TDM

41. ni81 ( 01/03/2008 13:28)
Tonga De Mangina daholo amin'izay ary fa ambara ny valim-panadinana e!
42. Papoose ( 02/03/2008 10:34)
Tonga De Mampangovitra zany
de tonga De Mampipararetra
avy eo Tonga De Mbratatatata
de tonga De Mif:-P
43. kiadi ( 03/03/2008 16:32)
aiza amizay aza le valipanadinana ohh!
44. Papoose ( 04/03/2008 04:24)
Tonga De Mifindra zay manana sosy hanaovana TDM sy nahavita TDM ka:-D
45. kala ( 17/03/2008 04:50)
Tara dia Miboredika

Mzava hoazy :oops:
46. tsiafoi1 ( 03/04/2008 05:46)
inon fa tsy Tonga De Mankalaza an'ilay raikalahy taloha ty
:-D :-D :°) :-P ;-) ^^ :?: :?:
47. bida ( 03/04/2008 13:52)
Tafiditra De Malazo :-D :-D :-D
48. yonikafopl ( 05/04/2008 08:57)
=)) =))
49. ikaretsaka ( 06/04/2008 01:00)
hay mbola mitohy ity?
aleo atao hoe tsy azo ampiasaina intsony ny "Tonga sy ny De" fa ovay teny 3 tena samihafa mihitsy e!

Tairo Daholo, Mamorona ary!



50. pisoudy ( 07/04/2008 12:47)
tonga de mamorona ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4483