa sy kanto feno hanitra
Hatatrarana ara-Lanitra!
Rakaroka

22. cutie
(
24/02/2008 23:13)
raha ny fahazahoazahoako azy alou de enligthnement ohtran'ny hoe free from zavatra materialistika rehetra. Dikan'ny zany mila vitaina daholo alou ze zavatra tianao atao rehetra de refa afa-po vo miditra @ io enlightnement io :?
23. rakaroka
(
24/02/2008 23:20)
Fa ny tiako ho marihina, misy "connaissance" maro
iatrehany ny fiainana ary na teo aza ny tantara, tsy manery anao hihaino ireny izy fa ny iainanao ny fiainanao naturellement que possible.
Misy pratique maro tahaka ny "méditations", ny méditation koa misy karazany maro, misy ho an'ny initié, misy ambaratonga...
Izaho efa nanatrika méditation 400 personnes...
Heu...mikasika ny "intéressement" parallèle tahaka ny resak'i IKa.
Ho ahy miaina eto anivon'ny tontolo dia tsy "blem" mihitsy lé borne réligieuse. Tany Dago aho notenenin-jandriko noho ny fanaovana tee-shirt Yoga fotsiny aza: hoe maninn hono ianao no manao iny?...Ny tsy hainy dia ny Fantsay 'Chauvin" be ity aza anie ka mi-pratika yoga satria misy soa azo avy amin'izany. Ary tsy ho azon'izay tsy nanao izany! Raha maro tamindrizareo no nanana "éspérance de vie lava kokoa" driiiiy nisy fikojana fiainana tao ka!...
Tahka izany hoy raha Fianara "Soa fiantse rô" ka na ao @ Xiana na silamo sns...izay mahasoa dia sitonina e izay tsy mazavazava dia avela any:wink::lol:

24. cutie
(
24/02/2008 23:24)
za te hanao meditation fa za tsy mahavita mipetraka adin'ny firy eo anefa hihihihi, fa mbola anandrana :)
Azoko we betsaka ny lalana tokony ahatongavana @ io enlightnement io fa tsy voatery we hitovy daholo ny experience an'ny oul, zay koa ny tiako @ ty bhuddisme ty, malalaka ny safidin'ny oul :)

25. rakaroka
(
24/02/2008 23:38)
cutie:

Ny fahazoako ilay izy dia "étape de réalisation" de soi" , de ta propre nature.
Asa ohatra hoe inn ny asa tianjy? dia vitao ny "agregation"? dia à la fin tena hoe "brillant" amin'iny 'njy: échelle infinitesimale io. Fa des siècle vao tonga amin'izany enlightnement izany an: asa mivadika impiry karma:roll:
Arakarany ny méditation ka,vao manomboka dia izay haritra aloha...généralement hadiny roa eo, fa arakaraky ny degré koa mety tonga roa andro: ny an'i Jesoa toa efapolo andro sy alina? Dia hoe nitokana nivavaka Izy:
Amin'ny faran'ny volana mars io no hisy eto Paris.
Eritreretiko ho aleha.
Mahafinaritra foana ny mahay mifandray @ univers hafa, ny namako bouddhiste koa aza asaiko amin'ny fetim-piangonantsika na entiko miangona dia mandeha
mba mamantatra "c'est quoi le christianisme" :lol:
26. cutie
(
24/02/2008 23:41)
ok mazava :)
aty ndray misy meditation isaky ny talata sy lahady .
Fa refa le alahady no mampisalasala we handeha hiangona sa hamonjy meditation :-D
sady le alahady adin'ny 3 fa le talata hono mba adin'ny 1 fa io talata io no handramako :)

27. rakaroka
(
24/02/2008 23:48)
Ary efa nojerendry ve ilay story of enlightnement dailymotion?
http://www.dailymotion.com/video/x3z8u9_buddha-a-story-of-enlightenment_business
Dia ahoana aza ny fahazoandry azy?

