TDM
21. antigone
(
25/02/2008 15:03)
mmmhh:
nisy nandefa rivotra Tonga De Maimbo.
mais non ts Tonga De Maimbo fa Tonga De Mamofona =))=))=))=)):P
22. ikaretsaka
(
25/02/2008 15:09)
reto koa Tonga De Mankalaza ny fofon-ketotr'ilay nandefa rivotra aby:-D
27. ikaretsaka
(
26/02/2008 15:59)
Tena Deba Masosotra koa izay prof manome zero Tarokatra De Mampijaly
28. mamzelkely
(
26/02/2008 16:40)
Ary manin mo n tonga de... fona le iz hihi :-D (za amnio ts mahita akory :oops: ) tonga de menatsa b (tdmb =)) )
31. Veloo
(
27/02/2008 18:01)
mamzelkely [ Valio ] 26-02-2008 17:40:27
Lohateny : Re : TDM
Ary manin mo n tonga de... fona le iz hihi (za amnio ts mahita akory ) tonga de menatsa b (tdmb )
njy tara train retsy a hiihhi
Tour Du Monde aky io mamz a:-D:-D:-D
34. mmmhh
(
28/02/2008 08:51)
Aza atao an'zany kosa fa mba nitady TDM tsisy Tonga De M, de io no mba hitako kay Tonga De Mahatezitra le izy,:-D:-D
38. ainaheri
(
01/03/2008 01:21)
Tonga De Mifaly doli refa mahazo sizé zany an,refa vel ny siflé Tonga De Manoratra haingana