Karazan'alika

1. xxx ( 22/02/2008 20:11)
Karazan'alika inona kay no mitomany valala?
novalian'i kofbay ny 13/03/2008 04:35
2. pissoa ( 22/02/2008 20:12)
alika be konetaka :oops::-D:-D:-D
3. ikaretsaka ( 22/02/2008 23:18)
ny alika noana sy manana probleme de mitomany valala aby
4. Rojoukel ( 23/02/2008 07:44)
Resak'alika
5. niryna ( 23/02/2008 07:59)
Rehefa misy olona ho faty eo an-tanana dia ny alika no maheno an'izany voalohany ka manao an'io mitomany valala io izy,tsy isan'andro izany fa rehefa misy toy izay.
http://www.naturephoto-cz.com/photos/others/fox-7594.jpg
Ny fositra indray na fox dia manambady iray ihany izy ka aina no fetra ny azy,raha sanatria anefa misy mivadika aminy ilay vavy dia miantso valala koa izy ary dia tonga daholo ny lahy eo amin'ny tanana mamono ilay lahy niaraka tamin'ny vaviny ,ary dia tsy tafa-petraka eo intsony iny lahy iny fa ataondry zareo angaredona ka km maromaro vao afaka mijanona ary izay indray vao mitady namana hiaraka hizaha sakafo satria mandeha andiany maro izy ireny rehefa mitady sakafo
6. jiolah ( 23/02/2008 09:07)
karazan'alika gasy:lol:
7. booboo ( 23/02/2008 11:28)
Pissoa > :-D:-D:-D:-D
8. ikaretsaka ( 23/02/2008 16:06)
faly ery ireto manasoketa alika nefa tsy arak'io rehefa rombotiny
9. booboo ( 23/02/2008 22:49)
:°):°)
10. ikaretsaka ( 23/02/2008 22:53)
'taovy tonga any aminay sy i kofbay any moa fa avoakanay aby ny alika vo mody omenay paiso nareo
11. ikaretsaka ( 27/02/2008 19:51)
routskshhhhh
12. ari.malala ( 28/02/2008 11:06)
za ts tia alika fa efa norombotin'ny alika tam mbola kely:-(
13. ikaretsaka ( 01/03/2008 00:23)
ko te hanadala azy ko..
raha ny resaka rombotiny no mikaonty tsy tena izhao izany no tsay tia alika indrindra fa za no anisan'ny norombotiny be indrindra ??
nefa contraire fa za tia alika
14. kofbay ( 13/03/2008 04:35)
io tahakan'ny ankizy mitomany gouter e! fa ny an'ny alika izany valala!;-) Ty aloha ry zareo mba tsidiho a! http://alika.i-love-dogs.com
hovaliako letsy ny mail ela ri ika fa tena zao vao itako f'izao nd1 za vao nakato a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2432