28. cutie
(
24/02/2008 23:49)
jereko refa any am-penarana radem fa mihisatra be ny connexion ato an-trano refa manokatra dailymotion :wink:
29. rakaroka
(
24/02/2008 23:55)
En faite misy karazany maro tokoa ilay izy ka: misy isan-kerinandro: tahaka ny méditation de transmission ohatra. Nisy hafa koa. Ny lazaiko io c'est vraiment annuelle efa tambatra, dia ny "interessement-ko amin'ilay izy" satria ny "force cumulant" karazana résultante des forces proportionnelles amin'ny nombre de participants. Io résultante io fanoitra na ho an'ny Christ hanampy ny Univers na ho an'ny pratiquant.
30. cutie
(
24/02/2008 23:59)
ndry koa ve zany sady manao yoga koa ?
Ary ahona ny sasany refa manao meditation de le mingonongonona reny :-D
tsy manimba ny concentration'ny sasany ve reny ?

31. cutie
(
25/02/2008 00:03)
tadidiko tokoa fa misy ohtran'zany annuelle zany koa aty, efa henoko de mandeha mitokana @ toeran-kafa mitsy ry zareo de misy fampianarana sy ny sns de misy oul avy any Inde mitsy tonga manatrika koa, fa in moa ny anaran'le oul ambanin'ny dalai lama iny? tsy tadidiko ny anarany, iny no mampivory :)
32. rakaroka
(
25/02/2008 00:29)
cutie:
ndry koa ve zany sady manao yoga koa ?
Ary ahona ny sasany refa manao meditation de le mingonongonona reny :-D
tsy manimba ny concentration'ny sasany ve reny ?
Tsapako hoe mandalo akia ny fiainana dia mbô manararaotra izay azo atao e. Izaho aloha tsy mi-pratika lalina loatra ny yoga fa ny mikasika ny fitaizam-batana no ataoko : respiration, dia quelque posture ahafana mitaiza tena.
Ny meditation de transmission indray tsy misy mingonongonona izany fa misy hafatra vakiana olona iray: souvent mirakitra "sagesse lalim-paka", dia misy karazana vavaka tononina miaraka "La Grande Invocation" .
tahaka ity :"Du point de Lumière dans la Pensée de Dieu,
Que la Lumière afflue dans la pensée des hommes,
Que la lumière descende sur la Terre.
Du point d'Amour dans le coeur de Dieu
...
Que Lumière, Amour et Puissance
restaurent le Plan sur la Terre.
Dia mangina avokoa fa "temps de transmission"
dia avy eo maneno ny reveille.
Ponctuel Bbbe ara-potoana.
Oui ny an-drizareo Hindhou no misy:-D:-D:-D mingonongonona izany satria koa misy ilay teny hindhou sy vocable tsary hay aby! somary novice. Par cotre nahafantarako zavatra maaaro rizarei an tahaka ny "ayurdeva". Be koa moa ny sa tanana sy boky sy "enseignement" hatramin'ny solution-javatra maro
efa niainandrizareo an'arivotaonany tany hoe "efficace" ko!Donc on a "interêt" hoe mamantatra foana ko!
33. rakaroka
(
25/02/2008 00:40)
Isan'ny antony iray nanesika ahy hanao "méditation" dia nisy fotoan'andro MMmmmmaaaaaaaaaffffffyyyyyyyyyyyy loatra tamiko ny nieritreritra ny fahtran'ny "firenentsika" tena tonga amin'ny fitenenana ara-bakiteny hoe te -hando-danitra aho: Inn aza ny atao:roll:: tsy te hiraviravy tanana anefa koa tondro tokana tsy hahazo hao loatra, ny gasy namana na manodidina sns... tsy hita hoe inn aza no atao par rapport à telle situation rahateo mba samy efa manao izay ho afany?...Dia ny Partage international no nahatsinjo ny fitsitongilanana BBBe, ny tsy mety , miezaka mitondra vaha olana: vao miha tsara raha misy fiaraha-mientana amin'ny différentes "maitres spirituels" sy "Christ" sns...Heu... mbô miala nenina mikatsaka izay mahasoa aho : Inoako tsy isainy ho heloko!:wink:
34. cutie
(
25/02/2008 01:07)
valiako kely alou le ery ambony ery
Ka ny nahafantarako an'le mingongonona de tonga taty aminay ry zareo bhuddist monks avy any India sy tibet nitambatra de nahasarika oul betsaka ihany ry zareo. De nanao sand mandala ry zareo de avy eo nofafana le izy de nisy ceremony tao ariann;io miaraka ny meditation, za moa nijery fotsiny fa nahavariana ahy le oul mingongonona eo hihihihi sady @ zay mafy mitsy, de hoy za we tsy tsy mba hahasarika ahy ty meditation ty raha ohtr'zao :-D
Le fitaizam-batana ndray mety ny an-dry fa refa milamina ny vatana milamina koa ny saina e :)
Za mbola tsy nanao yoga, jogging sy dance ihany no ataoko :-P
Ny nahatonga ahy ho slightly mirona any @ le buddhism sy meditation koa de tsapako mitsy tsy ampy zany eo @ fiainako fa za alou tsy te hirona any @ jesus :-D
Ny tiako tenenina @ le tsy ampy de we tsy manana fahatoanian-tsaina manoloana ny zava-misy , ny an-dry moa zany le experience momba ny fahantrana any Dago.

