tantely amam-bahona
1. penina
(
23/02/2008 03:56)
sao dia misy mahay an'ilay hoe:
...
tantely amam-bahona ny fiainana
(dia tsy haiko)
...
Misy maty ny ao andafy andrefana
tera-bao ny ao antsinanana
(dia tsy haiko indray)
lasan-dahalo ny tao ...
... omby vavy kely bory tandroka
(dia tsy haiko indray)
Fa Izy eh,
Izy no maka ary koa manome,
Izy no maka ary koa manome.
...
tantely amam-bahona ny fiainana
(dia tsy haiko)
...
Misy maty ny ao andafy andrefana
tera-bao ny ao antsinanana
(dia tsy haiko indray)
lasan-dahalo ny tao ...
... omby vavy kely bory tandroka
(dia tsy haiko indray)
Fa Izy eh,
Izy no maka ary koa manome,
Izy no maka ary koa manome.
novalian'i lazounet ny 24/02/2008 13:03
2. xxx
(
23/02/2008 04:42)
Antsoy hainga i Laingo, na ny vadin'i Dama fa ry zareo no tena mahay an'io izao
3. lemenakely
(
23/02/2008 05:43)
tarika LAINGO no tompon io hira io jereo ao @ tononkira fa mety ao
4. lazounet
(
23/02/2008 20:03)
Tantely amam-bahona ny fiainana
ka diniho, Ary hadio
Tantely amam-bahona ny fiainana
ka diniho, Ary hadio
Misy maty ny ao andafy andrefana
Tera-bao ny ao antsinanana
Tera-bao ny ao antsinanana
Misy maty ny ao andafy andrefana,
Fa izy é!
Izy no naka ary koa nanome (X4)
Faly indray ny ao andafy andrefana,
Terak'omby vavy ikala bory tandroka,
Nianihan'ny dahalo ny antsinanana,
Ka najombona fa very fananana,
Mionona ô!
Mionona mionona rahavako izany,
Mionona mionona fa aza tomany
Mionona mionona rahavako izany,
Mionona mionona fa aza tomany
Aut/comp: Haingo
Tarika Laingo 1981 ou 1982 tany ho any.
ka diniho, Ary hadio
Tantely amam-bahona ny fiainana
ka diniho, Ary hadio
Misy maty ny ao andafy andrefana
Tera-bao ny ao antsinanana
Tera-bao ny ao antsinanana
Misy maty ny ao andafy andrefana,
Fa izy é!
Izy no naka ary koa nanome (X4)
Faly indray ny ao andafy andrefana,
Terak'omby vavy ikala bory tandroka,
Nianihan'ny dahalo ny antsinanana,
Ka najombona fa very fananana,
Mionona ô!
Mionona mionona rahavako izany,
Mionona mionona fa aza tomany
Mionona mionona rahavako izany,
Mionona mionona fa aza tomany
Aut/comp: Haingo
Tarika Laingo 1981 ou 1982 tany ho any.
5. sitlo
(
24/02/2008 04:37)
Misaotra betsaka indrindra fa sady azoko ny tonony no fantatro ny mpihira.
Raikitra ndray aloha ny feokadradraka. :-D
Raikitra ndray aloha ny feokadradraka. :-D
7. lazounet
(
24/02/2008 13:03)
Ny tarika Laingo dia nipoitra avy ao @ Cité analamahitsy. Bandy mahafinaritra daholo ry zareo. Telo lahy izy au départ: RIRI de son vrai nom Saraely Ildérick, Haingo ary i Laza (tsy izaho).Toa t@ ireny emission jeudi hariva 'ny talentanay ankizy' ireny no nanombohandry zalahy. Avy eo moa dia natetika ry zareo no nampirevy teny @ CGM (cercle germano malagasy).Mpanao vacances tao Analamahitsy aho izay no nahafantarako an-dry zalahy. Taty aoriana nisaraka ry zalahy dia nanao taika manokana i RIRI : Tarika ILAY.