35. ikaretsaka
(
25/02/2008 01:25)
rakaroka:
Fa ny tiako ho marihina, misy "connaissance" maro
iatrehany ny fiainana ary na teo aza ny tantara, tsy manery anao hihaino ireny izy fa ny iainanao ny fiainanao naturellement que possible.
Misy pratique maro tahaka ny "méditations", ny méditation koa misy karazany maro, misy ho an'ny initié, misy ambaratonga...
Izaho efa nanatrika méditation 400 personnes...
Heu...mikasika ny "intéressement" parallèle tahaka ny resak'i IKa.
Ho ahy miaina eto anivon'ny tontolo dia tsy "blem" mihitsy lé borne réligieuse. Tany Dago aho notenenin-jandriko noho ny fanaovana tee-shirt Yoga fotsiny aza: hoe maninn hono ianao no manao iny?...Ny tsy hainy dia ny Fantsay 'Chauvin" be ity aza anie ka mi-pratika yoga satria misy soa azo avy amin'izany. Ary tsy ho azon'izay tsy nanao izany! Raha maro tamindrizareo no nanana "éspérance de vie lava kokoa" driiiiy nisy fikojana fiainana tao ka!...
Tahka izany hoy raha Fianara "Soa fiantse rô" ka na ao @ Xiana na silamo sns...izay mahasoa dia sitonina e izay tsy mazavazava dia avela any:wink::lol:
izay mantsy:wink:
36. rakaroka
(
25/02/2008 09:47)
En faite mahafinaritra ahy ny nahafantatra fa ry Jesoa sy i Bouddha anie ka tsy mifanditra tahaka ireo mpanaraka azy avy; au contraire miara-miasa hahasoa ny tontolo!
Marina koa fa misy fomba eny ho eny tsy mahazatra loatra; tsy hita izay handraisana azy: tahaka ny "fifohazana mandroaka demony eo imason'ny hafa koa; ny hazo fijaliana, ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo .Fa dia miezaka mi-comprendre e . Ny tsy mampaninona loatra ahy amin'ilay méditation: tsapako tototra ny ao an-dohako ao, dia tsapa mihitsy ny avantage hoe mba "aeré-na" izany de tant en tant. 'ndrindra be no tran'ny stress aty::-*:-*:-*.
Araka ny resaka hoe : "prend soins de toi!" et raha
misy prend soins des autres koa moa ilay izy en-même
temps!:lol:'Ankehitriny tsy dia dramatisé-na loatra intsony ny fiainana. Misy fotoan'andro aho miaraka mpino Xtiana, mandray anjara adidy amin'izay vitako, dès fois miaraka amin'ny tsy Xtiana dia revena manja daholo.Ary mahafinaritra ahy daholo ny fiarahana :lol:

37. rakaroka
(
25/02/2008 09:58)
Heu...sady ny zavatra ataoko "cohérant" tsara!
I Jesoa nampianatra nivavaka hoe Rainay izay any an-danitra.
Amin'ny méditation atao io On s'adresse à "Dieu notre Père "aussi:
Tena iray ihany amiko fa ny fitarafana Azy no selon l'emplacementn'ny olona angamba. Ohatra hoe any an-kavanana no place isian'ilay mpitazana dia tsy ny visionn'ny olona aty aloha na aoriana no fahitany Azy.
Ary misy mpanalalana possible hoe "adéquate" kokoa à chaque firehana:roll::?: Ohatra ho an'ny Xtiana dia i Jesoa no sady raisina Atra rahateo,koa Izy. Dia tahaka izany koa ho an-drizareo Bouddiste. Dia tahaka izany ho an-drizareo Islamo, Hindhou,sns....

39. cutie
(
25/02/2008 16:04)
26. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 25-02-2008 00:48:16
Lohateny : Re : Ny Buddhism
Ary efa nojerendry ve ilay story of enlightnement dailymotion?
http://www.dailymotion.com/video/x3z8u9_buddha-a-story-of-enlightenment_business
Dia ahoana aza ny fahazoandry azy?
zao vo tafajery :)
Raha ny fahazahoako azy de ny oul tsirairay samy afaka tonga any enligthenement, miankina @ finiavana sy ny fahazotoana ihany io fa tsy misy ny miracle.
The way to get there : anao ny safidy, mila awake hono, araka ny efa nolazain-dry tery ambony :)
1- Misy fialana amina zavatra mahazatra: Ny ésprit de détachement". 'Ndraika abandon de l'égoisme.
2- Misy "état de conscience".
3- Misy "état d'éxpérimentation.
4- Misy " état d'illumination"
40. cutie
(
25/02/2008 16:07)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 25-02-2008 10:47:29
Lohateny : Re : Ny Buddhism
En faite mahafinaritra ahy ny nahafantatra fa ry Jesoa sy i Bouddha anie ka tsy mifanditra tahaka ireo mpanaraka azy avy; au contraire miara-miasa hahasoa ny tontolo!
Marina koa fa misy fomba eny ho eny tsy mahazatra loatra; tsy hita izay handraisana azy: tahaka ny "fifohazana mandroaka demony eo imason'ny hafa koa; ny hazo fijaliana, ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo .Fa dia miezaka mi-comprendre e . Ny tsy mampaninona loatra ahy amin'ilay méditation: tsapako tototra ny ao an-dohako ao, dia tsapa mihitsy ny avantage hoe mba "aeré-na" izany de tant en tant. 'ndrindra be no tran'ny stress aty:.
Araka ny resaka hoe : "prend soins de toi!" et raha
misy prend soins des autres koa moa ilay izy en-même
temps!'Ankehitriny tsy dia dramatisé-na loatra intsony ny fiainana. Misy fotoan'andro aho miaraka mpino Xtiana, mandray anjara adidy amin'izay vitako, dès fois miaraka amin'ny tsy Xtiana dia revena manja daholo.Ary mahafinaritra ahy daholo ny fiarahana
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 25-02-2008 10:58:41
Lohateny : Re : Ny Buddhism
Heu...sady ny zavatra ataoko "cohérant" tsara!
I Jesoa nampianatra nivavaka hoe Rainay izay any an-danitra.
Amin'ny méditation atao io On s'adresse à "Dieu notre Père "aussi:
Tena iray ihany amiko fa ny fitarafana Azy no selon l'emplacementn'ny olona angamba. Ohatra hoe any an-kavanana no place isian'ilay mpitazana dia tsy ny visionn'ny olona aty aloha na aoriana no fahitany Azy.
Ary misy mpanalalana possible hoe "adéquate" kokoa à chaque firehana Ohatra ho an'ny Xtiana dia i Jesoa no sady raisina Atra rahateo,koa Izy. Dia tahaka izany koa ho an-drizareo Bouddiste. Dia tahaka izany ho an-drizareo Islamo, Hindhou,sns
Tsara zany refa mazava @ njy ny lalana.
Za vo manomboka ka :):wink::wink::wink::wink: